En voie de disparition

1. xxx ( 27/04/2004 16:30)
Alerte, les malagasy font partie de espèces en voie de disparition. Protégez les. Au secourou, Vonjeo eh
novalian'i xxx ny 02/07/2004 19:34
2. aladin ( 27/04/2004 16:36)
fa aôna?
3. pitchou ( 27/04/2004 17:13)
ka na ny teniny aza efa vitsy sisa mbola mampiasa azy!
4. tsilan ( 27/04/2004 17:25)
le francais est incontournable hoy ilay vazaha tamin'ny gazety androany an.
Ny karana, ny afrikana, ny thailandais, sy ny sinoa ary ny reunionais tokoa toa miha maro eh.
Dia lasa metisy daholo isika rehefa kelikely, ary hiteny franlam (teny fifangaroan'ny frantsay sy ny musulman io an)
5. samoina ( 27/04/2004 17:33)
Ka isika mitady hianatra ny vazà sy ny sinoa hoe zaza 1 ihany sisa no ateraka koah ! Na hoe tsy hiteraka raha tsy 35 taona dia 1 sisa no vita. Mamenoa ny tany Ramalagasy ô ! Ataovy maro ny taranaka e !
6. jhouhlambout ( 27/04/2004 18:00)
Mbola tsisy atahorana velively ny momba ny Malagasy: mbola NGEZA BE ny base-n'ny Pyramide de la population , zany hoe mbola maro anaka ny malagasy toy ny tany an-dalam-pandrosoana rehetra!!
Raha en voie de disparition zany efa firenena mandroso BE izany!
7. fijo ( 27/04/2004 21:20)
tandremo maro hanaka fa firy no tonga mandrapaha lehibeany(sida tazo hanoanana pesta koleraka)firy koa no lasa manome taranaka vazaha sy ny sasany.diniho ihany fa mety homarina tsy hoela io.
8. ikaretsaka ( 27/04/2004 21:51)
izay m,ihitsy
9. aladin ( 28/04/2004 05:28)
hay ve e!mbola betsaka kousa e!
10. rija ( 28/04/2004 06:42)
Ny bandy gasy zany no tena tokony hiketrika taranaka gasy pure mba ho betsaka noho ny vitan'ny vazaha @ sipa gasy sa tsy zany? Mazotoa ry zalahy a !
11. hendry ( 28/04/2004 11:55)
En voie de disparition ahoana ary? zaho aloha tsy mahita an´zany e! Toa ohatran´ny mbola mitombo isa hatrany raha ny fahalalako azy ny mponina malagasy, ary tsy vitan´
zany fa mbola maro an´isa hatrany koa ny tanora sy ny ankizy oharina @ antitra.
12. xxx ( 28/04/2004 13:41)
Miha maro metisy ange, fa tsy miha maro gasy eh
13. alz ( 28/04/2004 13:58)
Ny gasy avy amin'ny metisy ihany ny akamaroany, ary tsara ny metisy.
Be dia be ny gasy taranaka arabo (zafimbazaha sy ny sisa...) fa ny mahagaga dia tsy hita firy ny maha arabo an'ny gasy fa gasy ihany.
14. pitchou ( 28/04/2004 17:48)
mampiditra gènes sy rà vaovao fotsiny ange e!manjary ny eo ihany no miodikodina eo d farany ho lasa consanguins eo daholo
15. fijo ( 28/04/2004 21:58)
iza ilay niteny hoe mbola maro.ie,ataoko ity fiteny taloha ny hoe tsy ahalany ny ala atsinanana.aiza io izao?
tsara ny metis?dia rehefa tsy misy gasy intsony vao hoe ny gasy sy ny vazimba no ponina teto taloha.toa nanana ny kolontsainy hono izy izany.hiandry an'izay ve vai hietsika?
16. jhouhlambout ( 29/04/2004 07:23)
Ka ny malagasy koa anie efa metis HATRAMINIZAY e! Avy aiza ny mponina voalohany tao Madagasikara? hm? avy any afrika, indonesia, arabia, malaisia, ....... sns.... plus ireo pirates taloha sy ni sinoa sy ny sisa .......
17. samoina ( 29/04/2004 11:59)
Raha mbola misy piti-drà gasy na ngidihiny kely monja aza ao @ olona iray dia antsoiko hoe Malagasy. Raha mitsipaka an'izay mahagasy izay indray izy na gasy ray gasy reny aza dia efa maty rà amiko.
Jereo ireny i Bob Marley, metisy be anefa nanandratra avo ny maha Jamaïkana azy. Soa fianatra.
Jereo indray anefa i Jackson, menatry ny naha-mainty azy de io votsotra tava io ny niafarany. Tiako ny hirany fa halako ny mokondohany !
18. tsilan ( 29/04/2004 12:20)
Samoina
Ianao miteny izany, fa ny lohan'ny metisy no tena mandreraka. Jereo amin'ny arabo fotsiny.
Misy bandy izay, lehiben'izany Fanamby izany hono i leiry. Rehefa faly ilay io dia hoe isika gasy, fa rehefa sorena dia hoe tsy fantatr'ialahy angaha hoe vazaha aho.
19. fijo ( 29/04/2004 22:55)
izay indrindra.ny metis rehetra any amin tsika dia manambany ny gasy ary manandratra ilay ra ilany.ka izay ve no handrasana?
20. ikaretsaka ( 29/04/2004 23:23)
izay indrindra manko .. miandry ny tsy misy eo iznay ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3619