mitady vehivavy azo iarahana

1. xxx ( 24/04/2004 14:18)
izay mandefa mail 3 voalohany mahazo ny sariko
mitady sipa tsy mihoatra ny 23 ans iarahana maharitra ...raha misy

e_edenah@yahoo.fr
novalian'i fijo ny 13/05/2004 21:41
2. hery ( 24/04/2004 14:33)
Fa maninona no alefa any amin'ny email fa tsy alefa eto? Dia aseho eto ny solonanarana?

Asakasak'izay sahy aloha fa ny virus zao efa bedabe :)
3. ngama ( 26/04/2004 12:09)
ka le eto kous hono tsy mahazo mintsy kou :D lasa analndry zalahy fotsiny de mba mitady fika hafa ny oul.
4. aladin ( 26/04/2004 13:23)
filàn-dra tsy mahita ireny ry hery a!hindramina fotsiny ny takelaka andefasana anonce de miandry taty reraka any @ sisiny avy eo.Tena tsy milay tssss!
Manin ry xxxxx raha atao afisazy eny andalana io hafatra misy mail-nao io?be be koukou @zay ny mahita azy!
5. alz ( 26/04/2004 16:07)
Ngama angaha mbola tsy nahazo foana, nefa toa ôtran'ny tena mitovy amin'i Brad Pit mihintsy, zay lay hitako tamin'ilay sary.
6. fijo ( 28/04/2004 21:26)
ka mitovy fa tsy izy ,izay no olana
7. ngama ( 30/04/2004 11:36)
alz : tsy hita fa tena sarotra be ihany angamba le mitady ato e :-D le an'i aladin io angamba izao no andramana raha mety.

Fijo : ka tsy fidiny ho an'i lery anie no lasa nitovy tamiko e! efa lany lasitra ko angamba ny ao ambony ao :-D
8. ngama ( 30/04/2004 11:45)
alz : tsy hita fa tena sarotra be ihany angamba le mitady ato e :-D le an'i aladin io angamba izao no andramana raha mety.

Fijo : ka tsy fidiny ho an'i lery anie no lasa nitovy tamiko e! efa lany lasitra ko angamba ny ao ambony ao :-D
9. fijo ( 03/05/2004 22:46)
izay tokoa ngamba ko.ih,ih,ih milay e
10. benji ( 06/05/2004 14:48)
Diso milay loatra toa anay angamba ianareo dia mitady sipa d'origine koa , izay hita toa sadredra daholo, sa ts'izany!
11. fijo ( 07/05/2004 00:04)
tandremo ary sao variana miandry ao ka mokonazy no latsaka avy any.
12. ikaretsaka ( 07/05/2004 01:03)
zay mantsy hoa
13. mumu ( 07/05/2004 08:18)
hihihi mampime tss
14. fijo ( 10/05/2004 22:26)
kozy e.
15. xxx ( 13/05/2004 11:18)
xxxxx
ok
misaotra an-dry ry N... nanoratra fa tanteraka ihany ny fitiavantsika

xxxxx
mazotoa ry zalahy fa hafapo izahay 2
16. fijo ( 13/05/2004 21:41)
dia nanao XXX be ve le?mba tantarao hoe.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1231