ahoana re izany kotina sipa..
141. mumu
(
07/06/2004 13:36)
chipie1 inona ny hidiran'ny mumu ato njay???
ari.malala sy fijo io za mitan-jiro fotsiny!!
ari.malala sy fijo io za mitan-jiro fotsiny!!
142. vegas
(
07/06/2004 13:56)
Mitanjiro no idiranjy ao ko inona njay aza? Piho fotsiny ny jiro refa ilaina piana...lol
143. samoina
(
07/06/2004 14:10)
Raha maty jiro izany de tsy maintsy mitady lahinjiro hafa ho tanana ao @ haizina izany mumu ? Tanjemo ny zeu de main !!! haha
144. mumu
(
07/06/2004 14:21)
samoina vegas refa maty ny jiro de mande mody za kou inona!!
tefaka no azo raha misy zeu de main eo!! hihihi
tefaka no azo raha misy zeu de main eo!! hihihi
145. ari.malala
(
07/06/2004 14:33)
ka sur fa tsy hisy zeu de main satria tsisy n'in'in ko! mampalahelo oa ilay efa nampitadiavina sady sao d izy aza le izy d mody manao sinema zareo ê! aoka ihany ka!
148. fijo
(
07/06/2004 23:14)
ih,ih,ih,tsy hay intsony ity hoe iza no naninona.ny mpamporisika moa manao ny ataony,ny lasa dila;ny hafa te hiditra mihazohazo.ee,aleoko ihany mihinana baombao ka.
150. ari.malala
(
08/06/2004 10:34)
ka enao anie mampiahakahankevitra r'i fijo ê! eo ianao mampitady hay kay enao efa nahita d mody mitenitenyu fôna aty amiko aty! tsy hitako intsony izay anaovana anao, marin'ê!
154. fijo
(
08/06/2004 22:55)
mumu>homeko m&m's ianao fa aza matahotra ka.
ary nampiresaka sipa taiza indray moa ity fijo sarokenatra sy virja e?
ary nampiresaka sipa taiza indray moa ity fijo sarokenatra sy virja e?
157. mumu
(
09/06/2004 11:54)
fijo enao mampiresaka sipa eto amin'ny serasera eto!!
sarokenetra?? virja???? aleho kou za himé kle!!! hihihihihi
sarokenetra?? virja???? aleho kou za himé kle!!! hihihihihi
159. yonikafopl
(
09/06/2004 23:25)
porofoy marina fijo a! fa raha menatsa ianao ny hilaza dia i pitchou hanampy anao hanala henatra hi hi hi
160. ari.malala
(
10/06/2004 06:37)
ary tena b mpiaro mintsy i fijo an! hm! hafa kely! zany v de mba hoe... virja ê! saronkenatra ê... aleo imehezana fotsiny
