Fialan-tsasatry ny Paska
1. samoina
(
06/04/2004 13:49)
Inona avy ny nomanin'ny namana tsirairay hatao @ izao Paska izao ? ( fandaharam-potoana, sakafo, ...)
Ny anay moa izany fivoriambe ara-panatanjahantena any Vichy manomboka ny asabotsy ary ny sakafo angamba mety ho vitavitan'ny sandwich sy vary kely efa masaka vita fono tsara !
Ny anay moa izany fivoriambe ara-panatanjahantena any Vichy manomboka ny asabotsy ary ny sakafo angamba mety ho vitavitan'ny sandwich sy vary kely efa masaka vita fono tsara !
novalian'i voninkazokely ny 08/04/2004 08:27
3. ikaretsaka
(
06/04/2004 17:32)
mitondra carton kely misy hoe namana hono eny an-tanana.. sady ho antsoina @ micro.. jereo any # diaspora ny resaka
6. ravatorano
(
07/04/2004 12:48)
aiza ramaso no hanjono ?
za mety ho any vatomandry na foulpointe hanjono any fa efa milay b ny lalana.Izay azo de atao kaly pinax fa masaka tsara kah
bonne vacance de paka dhl ary e
za mety ho any vatomandry na foulpointe hanjono any fa efa milay b ny lalana.Izay azo de atao kaly pinax fa masaka tsara kah
bonne vacance de paka dhl ary e