ahoana re izany kotina sipa..
121. ari.malala
(
02/06/2004 10:57)
hahaha! ity fijo ity an! mahita tenenina mintsy! hay! tiko ary fijo d aôna ê! zay, sahy v za?
123. ari.malala
(
03/06/2004 07:38)
hihi! ie! sur le net ihany ka! tsy mahazo mi dépasse ny stade ny net.
124. mumu
(
03/06/2004 08:05)
ouayyy ooo misy déclaration d'amour be ato klé??
fijo arabaina enao zany fa nahita sipa an!! tsy hitady ho anao intsony za zany!
fijo arabaina enao zany fa nahita sipa an!! tsy hitady ho anao intsony za zany!
126. ari.malala
(
03/06/2004 10:46)
heu! azafady aky r'i mumu fa tena tsy nahalala aho â! ary hay le fijo ty tena joko tsoriaka mahasambo kary mintsy! ao aky fa averiko tsy anombinana fa tsy mety zany mandrombaka ny efa eny an-tanan'ny hafa izany ka!
128. yonikafopl
(
03/06/2004 15:47)
fijo, i ari malala angaha le sipa olioly mitsiky lava hi hi hi hi
arahabaina e!
arahabaina e!
129. mumu
(
03/06/2004 18:26)
ari.malala tsisy fady akia faly be za mahita anareo mifankatia!! de mahereza e!!
za mantsy nitady ho anazy ai njy efa eo!!
fa fijo kosa rangaha tsy miteny a!!
za mantsy nitady ho anazy ai njy efa eo!!
fa fijo kosa rangaha tsy miteny a!!
130. fijo
(
03/06/2004 20:49)
inona intsony moa no holazaiko fa dia hoe itadiavo ihany fa efa naveriny sahady aho e.
132. pitchou
(
04/06/2004 18:01)
hihihihi! ka fijo efa tenenina foana hoe tano ny azo fa sarotra ny miola! tsy mbola lasa lavitra izy fa ndana aingana enjeo!
133. yonikafopl
(
04/06/2004 21:50)
fijo tazony @ rambon'akanjony izy , mbola vao io ambaravarana io!
ari-malala miverena akia a
ari-malala miverena akia a
134. mumu
(
05/06/2004 19:10)
ari.malala mampalahelo akia ilay bandy a!! io ary nenjy fa mitomany!!
fijo ndana haingana mividy vonikazo sy sôkôlat de atoloro azy!!
fijo ndana haingana mividy vonikazo sy sôkôlat de atoloro azy!!
135. pitchou
(
06/06/2004 16:46)
ndray! aza ny rambon'akanjonyh ndrao mihitsana eo ny zipony vao loza! tazony @ tanany re e! ie! ataovy fehezan-draozy mena be!
ari malala a! mba andraso kosa moa akia a!
ari malala a! mba andraso kosa moa akia a!
137. ari.malala
(
07/06/2004 10:33)
ka i fijo anie kay efa manana d mbola miteniteny f^pona ihany ê! za anie tsy tezitra aminazy akory ê!
138. nikopol
(
07/06/2004 11:23)
Dia sasana eto amin'ny Forum ve ry Fijo sy Ari.malala ny lamba maloto?
Lay mifankatia hoa misy mialona foana!!!!
Lay mifankatia hoa misy mialona foana!!!!
140. chipie1
(
07/06/2004 13:19)
nikopol> ka naiza naiza alehanao, na mety na tsy mety ny ataonao de misy fôna ny mialona ane??
de aôna ry mumu sy fijo ary i ari.malala a!
:)
de aôna ry mumu sy fijo ary i ari.malala a!
:)
