ahoana re izany kotina sipa..

101. ari.malala ( 28/05/2004 09:24)
Tsy azonareo ny tiko tenenina, tsy hoe ilay mikôty sipa anie no ratsy ê! Za manokana aloha tsy mlbola nanao an'izany satria ohatran'ny hafahafa ihany izany amiko manokana, fa ilay ratsy tiko tenenina anie dia ilay hoe mifoka rongony na misotro toaka tafahoatra ê!
102. pitchou ( 28/05/2004 16:12)
ngah aloha zo ny mipips eny amoron-dalana e? haratsian-toetra sy fitaizana izany (sic). Hafa ny atao hoe zo!
ari malala> marina aky raha izay rehetra tsy mbola natao d tsy atao mihitsy avokoa raha hisy fiainana vanona? ohatra hoe tsy mbola nihinana pizza mihitsy d tsy hanandrana ve indry?
103. chipie1 ( 28/05/2004 17:36)
zany oe tsy azo tafaotra zany ry i ari-malala???
104. ikaretsaka ( 28/05/2004 19:41)
ka io ange le heo te ah te de rehefa avy eo tsy te tampoka e.. ahoan aihany ary
105. nikopol ( 28/05/2004 20:32)
Mahafinaritra ny kotina sipa.
106. yonikafopl ( 29/05/2004 01:06)
aleo i nikopol no hitantara azy e!
alefa le izy e!
107. nikopol ( 29/05/2004 10:47)
Yoni a, raha te-hanome fahafinaretana ahy ianao dia kôtio aho (ary mety hahita fahafaha-po miaraka isika) saingy azoko antoka fa azonao ny position-ko raha toa ka tsy ho tantaraiko amin'ny hafa mihintsy hoe tahak'izao ny nikôtinao ahy.
Yoni, miandry aho an!
108. yonikafopl ( 29/05/2004 16:29)
nikopol hi hi hi hi hi hi
aleo ny ahy hataoko ampaha-bemaso eto ho ren'ny vahoaka ary kou.

Tiako ianao na tsy fantatro;
tiako hitantana ny tanako,
tiako hanoroka ny molotro;
handray ilay fitia hatolotro.

Tiako ho ren'ny vahoaka;
ilay fitia izay nitroatra;
satria ianao sasa-niandry;
ka indro avy aho hiantsampy.

hi hi hi hi hi hi lol
valio aho an ! ha ha ha ha ha
chutttttttttt! aza dia matoky loatra le aingam-panahy an!.....
109. nikopol ( 29/05/2004 20:41)
Yoni,
Ny aingam-panahy
manainga ny "ahy"
dia ny ara-batana ihany,
raha tianao zany :
dia fitiavana "fopla"
hantaontsika "sôkla".


110. chipie1 ( 29/05/2004 21:04)
hihihi
111. ralipo ( 29/05/2004 22:10)
Tsy ol 1 ihany ve reo????

Sipa mikoty bandy ve? Miankina @ circonstance no mampilay na tsia azy.

Amiko aloha toa mikoty bandy fona ny sipa fa somary misy subtilité kely fona.

Sipa directe aloha tsy dia maro fa ny manjono bandy de misy.
112. nikopol ( 30/05/2004 10:05)
Ralipo : olona roa izahay fa tsy iray. Rehefa lasa iray izahay dia mety ho lazaina ihany ianao.

Mialona anga ralipo fa romentique be lay tantaranay?

113. ikaretsaka ( 31/05/2004 03:52)
inona ary reto ?
114. chipie1 ( 31/05/2004 08:57)
oups!
115. yonikafopl ( 31/05/2004 14:28)
oups ! hi hi hi hi
oh ! la! la!

Niko,
raha fitia batabata,
na koa fitia tsapatsapa
vokatry ny aingam-panahy
dia hifampizaran-tsika dahy.


ny vatako vatako ihany,
ny anao vatanao koa
fa tsy noho ilay aingam-panahy,
no hanambatra antsika roa.

sotsa akia nikopol a!
116. nikopol ( 31/05/2004 19:44)
Yonikafopl+nikopol => amour sur le net
117. yonikafopl ( 31/05/2004 23:03)
nikopol hi hi hi hi hi hi hi hi hi hi hi hi h hi hi hi hi hi
fitia sur le net ,
nitsiry ho azy vetivety.
118. nikopol ( 01/06/2004 06:12)
Yoni a : tsy kisendrasendra angamba no nahatonga ny solonanarantsika hitovy.
Planety avy aiza no nisy anao?
119. ari.malala ( 01/06/2004 10:27)
ka izoa anie r'i pitchou ê; marina aloha fa hoe ilaina ihany ilay manandrana, fa raha @ io taranja io aloha aky toa tena ohatran'ny mampisalasala ahy be ihany ka!
120. fijo ( 01/06/2004 21:21)
ari malala an,raha izay no mampisalasala ano,dia manandrama aminay eto,fa tsy haninona akory ianao.izahay tsy hanaikitra sanatria,fa mety hitsentsitra raha sendra fitia.
mahereza e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086