Premier Mai
1. samoina
(
01/05/2004 03:21)
Piremié mai.Mba andro tsy fiasana. Saingy tsy mampahita tory. Fa mampihanahana.Mampahatsiaro koa ireo mpanjana-tsaina s'ireo mpanjanan-tany . De mampivalaketraka. Mahalasa ny vinany. Dia mampitraka indray. Satria ny eto an-tany, tsy hilaozan'etraketraka. Ka tokony ho resena ny sento sy tomany.
Sokafy ny sainao, reveo izay hatao. Mba hafinarinaritra sy hampi-mai-mai !
Sokafy ny sainao, reveo izay hatao. Mba hafinarinaritra sy hampi-mai-mai !
répondu par fijo le 26/05/2004 23:22
3. methode
(
01/05/2004 18:16)
Ary toa tena poeta ity samoina ity ko! Zay aloha ry voninkazokely niasa foana a!
4. ikaretsaka
(
02/05/2004 20:22)
ka eritreritra sendra mandalo ny revy ero ange ry namana .. samy mandefa ny azy izay olona manana.. samy mandefa ny aingampanahiny miakatra any .. dia izay hiverenanay... mba ianareo no maminany
Sa ahoana?
Sa ahoana?