Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery ( 27/04/2004 11:00)
Vaovao : 500 isa = 1 tahiry biz :)
Ny isa voarain'ny namana tsirairay tamin'ity volana avrily ity dia miova ho bizoroka amin'ny voalohan'ny volana may. Ka ny isa 500 dia miova ho biz'oroka iray fanampin'izay efa tokony ho azonao isambo... tohiny
novalian'i hery ny 02/05/2004 22:47
joda ( 27/04/2004 10:00)
sady bogosy be no manankarena be...
arretez de vous délirer les filles vous me donnez envie de..... tohiny
novalian'i fijo ny 08/06/2004 22:43
besoiiin ( 26/04/2004 19:22)
materialiste sa fadiranovana???
matetika ary mazàna ny sipa gasy dia mifidy bandy iarahana! tsy miaraka izy ohatra raha tsy manana fiara ianao na nike ny kiraronao! na vazaha ianao... etc raha tena mba manana ny hoentimanana moa ia... tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2004 20:00
ramoul ( 26/04/2004 16:41)
racisme
betsaka ny tany mbola manao an'io zavatra io. Misokatra ny hevitra koa mangataka anareo izay tsy manaiky an' io zavatra io na ny manaiky... tohiny
novalian'i ramaso ny 08/12/2004 18:40
xxx ( 26/04/2004 16:28)
tononkalo
manin kou kay raha asiana hoe mpanoratra be mpankafy ao @ tonkalo io... tohiny
tsilan ( 26/04/2004 16:03)
Tsy aritra
Nahoana ny tany betsaka antsika mainty hoditra no mikoratan-dava eh? Any Afrika, eny amin'ny faritra be mainty any Eropa, USA, na aty Ambodinisotry, Manjakaray sns.... tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2004 23:23
oully ( 26/04/2004 09:55)
Made in Dago
Nandeha nijery ity pâty fanaovana sambos ity zaho tamin'ny week-end teo dia gaga raha nahita bôaty de konserva tena vita malagasy ary amin'ny teny malagasy, tao amina sinoa iray: ravitoto, voanjobor... tohiny
novalian'i kitjo ny 11/05/2004 11:07
joda ( 26/04/2004 09:45)
ny vehivavy no saropiaro kokoa..
noho ny lehilahy @ ankapobeny... tohiny
novalian'i pitchou ny 02/07/2004 18:41
librepenseur ( 26/04/2004 07:37)
Marc 15:34 "Mon dieu, pourquoi m'as-tu abandonné?".
Fa naninona no tsy nanana ilay famantarana ny ho avy intsony i Jesosy (sens de la divination) ?... tohiny
novalian'i fatou ny 07/06/2004 20:13
ikaretsaka ( 25/04/2004 22:53)
ICTIONNAIRE DU LANGAGE DE LA FEMME
Le vrai sens des réponses fréquentes : - Oui = non - Non = oui - Peut-être = non - Je suis désolée = tu vas le regretter - J'aurais besoin = je veux - C'est ta décision = la... tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2004 22:00
ikaretsaka ( 25/04/2004 22:44)
Vary mitsangana sy ny karazany
Aiza ny toerana fikaliana ireo fandehananareo tao Tana? Ny ahy tery ambatonakanhga tery.. tsara lasopyy... tohiny
novalian'i kitjo ny 12/11/2004 08:10
lanto ( 25/04/2004 21:11)
fametavetana zazakely
Ity zavatra holazaiko ity efa elaela ihany no niseho (96) fa mbola tsy afaka an-tsaiko mihitsy. Zazavavy kely tokony ho 6 taona, mipetraka eo am-povoan-tsena. Misaveraka, manao akanjo kely ambony dia... tohiny
novalian'i lanto ny 28/04/2004 19:07
xxx ( 25/04/2004 07:08)
Mitady quelques anciens de la Pimprenelle: Vanessa, Rojo, Ony, Sabrina,...
K'aiza daholo nareo iray kilasy tamiko taloha eh? iza no nanala cepe tao t@ 98. Sy ny hafa taloha be!... tohiny
novalian'i fijo ny 03/05/2004 22:41
samoina ( 25/04/2004 05:23)
Andro Alahady
Ô ry namako, Nandalo hoa ny eritreritra, Vao nifoha, nitady hevitra, Tong'ity ny Alahady, Hivavaka ve? Sa hibalady ? Manahôna ny andro ao ? Toa manjombona ry 'nao ? Aleo mijanona ato an... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 23:25
xxx ( 24/04/2004 14:18)
mitady vehivavy azo iarahana
izay mandefa mail 3 voalohany mahazo ny sariko mitady sipa tsy mihoatra ny 23 ans iarahana maharitra ...raha misy e_edenah@yahoo.fr... tohiny
novalian'i fijo ny 13/05/2004 21:41
saho ( 24/04/2004 13:57)
safidy politika
Ny ahy aloha no tena zavatra lehibe eo @ firenena iray dia hoe inona no taringetra hotratrarina. Misy isankarazany ny safidy na eo @ resaka économie aza. Tokony hovana aloha ny systeme taloha indrind... tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2004 22:01
yonikafopl ( 24/04/2004 13:33)
Fitsarana ivelany
Azo hitsarana ny toetran'ny olona ve ny fomba fitafiny?... tohiny
novalian'i ramaso ny 04/05/2004 21:27
queens ( 24/04/2004 13:29)
misaraka sa sarahana
Inona no tsaratsara kokoa misaraka aman'olona sa aleo miandry ho sarahan'ilay olona... tohiny
novalian'i fijo ny 17/05/2004 22:30
peluche ( 24/04/2004 12:34)
namana
mody hoe namna nefa mitsikilo ny fiainananao,mitsara ny hataonao,manenjika anao. Inona no hatao hoe namna araka ny hevitrareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2004 22:14
peluche ( 24/04/2004 12:17)
plat tena gasy
otrany tsy de betsaka lotra.Omeo hevitra.... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 07:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.3827