Tsy aritra

1. tsilan ( 26/04/2004 16:03)
Nahoana ny tany betsaka antsika mainty hoditra no mikoratan-dava eh? Any Afrika, eny amin'ny faritra be mainty any Eropa, USA, na aty Ambodinisotry, Manjakaray sns.
novalian'i fijo ny 03/06/2004 23:23
2. saho ( 26/04/2004 16:15)
Tsy milamina sy miray hina ny akabeazan'ny mainty satria samy te hahazo voalohany na @ resaka fihaviana izany na @ resaka hambo. Izany anefa dia tsy miteny intsony @ tany mandroso fa ny fiarahana sy fahaizana miara-dia no tena fototra hahafahana @ fahantrana. Ny Européen izao dia te ho iray saina sy harena kanefa na dia izany aza dia mbola misy ireo fiteny samihafa eto Europe saingy misy foana ny fitiavana ny firaisana ho iray. Aiza mbola ho ela isika malagasy vao tonga @ izany fifandraisana sy fiarahana izany raha tsy manova ny mentalité angamba ny zaza aty aoriana no afaka manova ny fiainana misy ao Dago raha ovaina tsara ny fomba fampianarana vaovao sy ny eny @ université. Tsy mitovy ny niveau rehetra na aiza na aiza no misy anao saingy ny firaisana ho iray no votoatin'ny filaminana miaraka @ zavatra ho kendrena ho tratrarina @ fahamarinana. Rehefa tsy mitovy ny niveau de vie dia mifandrafy ny atsimo sy avaratra atsinanana ary andrefana. Tonga ny tsy filaminana. Resaka sociale izany araka ny zava-misy
3. ramoul ( 26/04/2004 16:32)
marina mihitsy izany ry saho
4. yonikafopl ( 26/04/2004 17:30)
ilay complexe no hitako mahatonga io, dia mandeha koa ny hambo avy eo
5. tsilan ( 26/04/2004 18:09)
asa aloha ry yonikafopl na izay tokoa na ahoana
Fa ny toerana betsaka antsika mainty dia malaza ho tsy milamina foana n'aiza n'aiza. Any US izao dia iza no tsy mahafantatra ny laza ratsin'izany Bronx izany, na ny NW any Washington. Ny any Bruxelles, iza no tsy matahotra mandalo an'i Congo kely.
Vao harivariva, iza no tsy matahotra ny handalo ao Ambodinisotry, sy Andranomanalina, Ankazomanga ary Manjakaray.
Tsy hoe hambo fa asa?
6. beko ( 26/04/2004 20:08)
mampatahotra tsotra izao ange izany ny mainty e!
7. ikaretsaka ( 26/04/2004 20:14)
aza mba maintsy ihany
8. fijo ( 26/04/2004 21:34)
ny afhitako azy dia izao.ny maintsy dia mbola ny fo no mitondra azy fa tsy ny saina.hany ka mora miakatra sy mora ampiakarina ilay olona.ny fotsy nadia tsy mifanaraka aza dia samy mampiasa ny sainy hitady tombotsoa hiraisana fa tsy hoe samy maka hoazy.
9. ramoul ( 27/04/2004 12:06)
ka ra mainty ve ialahy ry ikaretsaka dia anao inn fa izay no loko izay nataon'Atra ho an'ialahy ko!
10. hendry ( 27/04/2004 15:57)
Zay ndrindra, eo ihany ny volon-
koditra fa matetika ny saina mihitsy no mahamainty ny olona iray na mahafotsy azy. Fomba fiteny faheno ohatra ny hoe maramara saina sy ny sisa.
Hanampiako ny voalazan´i Fijo, ny mainty matetika dia tsy vonona ary tsy miezaka akory ny hifanazava sy hifampiresaka raha misy olana fa ny hampiasa hery avy hatrany no ao an-tsaina.
11. fijo ( 27/04/2004 21:31)
marina mihintsy io.ary maro ny olona no mahamarika an'io.raha hoarina isika sy ny afrikanina dia gaga ry zareo fa isika sy ny asiatika dia kalma raha mihoatra amin'ny mainty.
12. ikaretsaka ( 27/04/2004 21:56)
zay mihitsy
13. xxx ( 27/04/2004 23:51)
Tsy dia hoe milamina isika fa be tahotra
14. ikaretsaka ( 28/04/2004 03:45)
ka tsy matahotra raha tsy misy mampatahotra
15. alz ( 28/04/2004 09:06)
Misy manapahaizana milaza fa :
1)Ny fotsy hoditra dia niaina tamin'ny tany mangatsiaka be ary tsy maintsy nampiasa saina vao afaka ni-survivre, na sakafo zany na zavatra hafa,
2) ny mainty indray niaina tamin'ny tany mafana, velona na tsy niasa firy aza.
Ny fitambaran'ireo zavatra roa ireo amin'ny générations maro mifandimby no nanome izao fahasamihafana iainantsika izao.

Matetika kou ny mainty taranaka andevo nahondrana ( USA), tsy nanan-jo firy ny andevo fahiny teo amin'ny fiaraha-monina na teo amin'ny fandratona fahaizana izany na zavatra hafa.

Hatrizay ka hatramin'izao fotoana izao, ny fotsy no tompon'ny fiarian-karena rehetra, ny fotsy no mametraka ny "normes", normal be izany na mainty aza mieritreritra fa ny fotsy no tsara.

Izaho mahatsiaro-tena ho mainty ary tsy menatra ny maha-izy ahy.

Simple be ny misokajy olona avy amin'ny lokony, saingy misy zavatra hafa maha olombelona ambony noho izany.
16. fijo ( 28/04/2004 22:10)
ka ny fiaraha monina tsy mahita izay fanahy any fa vao mijery izy dia ,arabo ity,hialao pa.mainty hiatakatao.na isika gasy aty aza anie manao ireo amin'ny arabo sy afrikanina e
17. peluche ( 03/06/2004 11:17)
marina mihitsy zany ry alz:mora be ny misokajy olona avy @ lokony,fiaviny,finoany.Rehefa tsy mitovy @n'ny tena dia tsaraina hoe tsara na ratsy.
fijo:zahako tsy gasy mitsara ny fomba fianan'ny afrikaina sy arabo,manaja ny fomba fijeriny sy fintondrany ny fiainany,mahafantatra tsara alohany hitsara fa tsy hentin'ny fo.
Ary mahagaga fa i fijo manava-tena @ afrkanina manana toe-tsaina mitovy @ fahitan'i fijo an'ny afrikanina.
18. fijo ( 03/06/2004 23:23)
ny fantatro aloha izao dia leo ny olona aty frantsa amin'ny zavatra hafitsoky ny arabo,hany ka avy dia manavaka azy ny olona.ny afrikanina koa toa izany.fa isika gasy tsy dia mbola hitako hoe voahavaka firy aty.vitrolles no misy ahy aty,ary izay aty frantsa dia mahalala fa tanin'ny FN aty.nefa za dia mihara mihaina sy mikambana tsar amin'ny vazaha aty.na dia mamaly azy ireo ihnay aza indraindray matetika.
ilay filazanao hoe mitovy toetsaina amin'ny afrikanina aho,mbola ianao izao no nahenoako izany ka vaovao amiko izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1102