ahoana re izany kotina sipa..

41. ikaretsaka ( 06/05/2004 23:38)
ianaranay @ .. rehefa...
42. pitchou ( 07/05/2004 15:52)
za aloha efa imbetsaka no niteny t@ bandy hoe atero e! araka ny tenin'i karetsaka hoe efa alina maizina, avy ny orana sns fa raha niandry zavatra hafa izy d za zany no tsy kopy d izy wain ko inona moa! tsy fantatro hoe fomba fikotina izany ko! Merciiiiiiiiiii no nataoko nalaza
43. ikaretsaka ( 07/05/2004 17:56)
dia tsy mahazo na bis kely sy sakambinma ve le bandy? mikam,bana elo ohatra na tsy haiko
44. pitchou ( 08/05/2004 05:12)
raha mikambana elo aloha d tsy maintsy mifampisakambina, nefa matetika ahy ny elo fa ny lhl tsy mba tia mivimbina an'ireny ary ny elom-behivavy dia kely! fa ny hoe biz sy ny sisa, tsy nahazo! za tsy nahalala hoe fanao izany tsinona! d mbola voasazy indray nefa lery hanatitra ny elo ny ampitson'iny satria entiny mody ny elo raha tsy te-ho kotsa izy rehefa avy manatitra!
45. yonikafopl ( 08/05/2004 20:24)
raha bandy tsy reven'i pichou kosa angamba tsy asain'i pichou hanatitra kosa e! sa...
46. pitchou ( 08/05/2004 20:37)
raha bandy tsy azoko antoka na mahasosotra ahy d tsy angatahako serivisy izany mihitsy! fa izaho kosa aloha tsy mbola nanana hevitra ambadika izany rehefa mampanatitra! amiko izany tsy fomba fikôtina ilay hoe andao aho atero, ka d wain raha nanantena ko ataoko ahoana?
47. ikaretsaka ( 09/05/2004 00:44)
dia ahoan any ataon'i pitchou raha tena misy bandy maha taratara ohatra ka mampi te hikoty?
48. mumu ( 09/05/2004 08:36)
raha bandy tsy kopy aminizany kousa de efa bandy zefa e hihii....
Aleo ialana
49. pitchou ( 09/05/2004 18:46)
be jeux ny sipa rehefa hanafina hoe tara @bandy iray, matetika marina izany. Fa ny bandy b jeux rehefa mila zavatra @ sipa dia mody hoe tara! asa izay manana ny rariny?

Fa marina ny nolazain'i mumu hoe rehefa tsy kôpy ilay bandy d tsara kokoa ny miala!
50. aladin ( 10/05/2004 08:27)
kaaayyy! vô tratra ndray ve rangah 'zah omaly alahady!nianatra confirmation tany am-piangonana de tonga oa le sipa de nipetraka teo akaikiko!de refa niresaka kelikely teo niandry mpampianatra de tonga de niondankondana be teo an-tsoroko izy!kay!De tsy hitako 'ze natao 'zah tsy afaka hanao hoe mbay tany nefa ny mpiara mibôsy rehetra de nijerijery daôly!De vita ihany ny teo fa avy eo refa nody de niditra tao anaty betax aho,tonga de nifindra teo akaikiko izy de navelany nipetraka rery teo le jôba namany!Ny tany am-piangonana amin'io tsy lazaina tsony ny fijerijereny ahy mandram-pirava! Ie! de nody fanina toy ny mahazatra ihany aloha ra-aladin e!hihihi!
51. aladin ( 10/05/2004 08:30)
Somary mahafinaritra ihany lou le izy satria miala @ mahazatra e!fa saingy nataon-dry lerony fanalana kely mints aho kou!
52. yonikafopl ( 10/05/2004 13:45)
dia mba nanao ahoana aloha ny fihetseham-pon'i aladin e! na dia nody fanina aza moa tsy maintsy mba nisy klke chose ihany tany e! hi hi hi
53. aladin ( 10/05/2004 14:22)
nafinaritra oa!de mety faly ihany kou ngamba.de fier de afa-po sy ny sisa e!hihihi!nefa sadaikatra ihany na de izany aza
54. pitchou ( 10/05/2004 16:42)
d tara zany enao?
55. jhouhlambout ( 10/05/2004 17:56)
hm....
56. aladin ( 10/05/2004 21:30)
nankafy aho fa tsy hoe tara e!ôtran'ny hoe manao experience na aventure!hihihi!
57. fijo ( 10/05/2004 22:00)
ary raha an'ilay bandy ny elo ry pitchou dia ahoana?
58. bogosy ( 11/05/2004 09:59)
io no mahatonga ny bandy ho ratsy saina tsindraindray satria mieritreritra ny kofa hoe môla le joba de tsy maintsy hoe atao aloha izy.
raha ny antony dia tsy hoe isan'andro no misy an'zany.Mety ho tena fitiavana ny an sipa fa banady bandy foana tsy mahatoky hoe tia raha tsy midona aloha.Zany hoe amizao efa tsy tokony hahagaga izany satria izay no kobon bandy am film
59. pitchou ( 11/05/2004 17:01)
voa mafy enao ry bogosy raha izany no mitondra ny fiainanao
fijo> d tsy mila miverina manatitra ilay elo izy ka!
60. fijo ( 11/05/2004 22:50)
de tsy mahazo biso kkkkkkkkeeeeellllyyyy akory ve.bitika fotsiny anie aloha e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0686