Mitady quelques anciens de la Pimprenelle: Vanessa, Rojo, Ony, Sabrina,...

1. xxx ( 25/04/2004 07:08)
K'aiza daholo nareo iray kilasy tamiko taloha eh? iza no nanala cepe tao t@ 98. Sy ny hafa taloha be!
novalian'i fijo ny 03/05/2004 22:41
2. samoina ( 26/04/2004 07:29)
Tohàna aho mijery ny fahasahianao mamoaka anaran'olona tadiavina anefa ianao miafina ao anaty xxxx !!!
3. booboo ( 26/04/2004 09:32)
ekena tanteraka !
4. ngama ( 26/04/2004 12:13)
ohatran'ny mahita Vanessa, Rojo, Ony sy Sabrina za fa tsy ancien'i la Pimprenelle klouny izy e.

sady marina tokoa alou le remarque e! Tsy hitako mintsy zay antony hiafenana ao ambadiky ny xxxx zao. mahamenatra nga le nianatra tao?
5. xxx ( 27/04/2004 10:51)
Eka nianatra tao indrindra ah fa dia tsy hitako ny antony izay tokony anomezako ny anarako. Tsy menatra mintsu ah fa mba mijanona in connu ho an'ny olona tadiaviko
6. booboo ( 27/04/2004 11:55)
dé aôna raha te hanoratra any aminao zareo avy eo ? !
7. xxx ( 28/04/2004 05:33)
ra te hanoratra aty izy de tsy koi mintsy ka!
8. booboo ( 28/04/2004 11:39)
zay zany
9. fijo ( 28/04/2004 21:20)
manoratra hoan'i XXX izany ianareo e.izay ilay fahalalampomba
10. xxx ( 29/04/2004 09:53)
Tsy azo atao kosa hoe tsy fahalalam-pomba leizy e!
11. booboo ( 29/04/2004 11:45)
tsy fanajana ara e
12. nananie ( 29/04/2004 12:44)
Fahamaivanan-doha ka.
13. fijo ( 29/04/2004 22:03)
izay zany no tiany kokoa.
14. xxx ( 30/04/2004 05:37)
Fa iza kay no tsy hajaiko am'izany?
15. hery ( 30/04/2004 06:32)
Dia ahoana no fomba hanoratana ho anao raha tsy fantatra akory ny pseudo-nao eto?
16. jhouhlambout ( 30/04/2004 06:50)
ie marina tokoa izany, tsisy fomba handefasana mail @ xxxx raha tsy fantatra akory i xxxx, ka ahoana mihintsy izany logique ny x zany e?
17. nananie ( 30/04/2004 06:55)
xxxxx; Tsy manaja ny ol sasany enao satria matoa mampiasa pseudo ny ato, dia hitandrovana ny intimité. Ianao anefa mitatatata ny anaran'ol. Dia tsy hitanao ve fa tsy manàja ny sasany enao? Tssss!
18. xxx ( 01/05/2004 06:04)
Ok ary e!Manaiky ah. Kozio fotsiny raha te hanoratra dia zah nomanoratra. Mety kosa angamba izany
19. fijo ( 03/05/2004 22:41)
izay no mety fa karakarao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5314