ahoana re izany kotina sipa..
161. pitchou
(
10/06/2004 17:18)
yoni> aleo moa mba enao no manala henatra azy e! zaho marina tsy mahay an'izany e!
163. jhouhlambout
(
10/06/2004 19:41)
Koa laozanareo mihomey fotsiny kou... tsy aleo ve mitsaitsaika toy izay tonga masiaka!!!?
164. fijo
(
10/06/2004 23:20)
ka niafina kely aho fa menatra ni hiatrika ko.sady tsy dia mahay le miresaka dia naka hevitra tany amin'ny namana hafa.ary aza mihomehy moa ianareo e.
165. ari.malala
(
11/06/2004 06:27)
ha! hita indray! efa tsy menetra intsony zany zao fa efa mahay miresaka tsara?
168. pitchou
(
17/06/2004 08:38)
asio tako-kenatra re fijo fa avoahy ny hevitra iaraha-mijery a! ao marina fa tsy adalanay e! hihihi
172. pitchou
(
18/06/2004 07:27)
inona indray ity resaka slipo n'i fijo ity? mba mahalala menatra fa mba efa lehilahy lehibe! tttssssssssss!
ary angaha ny anao any no fitoeran'ny hevitra? hitako no menatra ko! hihihihihi
ary angaha ny anao any no fitoeran'ny hevitra? hitako no menatra ko! hihihihihi
174. fijo
(
21/06/2004 22:48)
ka i pitchous ihany no miresaka takokenatra eo ko inona indray.inona no atao hoe tako kenatra tsy slipo?
177. pitchou
(
22/06/2004 16:21)
ka i fijo hono saro-kenatra dhouz zà hoe takony ny henetra ko inn ary ty? ka takonana @ inn ary fa tsy tako-kenatra? sa inn no anaran'ny fanakonana henatra
178. fijo
(
22/06/2004 22:31)
raha ilay henatra miresaka ny takony dia toaka na zanatra hafa.fa raha ity takokenatra lazainao ity dia slipo ko.
179. pitchou
(
23/06/2004 05:12)
d fijo no mamilana eritreritra ko! zavatra henatra miresaka no noresahana teto d nalefanao tany @zavatra hafa le izy zany! asio zavatra hafa zany!
180. pitchou
(
23/06/2004 15:43)
ary inona alou no nahatonga an'i fijo nijery slipo teo e! ny oul tsy nisy nieritreritraan'zany!
