ahoana re izany kotina sipa..
21. pitchou
(
02/05/2004 17:32)
ka ny komika anie d betsaka ny lhl be vava fa rehefa tojo ny tena tiany d tsy mahita lazaina e! mihanahana otran'ny gana fotsiny d raha tsy misy mampidi-dresaka izany d mifampijerijery eo fotsiny, farany lasa ilay sipa (raha tsy sahy hiteny mialoha) d samy marary fo eny!
22. yonikafopl
(
02/05/2004 18:27)
ny ahy aloha raha toa ka tiako dia tonga dia koziko e! rehefa tsy tiany moa aho ataoko ahoana fa dia mangina, fa mba efa olona fantatro kosa no hataoko izany fa tsy izay vao hitako vao teo akory.
23. jhouhlambout
(
02/05/2004 19:51)
tsara ilay hevitra fa @ praitka angamba mety hisalasala ihany an?
24. ikaretsaka
(
02/05/2004 21:02)
mbola tsy sendrany marina ialahy ry Jhoul fa tena ialahy indray ny hihanahana ah. fa marina aloha io an'i Pitchou hoe misy koa ny an'ny sasany lasako vavany fotsiny e.. fa efa mba tsar aaloha ilay misondroka grade hoe efa mba manaiky ilay heo mahazo mikoty koa ny vehivavy
25. pitchou
(
03/05/2004 10:49)
fa ahoana tsara moa izany ny fomba fikôty lehilahy e! ny tena manko ny kotina no mahazatra! sa mitovy @ fanaon'ny lhl rehefa mikoty vhv ihany? hihihi! misy sarotra ihany ny mampiasa azy ko!
26. mimita
(
03/05/2004 14:42)
aiza ko no mande ho azy zany?mba ampianaro marina zay e!!ahona zany mikoty bandy zany?
27. nananie
(
03/05/2004 14:47)
hihihi.
angamba kosa tsy misy règle @ io e! Arakaraki'ny fandehan-javatra io. Mety we mindrana stylo @ le bandy bôgôsy be iray kilasy @nao dia mande ho azy avy eo. Misy ndray efa mpinamana ela ela de avy eo moramora ihany ny hilazana azy an'le izy. Tsy haiko lereto fa betsaka ny zvt azo atao refa misy imagination kely ny tsi1-1.

29. fijo
(
03/05/2004 21:26)
nananie>zavatra efa taloha anie io e.
ny hitako aloha dia ilay manatitra ilay namana iny ,ka rehefa tonga eo akaikin'ny tranony dia tonga izy avy dia manoroka.vahotra kely marina aloha ny tena satria hoe namana io,fa avy eo lasa hoazy satria kay moa eo izy tsy namana intsony.
ny matetika koa dia ilay mifampindrana kahier sy boky dia misy mot kely voatsipika any na voasoratra pensily hazo.dia mody miara mianatra avy eo dia hafa ny hiafaran'ilay fiaraha mianatra.asa izay an'ny sasany.(taloha ireo an)

30. yonikafopl
(
04/05/2004 11:32)
betsaka ny azo atao fa tsy mila fianarana io ry reto a! arakaraka ny fifandraisanareo sy ilay bandy io, arakaraka ny fisehoan-javatra ihany koa
31. pitchou
(
04/05/2004 16:03)
azo atao koa izany ilay manao teny mahatezitra be ireny aminareo? hihihi!
fijo> ko raha alina b v d ndeha hanatitra kosa ilay sipa raha hikoty anao?
fijo> ko raha alina b v d ndeha hanatitra kosa ilay sipa raha hikoty anao?
32. ikaretsaka
(
04/05/2004 19:59)
le sipa ry pitchou no miteny hoe atero aho ka.. indrindra ilay maizimaizina fahavaratra aviavy orana iny.. .. iny ny tena fika fikotian'ny sipa bandy de avy eo de mody heo merci de mahazo oroka..
34. fijo
(
04/05/2004 21:49)
ka izy no haterina rehefa mirava ka.dia mody mitampify aminao izy dia ny tena koa mody mafana be eo.(taloha izany e)
37. nananie
(
06/05/2004 11:31)
hahaha
Ikaretsaka, mbola tsy nanao an'izany za ka.Tsy sahy za! raha tsy hoe efa namana efa ela izy de ataoko carte sur table we ... de hita eo zay fandehany avy eo.
Ikaretsaka, mbola tsy nanao an'izany za ka.Tsy sahy za! raha tsy hoe efa namana efa ela izy de ataoko carte sur table we ... de hita eo zay fandehany avy eo.
39. mumu
(
06/05/2004 15:34)
hahaha! tsy itako we inn no mahamenatra raha itanao we revenao ilay kôfa, fa tsy manao otrany ny fikotina bandy kosa alou e! somary omena sourire malefaka zay izy de....
40. fijo
(
06/05/2004 21:30)
alefa mumu an,sao mbola mba misy manao izahay nefa tsy kopy.
mba lazao moa e.
mba lazao moa e.