Ikalamahay sy Badolà

1. samoina ( 16/05/2004 20:07)
Fanadinana baccalauréat. Taranja "malagasy" am-bava ( Oral).
Samy avy nahavita ny azy Ikalamahay sy Badolà no indro tafaresaka:
- Faly be aho fa " Ny Havana Ramanantoanina "no azoko. Tiako be mihintsy, hoy Ikalamahay
- Ny ahy tsy haiko iny, hoy Badolà, fa sady ramatoa nôfa be no sady konjokonjo be fanontaniana. Nompaiko ny farany. Soa ihany fa tsy havanay !
- ???!!!!
novalian'i fijo ny 26/05/2004 21:11
2. kitjo ( 17/05/2004 09:46)
-I Ny Havana koa ange tsy haiko na nofa na bogosy, na konjokonjo na mimonjomonjo. Fa inona marina moa izany no nitiavako azy e?
Sa izaho tsy nahay nanompa fotsiny?
Haaaayyy!!!!!!!! Izy Havana-y

tena tsy mety fa mila ovaina ny anaran Ikalamahay raha io...
3. ravatorano ( 17/05/2004 13:17)
Ny Avana Ramanantoanina koa anie ka lelah e noho izany mbola diso badolà niteny hoe le ramatoa
4. samoina ( 17/05/2004 21:49)
hihihihi ! tsy azontsika angà ny resaka ?
Rehefa manao oral, matetika tsy mitovy, na ny sujet, na ny mpanadina .Ny azon'Ikalamahay dia sujet mikasika ny havana Ramanantoanina.
I Badolà tsy mahafantatra akory hoe iza Ny Havana fa noheveriny fa anaran'ny nampanao oral-n'Ikalamahay !!
Izay fotsiny ihany e !
5. kitjo ( 18/05/2004 07:25)
azoko k
fa mila manohy le resaka ange Ikalamahay e, d mba manitatra scenario tsika
6. fijo ( 18/05/2004 22:44)
dia i badola no hafaka fa ikalamahay tavela.
7. win ( 25/05/2004 23:46)
Ka Ikalamahay koa anefa diso nilaza fa ny Havana, nefa ny Avana no izy. Mino aho fa betsileo Ikalamahay ka maika hanonona ny H fotsiny.
Club ny HH e!
Betsileo daholo ange ny ankabiazan'ireo HH (hip hop) ireo e! Tsy hitanareo ve, fa be resaka daholo e!
8. kitjo ( 26/05/2004 02:55)
hiihihhihi
reschak ambositra tsa ho lagnyyy
9. fijo ( 26/05/2004 21:11)
nanina androky ny ataty amboositra tsa hanay ro be reshaka fa ny vava ro tsa mety hitsahatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.159