En voie de disparition

81. xxx ( 02/07/2004 19:34)
tena ho tapitra marina ny gasy satria izay lasa any ivelany tsy miverina, moa ny eto an-toerana ahena amin'ny kapaoty sy ny fanabeazana aizana ny teran-tany. Ny karana sy ny sinoa anefa manao tera-bitro tsy tsidihan'ny PSI akory ny toerana misy azy ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0404