Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i samoina, milahatra araka ny daty
samoina
(
10/02/2005 23:16)
karamaina ny mpilahatra vary
Manoatra noho ny milahatra visas mankaty France ny filaharam-bary fa manomboka @ dimy maraina (05:00), ary misy ny manakarama olona hilaha-bary fotsiny
Pour la plupart, ceux qui n’arrivent pas à...
tohiny
novalian'i booboo ny 27/02/2005 11:50
samoina
(
22/06/2004 10:02)
Fanaovam-beloma
Mandeha tsy manao veloma hono naman'ny tezitra !
Tsy manana mosoara i Samoina fa elatra no entiny mikopaka anareo namana eto @ serasera.
Tsy veloma mandrakizay anefa fa eo akaikinareo hatrany @ fano...
tohiny
novalian'i tsilan ny 26/06/2004 02:47
samoina
(
12/06/2004 06:58)
Boney M et Sun Club
17 Jolay ao @ Palais des sports !
Mety milay ve ? Iza kay io Sun Club io ?...
tohiny
novalian'i zaira ny 19/05/2005 12:56
samoina
(
09/06/2004 09:42)
Fampisehoana ataona NAMANA
Hamaranana ny fankalazana ny faha1O taona niorenan'ny tarika sahaniny dia hanao fampisehoana ny namana Naritsimba.
Amin'ny Alahady 18 Jolay 2004 no hanaovana izany manomboka @ 3 ora hariva. Ny toeran...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 23/08/2004 11:52
samoina
(
03/06/2004 13:34)
Reny sy zanaka
Raha ianareo no reny dia inona no mba irianareo atolotry ny zanaka ho anareo amin'ny andro fety ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/06/2004 22:25
samoina
(
28/05/2004 14:32)
Resaka otages
Ahôna indray izany resaka solombavambahoaka nataon'ny reservista otages izany ry namana any an-toerana ? Toa lasa lamaody indray ity fakàna otages ity e!...
tohiny
novalian'i kitjo ny 02/06/2004 11:12
samoina
(
16/05/2004 20:07)
Ikalamahay sy Badolà
Fanadinana baccalauréat. Taranja "malagasy" am-bava ( Oral).
Samy avy nahavita ny azy Ikalamahay sy Badolà no indro tafaresaka:
- Faly be aho fa " Ny Havana Ramanantoanina "no azoko. Tiako be mihi...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 21:11
samoina
(
01/05/2004 03:21)
Premier Mai
Piremié mai.Mba andro tsy fiasana. Saingy tsy mampahita tory. Fa mampihanahana.Mampahatsiaro koa ireo mpanjana-tsaina s'ireo mpanjanan-tany . De mampivalaketraka. Mahalasa ny vinany. Dia mampitraka i...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 23:22
samoina
(
30/04/2004 13:22)
Vadin-joky kilalaon-jandry
Inona no tena tiana ambara amin'io fa tsy azoko loatra. Ahoana ny handraisanareo azy ?...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 28/05/2004 07:46
samoina
(
25/04/2004 05:23)
Andro Alahady
Ô ry namako,
Nandalo hoa ny eritreritra,
Vao nifoha, nitady hevitra,
Tong'ity ny Alahady,
Hivavaka ve? Sa hibalady ?
Manahôna ny andro ao ?
Toa manjombona ry 'nao ?
Aleo mijanona ato an...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 23:25
samoina
(
23/04/2004 14:01)
Hira slow
Inona ny hira milanto anisan'ny nampihentam-po anareo indrindra ?
Ny ahy ilay hira fahagola " Hello " an'i L. Ritchie iny na hatr@ izao aza ....
tohiny
novalian'i rougenoir ny 03/07/2017 13:29
samoina
(
07/04/2004 08:12)
Météo Paska RNS Vichy
Araky ny nolazain'ny mpiasa ao @ office de tourisme Vichy anio alarobia dia hangatsiaka tokoa @ io week-end io ( manodidina ny 0°c)
ary mety hanorana koa.
Tsy natao hanakiviana antsika izany fa ko...
tohiny
novalian'i ralay ny 08/04/2004 12:38
samoina
(
06/04/2004 13:49)
Fialan-tsasatry ny Paska
Inona avy ny nomanin'ny namana tsirairay hatao @ izao Paska izao ? ( fandaharam-potoana, sakafo, ...)
Ny anay moa izany fivoriambe ara-panatanjahantena any Vichy manomboka ny asabotsy ary ny sakafo a...
tohiny
novalian'i voninkazokely ny 08/04/2004 08:27
samoina
(
13/02/2004 15:36)
RATSIMANDRAVA
Misy mahatadidy ve ireo kalokalo mampiady rima niforona vokatry ny famonoana ny Kôlonely Ratsimandrava ?
Ohatra iray:
" Nidona moramora
ny teny Antanimora
nan'etotr' isan'ora
ny kapiteny Bora.....
tohiny
novalian'i ramoul ny 05/04/2004 14:28
samoina
(
23/01/2004 14:54)
Synonymes
Andeha isika hiaraka hitady ireo teny fampiasa taloha sy ankehitriny.
Ohatra voalohany: NAMANA
Namana= sakaiza, bokaka, bera, pawà, sipa, joba,...
Tohizo ary ny karoka ry namana isany !...
tohiny
novalian'i six ny 04/03/2004 19:33
