ahoana re izany kotina sipa..

1. joda ( 28/04/2004 14:58)
izany e...mba tiko ho fantatra
novalian'i pitchou ny 25/06/2004 16:49
2. ramoul ( 28/04/2004 15:00)
zany ve tsy drole b klé!?
3. hendry ( 28/04/2004 17:36)
fa maninona rehefa kotina bandy ny vehivavy tsy drole koa rehefa kotina sipa ny lehilahy drole? Tsisy maha-
samihafa azy zany amiko.
Aleo ry zareo efa nokotina sipa no hilaza azy.
4. fijo ( 28/04/2004 20:44)
tsyhitako mihitsy izay maha droly azy.milaza ny fitiavany izy ko.raha tiako izy dia ok,fa raha tsy izay kosa namana ihany e.
5. ikaretsaka ( 28/04/2004 23:08)
za mba gaga
6. aladin ( 29/04/2004 06:33)
tam'zah mbola classe de seconde de nisy sipa izay.de nataony daôly 'zao rehetra izao hoe ndao isika ndeha hiraraka mankary mankatsy de ndao hitsangatsangana,de nandeha nanatrika mariagen'ny havany aza izy de 'zah hono no notedaviny n'invitena hiaraka taminy(fa 'zah tsy nandeh)De nodiako fanina teny fôna de farany izy niteny de hoe hiniako tsy rarahina hono izy De namboraka de blablabla.Fa somary nampime alou eh!sady izy zokiko erintaona mahery.
7. aladin ( 29/04/2004 06:37)
de nilay kely le hoe mba ny bandy nray no mampifila ny sipa fa tsy voatery ry zareo fôna no hotambatambazana e!
8. six ( 29/04/2004 09:32)
milay
9. angie ( 29/04/2004 10:02)
Vavolombelona velona za zao za mihintsy no nanao 1er pas t@ sipako. Ka nahafiratra ahy ka dia inona no atao hiandry eo ve??? Sady ny important ange ny tohiny avy eo raha mifankatia tsy misy dikany intsony iny nikaoty iny ny loza dia ny mamarana satria raha niaraka foana avy eo misaraka... Courage ry zavavy a raha misy tianareo aza misalasala, na ato amin'ny namana aza a. Nareo lhl koa rehefa mba kaotiana dia aza miseho milay fa mba tsotra e, fo io fa tsy kilalao e....
10. nananie ( 29/04/2004 10:58)
Aladin tsy ratsy kosa izany kou!

Ze tian'ny tsi1-1 ihany. Misy karazan'ol somary tery saina dia tsy mety raha tsy ny lahy fôna no mande aloha.
11. zokinifijo ( 29/04/2004 12:59)
zà aloha koditra raha kotinà sipa izany fa hafa izandrilahy fijo.
tena mangovitra mipararetra mihitsy zà kalé , aleoko za iany no mikoty fa tsy azoko ny aiko ary zany akory tsy hidika velively fa mampifila kosa ilay kofa raha tsy tia na tsy mahazoazo an izany , indrindra moa fa hoe kerisay na tery saina.
Hafa mantsy raha sipa efa miaraka matetika aminao toa an i nahazo an i aladin , mety mba efa takatr i aladin ihany fa hafahafa ny fihetsiky rajobany dia tsy taitsa lery sady tsy nahombiazany koa le izy fa raha tiany v tsy avy dia niraikitra toy ny la colle fa nifakahita ny tia sy ny manina sa ahoana houzy aladin? fa na izany aza vitsy ny sipa toa an i angie sahy manao premier pas (nefa angie mety noho ny maha zongo azy v no nanaovanao an ilay izy).
i fijo no tena spesialista aminio fa eny ampanaovana sport ralery defa misy joba manasa azy foana
12. jhouhlambout ( 29/04/2004 14:59)
Koa samy manana ny fomba fijeriny io e! Sady efa samy mitovy zo "hono" izao ny lehilahy sy ny vehivavy ka izay ataon'iray zany afaka hataon'ny hafa et vice-versa.
Fa misy kalongany karazan-javatra tsy afaka ataon'ny andaniny fa ny ankilany fts et vice-versa...oh: miteraka, mip... mitsangana, sns......hihihi.
13. aladin ( 29/04/2004 16:09)
zokinifijo> hihihi!ie izy lou efa koboko tsara mints ny fihetsiny e!fa nodiako fanina araka ny nolazainy tsy de nahataitra ahy mants!ny tena nampne de nataony fiadivana 'zeh sipa tena nifankahazo akaiky tamiko(....) de tonga de mazava be!
14. fijo ( 29/04/2004 21:10)
arak'io lazain'i zokiko io dia misy matetika io ,fa ny loza anie dia matetika ilay tsy manaitra no manao azy e.fa za moa olona tsotra dia homeko fahafaham po ihany izy e.
15. samoina ( 30/04/2004 07:08)
Mahafinaritra koa ny manao 2ème pas fa aiza dia hanao premier pas foana e !
16. nananie ( 30/04/2004 09:22)
Nareo reto la tena mampime.
Fijo a! tsy mila mitady azy tsony zany za kou! hihihi!
Ary izokonifijo angaha tsy mba misy mpanantona? hihihi.
17. jhouhlambout ( 30/04/2004 12:10)
koa efa hoe tsy dia voany loatra izany kou, fa sura aho fa raha manja be ilay sipa dia tsy misy olana mihintsy
18. mimita ( 01/05/2004 14:22)
za alou ry reto tsy voako zany manao premier pas zany ka!!mety manao a refa tena bandy reviko fa mbola indirect ko!!
19. yonikafopl ( 01/05/2004 18:31)
Ka raha toa kosa ve fa hita hoe tia ilay bandy fa mety ho menatra koa izy ny hiteny, de le sipa koa efa tara, sasa-miandry ilay vava hilatsaka, ka tsy aleo tonga dia manao premier pas ve e!
20. jhouhlambout ( 01/05/2004 19:19)
zay mihintsy ka! raha miandry eo fotsiny dia tsy tonga n'aiza n'aiza, qui ne tente rien n'a rien!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9965