Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i rindranavalona, milahatra araka ny daty
rindranavalona
(
28/08/2004 08:39)
Teny tsy fanatra & Google
Ahoana kay no mahatonga izao, fa isaky ny manokatra google aho, ny litera izay misy accent rehetra dia misoratra @ teny tsy fantatra. Ka rehefa manova codage Unicode[UTF-8] vao miseho @ ara-dàlana il...
tohiny
novalian'i jhi ny 13/01/2005 01:57
rindranavalona
(
13/08/2004 13:40)
Groupe sanguin???
Ahoana marina moa hoe: groupes sanguins inona sy inona no afaka mivady e? Ny mba ahazahoana taranaka salama e? ...
tohiny
novalian'i ds ny 05/09/2004 10:29
rindranavalona
(
19/07/2004 06:49)
Antibiotique sy ronono
Marina ve fa tsy mahazo misotro ronono, na mihinana produits laitiers, raha mihinana fanafody misy Antibiotique?...
tohiny
novalian'i toubib ny 23/08/2004 14:26
rindranavalona
(
06/07/2004 08:29)
Partitions Gasy (Andrana)
OMEKO ANAO
D Em
Omeko anao tsisy fetra
A7 D
Ny fitiavako rehetra
G D
Satria ianao no nahay
Em A7[G]
Nanintona ny foko
F#m Bm Em F#...
tohiny
novalian'i hery ny 20/11/2004 05:34
rindranavalona
(
28/05/2004 14:33)
Mino ve ianao fa ... ?
Mino ve ianao fa misy hery hafa ( hery tsy voazavan'ny mpanao siansa) eto amin'ity tany ity?
- Raha mino ianao dia hery avy aiza e? : Andriamanitra sa Devoly ...?
- Ary raha tsy mino ahoana ny fana...
tohiny
novalian'i soratra ny 10/07/2004 15:00
rindranavalona
(
30/04/2004 12:39)
Maty Im-7 hono ...
Malaza be eto Dago fa misy karazan'olona maty im-pito izay vao tena maty. Toa Atandroy (Tsy ny rehetra) angaha izy izany.
Any amin'iny faritra avaratra iny dia nahita olona iray izay aho, malaza ho i...
tohiny
novalian'i didim ny 20/10/2015 20:30
rindranavalona
(
28/04/2004 09:13)
Omeko anao...
Nitady tononkira tato amin'ny namana aho fa tsy nahita ilay notadiaviko.
Tsy haiko ny titre sy ny mpihira azy:
Fa misy toa izao ilay izy:
Omeko anao, Tsisy fetra
Ny fitiavako rehetra
Satria i...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/06/2004 23:14
rindranavalona
(
05/04/2004 11:17)
525023 / 27 =????
Raha zarainao amin'ny 27 ny isa 525023, ny ambiny (reste) soloanao litera ka A = 1, B=2, C=3 ... ; ny valiny kosa zarainao 27 indray, ny ambiny soloina litera indray, dia ohatr'izay hatrany ambara-p...
tohiny
novalian'i olly ny 05/07/2004 14:57
rindranavalona
(
31/03/2004 09:01)
MPIVAROTRA HOSOKA
Izao no zavatra nitranga, sendra hitako teny analakely omaly talata 30-03-04. Nisy olona iray nitaraina tamina mpivarotra Sinoa iray etsy analakely, fa indray mandeha nampiasaina hono ny MIXER (marque...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/04/2004 23:25
