ahoana re izany kotina sipa..
61. tsie
(
12/05/2004 05:41)
ny ahy aloha le bandy foana no manao premier pas! fa za na misy manaitra ahy aza toa tsy sahy za ko! nefa raha ilay voalohany zay de sahy za ka
64. pitchou
(
13/05/2004 15:28)
fijo> tena tsy nahazo biz mihitsy ko! tsy nandalo tao an-tsaiko akory izany tsinona
65. bogosy
(
13/05/2004 15:53)
tsy hoe izany no mitondra ny fianako ry pitchou fa milaza ny zava-misy aho sady fampitandremana ihany
68. pitchou
(
15/05/2004 03:26)
d tonga d ialao pà i bogosy ry sipa namana isany fa tô tena hafahafa famindra ko!
70. bogosy
(
18/05/2004 09:33)
aza manao izany kosa ry pitchou fa aleo azavaiko tsara raha mampitandrina aho de zava- misy ilay izy ary tena am- pitiavana be tahaka ny mpitory teny ihany io raha mampitandrina fa tsy midika akory hoe izay lazainy dia izay no ataony.fa aza de manao izany kosa enao asa aloha....
73. chipie1
(
19/05/2004 08:19)
iza akia zany jifo ry mumu???
toa lasa nivadidela mintsy an!! hihihih
toa lasa nivadidela mintsy an!! hihihih
76. pitchou
(
20/05/2004 05:33)
hihihihi! fijo indray no miady ho an'ny hafa an! iza no omena bizzzz?
ary bogosy kosa mahay zavatra betsaka an! hatr@ toriteny!
ary bogosy kosa mahay zavatra betsaka an! hatr@ toriteny!
