Resaka otages

1. samoina ( 28/05/2004 14:32)
Ahôna indray izany resaka solombavambahoaka nataon'ny reservista otages izany ry namana any an-toerana ? Toa lasa lamaody indray ity fakàna otages ity e!
novalian'i kitjo ny 02/06/2004 11:12
2. iraivo ( 28/05/2004 14:41)
Eny hoy aho ... nahare an'ion koa aho taty.
Toa tsy nahazo findronta-karama hono ?
Dia mety ahazo izay angatahiny ve izy ireo ?
3. hery ( 28/05/2004 23:01)
Oups,
Raha resaka otages dia tena voa mafy ry zalahy nanao an'izany. Tsy mbola nisy naka otages nahazo rariny izany satria na dia manana ny rariny aza ianao dia nisy atteint physique ou moral ho an'ilay nalaina otage foana. Betsaka ny fomba tokony natao fa tsy izany :(
4. fijo ( 01/06/2004 22:35)
vaovao tsy mbola henoko indray izany ry namana fa mba lazao izay manana antsipirihany.
5. kitjo ( 02/06/2004 11:12)
Oadray!
Tara koa aho t@ iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2447