ahoana re izany kotina sipa..
186. maintsokely
(
25/06/2004 07:52)
izaho efa nokotian'ny sipa saingy ny olana dia tsy fantatro le izy ra tsy herinandro taty aoriana. nantsoiny tamin'ny tel aho (namako ihany ilay izy) ho any amin'ny parc dia tampotampoka teo izy dia niteny hoe : misy zavatra tiako holazaina aminao, nandainga taminao aho ry maintsokely fa izaho mbola tsy nisy nisy niaraka tamiko izany hatramin'izay bla bla bla. Izaho moa tsy kôpy dia nisara maina izahay
187. pitchou
(
25/06/2004 16:48)
hay zany maitsokely fanina tanteraka raha vao blablabla ko! tokony nametra
188. pitchou
(
25/06/2004 16:49)
tokony nametraka fanontaniana b d b enao na mba namaly blablabla b ko
