En voie de disparition
61. fijo
(
18/05/2004 00:38)
dia tonga tany tamatave amin'izay.ka teo no tena nisy tsy tiako.sendra nisy kisoa mpanafatra fiara izay niaraka taminay teo,toa olona malaza be any hono ilay izy.dia vao nivoaka ilay olona teo alohako dia izy no niditra.(nantsoin'ilay ramatoa tao)fa teo avy dia niditra koa aho,ary nolazaiko ilay ramatoa fa za dia talohan'io olona io.naika handahatra teo moa izy.fa tsy nanaiky aho fa izaho wa no teo aloha ary mbola maro no alohan'io;ka asaivo mivoaka aloha io fa za gasy mitovy aminao aloha raisina sady tsy misongona aho.dia menatra ilay ramatoa dia navoakany ilay kisoa.arytsoriko fa tsy sahy nangataka ariary tamiko ilay ramatoa.
ary nampiako fa nony nivoaka aho dia ilay olona tao aorina ko no nampidiriko hijereko izay hataon'ila kisoa,fa tsy sahy nisongona fa nangina.dia sady nojereko tsara no noteneniko hoe"ny fiara no vidian'ialahy fa tsy izahay" ary mbola nampiako hoe handrasako atsy ivelany atsy ialahy rehefa avy eo.dia mody nijanona teo tokoa aho fa nanala azy teo,fa tsy sahy nivoaka tao ilay kisoa mandrapandehako.
dia nony nody tany tana ratsy vintana i lery fa teo amin'ilay resto eo moramanga io(akaikin'ny
esansy)dia efa tao izy syilay saoferany,fa vao niditra izahay avy dia nifanojo ny masonay ary avy dia tsy nesoriko teny ny masoko,fa avy dia nadoa vola dia lasa.
ka izay ihany no fanaovana an'ireny dia samy tonga saina na izy na ilay gasy tia kely miaraka aminy.

62. pitchou
(
20/05/2004 07:25)
tsy voatery hila vaniny @ilay misongona fa ilay gasy no tokony ho faizinao ka! ny ahy alohad irony caissière na grande surface irony no efa nataoko teo imasom-bahoaka e!satria vazaha ilay izy d mahazo misongonafa vitsy hono ny azy ny entana fa nataoko tsotra t@ teny vazaha hain\'ilay client hoe tsy satria ianao miara-mandry aminy d tokony handina olona izy fa raha izany no tadiavinao angamba afaka miara-mandry aminao eto daholo ireo lehilahy gasy milahatra ireo hitazonany ny filaharany!
menaotran\'ny voatabia ilay sipa, d nanantona ilay chef de caisse nanontany da nolazaiko tsotra hoe anontanio ny caissière-nareo hoe otrinona no nomen\'io vazaha io an\'azy!

63. fijo
(
20/05/2004 22:15)
ka ilay vazaha koa tairina amin'iny fa tsy hoe vazaha aho dia tsy maintsy mandefitra ireto ka.
64. xxx
(
26/05/2004 16:49)
Marina mihitsy ny lazain'i pitchou,raha ohatra ny malagasy ka tsy maty lolo @ ilay vazaha,tsy hisy vazaha na karana sns hanambony tena ntsony.
65. fijo
(
26/05/2004 23:34)
izay mihintsy no hanombohana hanehoana ny maha izy ny tena fa tsy ptron lava eo foana
66. peluche
(
27/05/2004 10:42)
Fijo:ny an'i pitcou de fanamboarana sy fanarenana avy ao anatiny,tsy mitovy @ le hoe miandry ny any ivelany hiova.fa maninona ary ohatra ao anaty entreprise,samihafa ny karamana gasy sy vazaha nefa samy manao asa mitovy zao??
67. fijo
(
27/05/2004 22:26)
ka izay dia tokony hiadivana ka.
io koa mantsy misy lalana hafa tafiditra.ohatra ny vazaha izay nanao contrat de travail avy aty france hiasa any ivelany dia mahazo karama mitovy amin'ireo vazaha aty frantsa mitovy asa aminy.raha frantsay koa ilay orinasa.izany hoe raha hisakana an'io isika,dia tsy maintsy manao accord bilateraly aminy,mba hampihena io tsy fitoviana io.

68. fijo
(
27/05/2004 22:30)
azo atao tsara io accord io,fa ny tsara dia maka gasy manana faripahaizana mitovy aminy hiasa ao.io na orinasa privée aza dia azo terena hanaraka an'io,azo atao tsara ohatra ny mametra hoe ny orinasa vahiny tonga eto,dia tsy maintsy mampiasa ny gasy amin'izay toerana hananan'ny gasy faripahaizana ilaina momba io toerana io.(zavatra misy aty frantsa amin'izao io)ka amin'izay dia izay toerana tsy hananan'ny gasy faripahaizana ihany no azo ampiasana vahiny.
69. peluche
(
28/05/2004 12:46)
Ka ny fanamboarana avy ao @ fotony sy anatany rehefa tafambotra tsara dia tsy matahotra ny hovoazongozony ny avy any ivelany,vao maika ary mitady contact-faneraserana-échange avy any ivelany mba hampiroborobo.
Ohatran'ny hoe rehefa mifanakalo ny hevitra dia misy zava-baovao,fiovarana kokoa.Dikan'izany ny hevitr'i fijo mitovy @ ny any frantsa sy italie hoe hampitsoka ny orinasa vahiny,tsy hampazoto ny vahiny hi-investir aty madagascar tsy hahomby mihitsy.

70. tsilan
(
04/06/2004 17:36)
Zay isika vao tena en voie de disparition tokoa satria ny fangoronana tany ho an'ny vahiny no toa lasa lohalaharana. Anivorano Diego, Faratsiho, Nosy Be, Iadiambola, Toamasina. Dia aiza koa re rahampitso eh?
71. peluche
(
07/06/2004 12:26)
nahona no ho "en voie de disparition"refa miafnerasera amin'ny hafa?Vao maika ary mampiroborobo sy manamafy ny mahaizy.
Raha lafiny ekonomika indray,ny fiaraha-miasa @ vahiny mampitombo ny fahaizana ny teknika vaovao,tsy manakana ny hamoronan'ny gasy teknika hafa mihitsy.
Sady nahona ny tany noho vofongoran'ny vahiny raha ohatra ka misy lalana mazava tsara hoe,tsy zay rehetra manam-bola akory dia afaka mividy tany???

72. tsilan
(
07/06/2004 13:16)
Fa nga Peluche mbola tsy tany Amin'iny faritra avaratr'i Toamasina iny?
Jereo fa lasan'ny vahiny avy Reunion, sy ireo sinoa sy karana daholo ny tany amin'iny morona iny.
Ny ahy aloha ny ato Mauritius no mba hitako, dia tena sahirana ny olona satria ny tany lasan'ireo mpanambola daholo. Toa lasa nosin'ny mpiasa madinika ilay izy. Saingy hoe ny karama misy manatombo kely fotsiny. Na izany aza tsy azahoana manao n'inon'inona ka aleon'ny tanora mandositra any Asie sy Europe ihany.

73. fijo
(
08/06/2004 00:18)
io voalazan'i tsilan farany io no tsy tsapan'i peluche.ireo vahiny ireo anie ry peluche,tadidio fa vola no hilaina e.tsy te ahalala anao tompony ireo,ary ny hanabe ny aty aminy no mahamay azy.ianao atao fitaovana fotsiny.
ny fiaraha miasa amin'ny vahiny?azo atao tsara ny miara miasa,ohatra hoe ampio izahay hitrandraka ny ahrenay,fa any aminareo izahay no mividy fitaovana.
fa tsy hoe avia trandrao ny taninay dia lefaso mody ny vola azonareo rehetra.mino ve i peluche fa miverina miasa ao mada daholo ny vola azon'ireo vahiny manondrana entana ireo?????

74. peluche
(
08/06/2004 12:55)
fa tsy tsapan'i fijo koa hoe ny olona,rehefa olombelona matoa mitrandraka,matoa mampindrana dia mila intéret miverina-ka raha ohatra ny vahiny hitondra ny teknikany sy ny fomba fiasany,ny fond dia mazava hoazy fa manantena "profit" izy avy eo,tsy hoavy hanome maimaim-poana mihitsy izy.fa anjaran'ny malagasy no mijery ny tombotsoa na ny vokan-dratsy azo avy @ zany fiaraha-miasa zany,mandanjalanja mba tsy hanara-dridrenirano fotsiny.
ny malagasy miteny hoe avy hiara-miasa,hananay ny "ressource" fa tsy hananay ny teknika,afaka hatomboka ny fiaraha-miasa refa vita ny plan-mazava hoe aiza ny benefice ny ankilany...saingy ny olana dia fantatry ny vahiny tsara fa mahatra ny gasy,voavidim-bola,afaka vidiana @ vola ny lalana sy mpitsara ka @ maha-olombelona azy dia ny "profit"no jereny....Fa ny gasy manakarena nga moa tsy olombelona ihany koa,rehefa mitrandraka de mitady "profit",ary fantany tsara koa ny système malagasy...Ka hitan'i fijo na gasy na vahi'ilay olona rehefa mitrandraka dia ny tombotsoany aloha no jereny,zay no mahatonga hoe ny fahamafisan'ny lalana no vahaolana,ny fahaizany fanjakana manasazy tsy anakanavaka na iza na iza mitrandraka ka tsy manara-dalana.

75. fijo
(
09/06/2004 00:44)
tsy misy laviko ireo.miasa =mila vokany=mila tombony.ny tsy mampitovy azy dia izao.tombony vahiny= mody aty ampita.
tombony gasy=mijanona ao mada.
resaka lalana.isika manana lalana maro tsara,tsy mila ampiana firy.fa ny fampiharana azy no hilaina hatomboka.
ary mila olona vonona hiaro ny tena tombotsoan'ny gasy io,fa tsy izao olona azo amidy ariary rehetra izao.

76. peluche
(
09/06/2004 17:50)
Mazava ho azy fa raha hanao investissement ny vahiny,tsy hopaiso mihitsy izy akory ka tsy hieritreritra zay tombony hoazony @ zany.Saingy ny tombotsoa azon'ny malagasy avy amin'ny investissement-ny aty madagascar no jerena fa tsy ny tombotsoa ho azony.ny fantaniana mipetraka hoe misy ihany va?hatao mazava tsara ny compte.Ny zavatra tsy azo lavina dia manome asa ny mponina ,mitondra teknika hafa,sady investissement à long terme fa tsy hoatran'ny fmi mampindrana miaraka @ ny intéret midaingana.
Ary izay no hilaina ny lalana mafy orina tsara,refa mivilana ny lalana iza no hazoto hiinvestir?mahakamo na mikarakara ny papier,mila mahafantatra olona ao @ fitsarana,rehfa misy ny "fraude" tsisy voasazy,ny gasy indrindra ary no tena voa @ lalana tsy mafy orina satria tsy manambola hividianana ny mpanao lalana.

77. fijo
(
11/06/2004 00:31)
ka averiko fa ny lalana eo efa tsara fa ny fampiharana azy no tokony hitadiavana hevitra.
78. peluche
(
11/06/2004 13:17)
de averiko ihany koa hoe lalana ratsy satria tsisy fampiharana,ny fampiarana no hialaina hamafisina.
Tsy zay foana moa ny olan'ny gasy,jereo @ ny pmianatra gasy any ivelany,mahay matetika @ ttasy fa manana olana @ pratique.zay le fanamboarana anaty ilaina.

79. tsilan
(
14/06/2004 12:29)
Salama
Betsaka no tokony amboarina mba tsy hahavery antsika eh!
Ny zavatra iray tena olana mipetraka dia hoe maninona ny mpianatra no omena bourse nefa rehefa tafavoaka toa tsy tohanana akory? Ireo mantsy no mitondra ny teknika sy ny fitantanana ilaina amin'ny fampandrosoana. Ary hatramin'izao dia tsy misy mihevitra toy izany mihintsy.
Ny lalana indray, dia amiko tsara ny lalana ho fifehezana, nefa sarotra ho an'ny olona noana no manaraka ny lalana fa aleo hono maty rampitso toy izay maty anio.

80. fijo
(
14/06/2004 23:40)
marina mihintsy fa na tsara aza io lalana io rehefa tsy hay sy mifanipaka amin'ny fiainan'ny olona dia lasa taratasy fotsiny.taloha ny ankizy avy nianatra taty dia mba notohanana nomena toerana.fa izao moa efa niova indray ny resaka ka tsy haiko hoe ahoana rehefa mody(raha hody) ry zalahy.