Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nananie
(
03/05/2004 15:11)
Villa vanille.
Anarana film natao tany Dago io. Efa ela no nivaoka raha tsy diso za. Efa nisy nahita an'io ve nareo?...
tohiny
novalian'i zaira ny 19/05/2005 08:15
imailaka
(
03/05/2004 14:51)
fa naninona kay
- no nodianao tsy hita
- no nolalovanao fotsiny
- sy tsy nasianao sira
fa nataonao toy ny lalana divainao isan'andro
nihintsanan ny vovoky ny faladian kirararonao
saingy kosa nanamarika
sy nah...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/07/2004 23:34
yonikafopl
(
03/05/2004 14:19)
Hepathyte B ???????
Mba misy afaka manazava amiko ve ny momba io aretina io, aretina azo avy @ inona? ny fisorohana ny aretina, ny fitsaboana azy. Raha toa ka areti-mifindra dia @ alalan'ny inona ?
Azafady indrindra fa...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 16/05/2004 21:14
imailaka
(
03/05/2004 11:53)
Ataon ny vehivavy midelira
euh
rehefa dinihina eto
dia toa betsaka mintssss no ataon y jô midelira..........................
ary ny contraire aôna tsy de misy ve sa misy iany ny jô midelira amin ny kofy.
...................
tohiny
novalian'i pitchou ny 04/06/2004 18:14
xxx
(
03/05/2004 11:12)
fomba fanokafana site gratuit eto frantsa
mitady vonjy ry zareo a, tena tia hanokatra site e,
...
tohiny
novalian'i six ny 03/06/2004 06:33
xxx
(
03/05/2004 10:58)
Stk lyon vary amin'anana
Ny sampana tanora Kristiana eto Lyon dia faly manasa anareo amin'ny takariva vary amin'anana sy dinde Royal izay karakarain'izy ireo ny 11/0/06/04 ao amin'ny CCO 39 rue georges Courteline 69100 Villeu...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/05/2004 23:39
fatou
(
03/05/2004 07:39)
Angano kay ny GEN.1-6
Vao haingana vao kopy aho @ io toko sy andininy ao@ ny baiboly io.Nampametra-panontaniana ahy mihitsy mantsy izy io(toa otrn'ny misy zavatra tsy mety izany) oh:ny safidy nomen Atra ,ny momba an ilay v...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2004 23:55
hery
(
02/05/2004 22:39)
Hampitombo tahiry biz'oroka maimaim-poana
Manomboka androany dia misy fomba roa hampitomboana ny tahiry biz'oroka anananao. Ny iray maimaim-poana, ny iray kosa sadaina amin'ny antso antaroby ho an'ny namana mipetraka ivelan'i Madagasikara iha...
tohiny
novalian'i hery ny 04/05/2004 12:41
jhouhlambout
(
01/05/2004 10:51)
Anniversaire
Mba mahagaga ihany hoe: maninona ny olona no falifaly sy manao fety rehefa misy anniversaire? Ny anniversaire anie dia midika hoe nihena 1 taona indray ny andro ihainana eto an-tany e, zany hoe: miha...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/05/2004 19:09
fatsoraly
(
01/05/2004 05:37)
Oniversite Gasy => Brain drain
/****************************/
Ny mpampianatra:
- kely karama
- tsy misaina afa-tsy ny resa-bola ka manao ny fampianarana ho ambinambin’asa
- “mangalatra” na mampiasa ny fitaovan’ny oni...
tohiny
novalian'i zandrinifijo ny 20/10/2004 10:31
samoina
(
01/05/2004 03:21)
Premier Mai
Piremié mai.Mba andro tsy fiasana. Saingy tsy mampahita tory. Fa mampihanahana.Mampahatsiaro koa ireo mpanjana-tsaina s'ireo mpanjanan-tany . De mampivalaketraka. Mahalasa ny vinany. Dia mampitraka i...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 23:22
bido
(
30/04/2004 17:58)
koba sy voanjo ary tantely
efa nihinana angaba n'areo an ! fa ny tena tsara hitako aloha de Talatan ' i Volon ' ondry angamba ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 08/05/2004 03:51
booboo
(
30/04/2004 17:22)
anaran-tanana
fantatreo ve ny nahatonga ny anaran'ny tanana misy anareo na nandalovana ..... ...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 12/01/2015 05:04
samoina
(
30/04/2004 13:22)
Vadin-joky kilalaon-jandry
Inona no tena tiana ambara amin'io fa tsy azoko loatra. Ahoana ny handraisanareo azy ?...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 28/05/2004 07:46
rindranavalona
(
30/04/2004 12:39)
Maty Im-7 hono ...
Malaza be eto Dago fa misy karazan'olona maty im-pito izay vao tena maty. Toa Atandroy (Tsy ny rehetra) angaha izy izany.
Any amin'iny faritra avaratra iny dia nahita olona iray izay aho, malaza ho i...
tohiny
novalian'i didim ny 20/10/2015 20:30
alz
(
30/04/2004 11:51)
Rocky III, le retour
Ianareo ve efa mba nisy objectifs nohezahanareo notratrarina, dia nikofoka be ( niari-tory, nifoha maraina, nikotrana, nihinana tamenak'adody...) toy ireny tamin'ny Film Rocky ireny?
Dia ahoana?...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2004 01:24
psykatr
(
30/04/2004 11:46)
Hino an'Iza .... ?
Izao no tsapako t@ fandinihina ny forum tato: Ny mpino dia miandrandra fa misy Andriamanitra kanefa tsy afaka manome porofo mazava, ny Tsy mpino kosa indray dia manizingizina fa tsy misy Andriamanitra...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 03/05/2004 00:06
rfanjav
(
30/04/2004 08:43)
Fanontaniana fahazaza
Efa resaka eritreritra mandalo ihany ny ato,
ny ahy indray tsy eritreritra intsony, fa tena fanontaniana napetraky ny rahavaviko t@ izahay mbola kely mihitsy ity, d mba apetrako aminareo.
Hoy i...
tohiny
novalian'i fraulo ny 27/07/2004 07:43
ravatorano
(
30/04/2004 08:28)
RNM na ny radio nasionaly malagasy
Feno 73 taona ny RNM izao satria niorina tamin ny 29 avril 1931.
Maro ny zavatra niainan nizany radio nasionaly malagasy zany.Tao ny mangidy sy ny mafaitra tao koa anefa ny may toy ny tantely.
Ho an...
tohiny
novalian'i jaombilo ny 03/07/2004 12:24
aladin
(
30/04/2004 05:14)
firariantsoa
tsy azo ketrehana ngah raha hoe azo andefasana sy handraisana an'ireny karatra firarian-tsoa na "cartes de voeux" ireny eto @ namana?mba hifandefasana refa anniversaire na occaz samihafa e!...
tohiny
novalian'i aladin ny 30/04/2004 17:13
