Fanaovam-beloma

1. samoina ( 22/06/2004 10:02)
Mandeha tsy manao veloma hono naman'ny tezitra !
Tsy manana mosoara i Samoina fa elatra no entiny mikopaka anareo namana eto @ serasera.
Tsy veloma mandrakizay anefa fa eo akaikinareo hatrany @ fanohanana.
Misaotra ireo namana namoha varavarankely hotsidihin'i samoina.
Misaotra ireo namana nifanalanala taminy, ireo nanome torohevitra, ireo nananatra, ireo niara-nitokelaka sy ny maro hafa tsy ary ho voatanisa.
Miala tsiny koa ho an'ireo izay mety ho tohina t@ ireo tenin'i samoina mivantambatana.
Farany, fisaorana mitafotafo ho an'ireo mpiandraikitra manamasaka hatrany ity takelaka ity . Ho ela velona tompoko ô ! Dia soava tsarà daholo e !
novalian'i tsilan ny 26/06/2004 02:47
2. hery ( 22/06/2004 10:07)
Misaotra an'i Samoina (mianaka) izay nanafana ihany koa ny fiarahan'ny namana teto. Dia mirary soa hatrany amin'izay zavatra hatao.
Miverena ihany rehefa manina fa izahay eto na dia afaka 20 taona any aza hozy ny sasany ao oamin'ny lohahevitra hafa ao.

Mirary soa e.
Tsiky dia ampy
3. ravatorano ( 22/06/2004 10:11)
mirary soa ho an i samoina (izy mianaka).Eto foana marina izahay ary tsy hitako izay hisalasalanao amin izany rehefa tonga ny andro hiverenanao eto indray.D mahita soa sy fahombiazana amin izay atao rhtr any Samoin ah
4. oully ( 22/06/2004 10:51)
Dia misaotra an'i Samoina tokoa tamin'ny fiarahana rehetra fa tena nahafinaritra! fa dia manantena ny fiverenanareo mianaka eto tsy ho ela zany eh!
Manantena voa-dàlana ny aty an!
5. booboo ( 22/06/2004 13:43)
veloma mandra-pitafa indray ô
6. olly ( 22/06/2004 17:06)
bye bye samoina ! mirary soa e !
7. voninkazokely ( 22/06/2004 17:07)
Bonne vacance ary ô!
Veloma vetivety izany é
8. fijo ( 22/06/2004 23:39)
misy varavarankely letsy any dia mitsidia kely an,dia aza lanian'ilahy isany ny mofogasy fa hoavy koa ra fijo an.
9. ikaretsaka ( 23/06/2004 01:51)
dia rehefa lasa lamba landy ny akorantsamoina dia miverena letsy e...
10. mimich ( 23/06/2004 10:02)
sni, snif! mirary soa sy fahombiazana! ny aina no matezà ahafahana miaramitafa eto indray any aoriana.
11. angie ( 23/06/2004 11:17)
bye samoina snif snif
12. hendry ( 23/06/2004 14:32)
Veloma o!
13. pitchou ( 23/06/2004 15:59)
d mirary an'i samoina ho tonga soa eto zany e! varavarankely mahataka-davitra ny antsika ity ka eto no ahafahana hifampikopakopahan-tanana @ namana any am-pita e!
14. jhouhlambout ( 23/06/2004 17:19)
bye bye e! d mirary ho tonga soa zany e!
15. mumu ( 23/06/2004 19:50)
veloma ô!!
16. ramoul ( 23/06/2004 20:35)
Dia misaotra an' samoina (izy mianaka) miaraka taminay nitafatafa sy nidinika ary nitokelaka.
Mahavita soa sy betsaka amin' izay irianao ary mbola mamerina ny fisaorana hatrany.
Aza adino ny namana rehefa sendra irery ianao.
17. fijo ( 23/06/2004 22:15)
mifalia letsy any fa any ny an'ny tena an.
18. unik ( 25/06/2004 14:10)
refa mba misy tataka dé miconnecté_va ihany fa zahay eto foana e! :)
19. tsilan ( 26/06/2004 02:47)
Mandra-pihaona Samoina an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8356