Premier Mai

1. samoina ( 01/05/2004 03:21)
PiremiƩ mai.Mba andro tsy fiasana. Saingy tsy mampahita tory. Fa mampihanahana.Mampahatsiaro koa ireo mpanjana-tsaina s'ireo mpanjanan-tany . De mampivalaketraka. Mahalasa ny vinany. Dia mampitraka indray. Satria ny eto an-tany, tsy hilaozan'etraketraka. Ka tokony ho resena ny sento sy tomany.
Sokafy ny sainao, reveo izay hatao. Mba hafinarinaritra sy hampi-mai-mai !
novalian'i fijo ny 26/05/2004 23:22
2. voninkazokely ( 01/05/2004 15:07)
Fetin'ny asa nefa tsy miasa!
3. methode ( 01/05/2004 18:16)
Ary toa tena poeta ity samoina ity ko! Zay aloha ry voninkazokely niasa foana a!
4. ikaretsaka ( 02/05/2004 20:22)
ka eritreritra sendra mandalo ny revy ero ange ry namana .. samy mandefa ny azy izay olona manana.. samy mandefa ny aingampanahiny miakatra any .. dia izay hiverenanay... mba ianareo no maminany
Sa ahoana?
5. nananie ( 03/05/2004 14:19)
tsy misy maharatsy an'izany ka.
6. ikaretsaka ( 03/05/2004 16:45)
izay indrindra matsy ry nanaie
7. fijo ( 03/05/2004 23:26)
alefaso koa nen'i nananie e
8. xxx ( 23/05/2004 18:14)
tsy omby ny talentany eto
9. ikaretsaka ( 23/05/2004 19:00)
manantalenta tokoa io kala io a
10. fijo ( 24/05/2004 22:17)
aiza i nananie e.avoahy rangaha izay any fa miandry ny vahoaka an
11. kitjo ( 25/05/2004 13:59)
allo allo allo
12. fijo ( 26/05/2004 23:22)
shuuut,nahazo sipa dia le mody mialahala pa aloha fa variana mirevy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8417