ahoana re izany kotina sipa..

81. ari.malala ( 21/05/2004 14:45)
Ohatran'ny hafahafa ihany zany hoe vhv ndeha hitory fitiavana @ lhl zany k!
82. ikaretsaka ( 22/05/2004 03:43)
fa ahoana... menatra angaha i ary malala .. ny tsy azoko aneg de maimaika ery mitory egalite de sexe.. rehefa avy eo tairina ...mihemotra indray e... aiz aihany ary
83. pitchou ( 22/05/2004 21:04)
ahoana kosa ianao no manaitaitra azy ry karetsaka? laingany izany ari malala fa rehefa tianao d lazao a! sao ataony indray hoe tsy tia a tsy tia nefa tara be!
84. ari.malala ( 24/05/2004 12:06)
ie, za alo menatra ê! sady tsy mbola nanao an'izany aho! fa za alo v r'ikaretsaka no nitory égalité de sexe t@ iza â!
85. ikaretsaka ( 24/05/2004 15:25)
tsy heo ianoa ry ari malala fa ilay hoe amin'ny akampobeny ilay hoe oe te hitovy amin'ny lehilahy dia zavatra ataon'ny lehilahy aby ro atao... ko raha te hitovy @ lehilahy nefa tsy sahy akory mikoty dia inona fotsiny?
86. yonikafopl ( 24/05/2004 16:28)
ikaretsaka ka tsy dia ilay fikotina sipa loatra ange no atao dia hitovy aminareo lhl ny vhv e! fa raha izaho aloha rehefa tiako dia lazaiko e! fitiavana io ko, fitiavana tsy raikitra tsy maharatsy fihavanana.
87. donemaskit ( 24/05/2004 16:48)
milay mampimé ilay kôtin'ny vehivavy ; mahafinaritra aloha lé mahita hoe, sahy nanao hezaka kosa ilay sipa ho an'ahy klé !!
88. chipie1 ( 24/05/2004 20:43)
: )
89. ari.malala ( 25/05/2004 10:40)
Hay v ê! ka zao anie r'ikaretsaka ê! tsy any @ ilay resaka fikôtina no hoe tian'ny vhv hitoviana zo @ lhl. @ fomba ahoana moa ohatra no ahafahan'ny vhv hi pipi eny amoron-dalana toy ny ataonareo ka!
90. mumu ( 25/05/2004 12:05)
ari.malala hihihihi
91. pitchou ( 25/05/2004 15:30)
i ari malala indray izany te-tsy hanana zo izany? mitady raharaha indry!
ny atao hoe égalité de sexe ange ry karetsaka d fanana zo hanao izay tiana atao toy ny rehetra fa tsyfinganina na sakanana satria vhv e! raha te-hikoty anao izy d avelanao fa tsy anaovanao komantera 300 pejy, raha tsy te-hikoty anao izy d tsy tsikerainao ao antin'ny 300 pejy!
92. fijo ( 25/05/2004 23:46)
ka rehefa te hitovy dia porofoy fa mitovy e.vitanay izao,dia mba hataovy koa.izahay anie tsy te hitovy taminareo e.ianareo ro nilaaa.
93. ari.malala ( 26/05/2004 05:44)
pitchou â; tsy hoe tsy te hanana zo aho raha namaly, fa fomba ahoana ary hoa no ahafahandry mipipi ery amoron-dalana toy ny fataon'nylehilahy ka! sa hitingitingina tsy hahalala menatra toa azy ireo koa indry? hay moa zareo mitsangana ka!
94. chipie1 ( 26/05/2004 10:00)
misy kousa ane ny azo atao sy tsy azo atao e!! oatra zao io resaka mipips amorondalana io...
95. mumu ( 26/05/2004 10:50)
fijo fa iza kou no mba te hitovy aminareo??

kou raha tsy ny fomba fi pips no ampitovy antsika knou!!
96. chipie1 ( 26/05/2004 18:46)
hihihihihi mumu
97. fijo ( 26/05/2004 22:18)
ka izany anie ry mumu no dradradradraina eran tany hoe fitovian jo e.ka dia ataovy ary e.
98. ari.malala ( 27/05/2004 13:11)
aza raisina ara bakiteny izy io ry fijo â! fa tsy hoe izay ataon'ny lehilahy dia ataon'ny vehivavy koa na ratsy aza.
99. ikaretsaka ( 27/05/2004 19:21)
fa angaha ratsy ry ari.malal any mikoty sipa?.. aza manao sipa ary ko
100. fijo ( 27/05/2004 21:23)
hita wa,mampiseho fitiavana ve dia ratsy????io no zo itoviana voalohany raha te hitovy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.043