Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
hery
(
29/04/2004 12:47)
Zo maha-zoky
Sendra mba nandinika ho'a zah dia mahatadidy hoe matanjaka be izany fizokiana izany taloha. Manana zo manokana ny zoky amin'ny samy mpirahalahy sy mpianadahy. Mbola misy ve io amin'izao fotoana izao e...
suite
répondu par fijo le 05/05/2004 23:08
nananie
(
29/04/2004 12:42)
"Capuera"
Iza no manao an'io karazana spaoro io ny namana?...
suite
répondu par fijo le 10/05/2004 23:10
nananie
(
29/04/2004 12:41)
Apandisita
Iza no efa nodidina an'io? Dia mila mijanona any @ hôpitaly ela ve? ...
suite
répondu par ludo le 01/08/2004 19:53
tsilan
(
29/04/2004 12:32)
Laoka saonjo
Laoka rondrony izy ity.
Voasany saonjo (iray lehibe)
tetehina toy ny mangahazo tetika
Totoina ny voanjo manta (1/4 kilao)
Andrahoina amin'ny rano roa zinga ny saonjo, ka rehefa mangotraka ny aro...
suite
répondu par mumu le 11/05/2004 09:29
nananie
(
29/04/2004 12:32)
Rômantika.
Nareo ve mino fa misy ny bandy atao hoe romantique? Dia ôtran'ny aôna aminareo ny kôfa romantique?
Misy miteny hoe bandy romantique hono attentionné be foana, sns......
suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 11:49
tsilan
(
29/04/2004 12:27)
Vaovao tselatra
Toy tselatra ny fiakaran'ny vidim-piainana rehefa nandalo ny rivodoza
Sahala amin'ny notselaran'ny varatra ny ny mfm raha nahare ny teny Amboanjobe
Tahaka ny nolatsaham-baratra ny SECES raha nihaino...
suite
répondu par ramaso le 26/08/2004 15:05
ravatorano
(
29/04/2004 11:15)
ny joro sy ny sorona ! ahoana ny hevitrareo momba azy ireo ?
Ny sorona dia fanaon ny zanak ' Israely raha nitalahoi na nanao fivavahana na nila fibebahana tamin Izy Tompo ry zareo.Voalaza ao amin ny Levitikaosssy koa fa tsy ny biby rehetra dia azo atao sorona a...
suite
répondu par hendry le 30/04/2004 18:30
tsilan
(
29/04/2004 01:32)
Andrebabe
Nahoana ary io tanana io no tsy hita mihintsy hatr'izao eh?...
suite
répondu par andry 1000 le 27/08/2016 08:33
hery
(
29/04/2004 00:12)
Tsy afaka mamaky hafatra ve???
Ho an'ireo izay tsy afaka mamaky hafatra ao amin'ny namana ity hafatra ity.
- Tato ho ato dia misy tsy misokatra ilay varavarankely (fenêtre) famakiana hafatra ho an'ny namana sasany. Ny antony dia ...
suite
répondu par voninkazokely le 30/04/2004 22:20
nananie
(
28/04/2004 15:50)
Mitady gasy avy ao Martinique na Guadeloupe.
Misy gasy avy any ve ato @ namana ô?...
suite
répondu par fijo le 17/06/2004 22:10
joda
(
28/04/2004 15:01)
nifanena tamiko ny 1 taminareo..
ce fut été trés bien n'est ce pas...A.....
suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 11:50
xxx
(
28/04/2004 14:58)
Fampirafesana sy ny lafitsarany
Raha milaza ny rehetra fa ratsy ny mampirafy. Dia mahavariana fa any Androy na any Anosy dia ireo fianakaviana ahitana vady be sy Vady masay dia lasa lavitra noho ireo tsy mampirafy. Ny antony dia sat...
suite
répondu par fijo le 10/05/2004 23:27
joda
(
28/04/2004 14:58)
ahoana re izany kotina sipa..
izany e...mba tiko ho fantatra...
suite
répondu par pitchou le 25/06/2004 16:49
xxx
(
28/04/2004 14:53)
heritreritra nandalo
Ampio raha sitrakao
Nisy heritreritra nandalo teo, fa aingam-pandeha be dia tsy arako.
izay nahtsikaraitra izay na nahita izay nandalo tany akaikiny tany dia mba ento eto zaraina...
suite
répondu par fijo le 27/05/2004 22:04
tsilan
(
28/04/2004 13:55)
Fiantsoana an-davan'andro
Matetika eo amin'ny fiaraha-monina Malagasy dia very anarana ny olona rehefa lehibe. Fa dia antsoina amin'ny anaran'andraikiny toy ny hoe mpivaro-mangahazo, sefo, direktera sns, na antsoina amin'ny an...
suite
répondu par tsilan le 23/05/2004 02:02
hendry
(
28/04/2004 13:27)
mofomamy
Ahoana kay ny atao mba hahatonga ny krema (crème) ho réussie fa zaho isaky ny manao gateau dia tsy mety foana ny krema. Ny théorie be dia be ny ananako saingy rehefa ampiharina tsy mety e!...
suite
répondu par ramaso le 03/05/2004 12:21
kitjo
(
28/04/2004 11:07)
vidim-piainana,hiakatra ndray
Nanapakevitra ny OPEP fa hampiakatra ny vidina petrole ka mitombo farafahakeliny hono US$4 .
Mila vola entina miady ny terrorisme hono znay zareo
D mbola hiakatra indray znay ny vidim-piainana fa...
suite
répondu par kitjo le 04/05/2004 05:09
rindranavalona
(
28/04/2004 09:13)
Omeko anao...
Nitady tononkira tato amin'ny namana aho fa tsy nahita ilay notadiaviko.
Tsy haiko ny titre sy ny mpihira azy:
Fa misy toa izao ilay izy:
Omeko anao, Tsisy fetra
Ny fitiavako rehetra
Satria i...
suite
répondu par fijo le 01/06/2004 23:14
xxx
(
27/04/2004 16:30)
En voie de disparition
Alerte, les malagasy font partie de espèces en voie de disparition. Protégez les. Au secourou, Vonjeo eh...
suite
répondu par xxx le 02/07/2004 19:34
zokinifijo
(
27/04/2004 13:27)
'raha niakatra 10.2% ny vidin ny vary
Araky ny vinavina nataon ny INSTAT dia niakatra teo amin ny 10% teo ny vidin ny vqry izay foto tsakafon ny ankamaroan ny malagasy .Raha ny fijerinay azy dia tsy marina ihany io satria raha 2150 fmg ny...
suite
répondu par fijo le 20/10/2004 22:09
