525023 / 27 =????
1. rindranavalona
(
05/04/2004 11:17)
Raha zarainao amin'ny 27 ny isa 525023, ny ambiny (reste) soloanao litera ka A = 1, B=2, C=3 ... ; ny valiny kosa zarainao 27 indray, ny ambiny soloina litera indray, dia ohatr'izay hatrany ambara-pahazahoana ambiny = 0. Dia ho fantatrao hoe iza no miafina ato ambatik'io isa 525023 io. Izay mahita ny valiny mahazo...
novalian'i olly ny 05/07/2004 14:57
8. samoina
(
05/04/2004 15:59)
Lazao aloha ny loka fa arakarak'izay no hamakiako loha. Tsy ampy raha biz'oroka fotsiny !
9. jhouhlambout
(
05/04/2004 17:20)
rindranavalona> HERY ny valiny, ary angamba io no tanjonao fa lasa 26 lé reste taloha nefa tokony ho 25 sa diso aho?
13. a256011
(
06/04/2004 05:45)
7979154 / 27 = FIJO
Ary tena misy mpilalao Chiffre marina ato ka indrindra fa i Jhouhlambout.
Ary tena misy mpilalao Chiffre marina ato ka indrindra fa i Jhouhlambout.
14. rindranavalona
(
06/04/2004 05:54)
jhouhlambout> Tena marina ny voalazanao. Diso Kajy. Ary ianao tena ...