sady bogosy be no manankarena be...

1. joda ( 27/04/2004 10:00)
arretez de vous délirer les filles vous me donnez envie de..
novalian'i fijo ny 08/06/2004 22:43
2. ramoul ( 27/04/2004 12:17)
zay le fitiavam-bola. tsy ny tena fitiavana tsony no omena fa ny fitiavam-bola no harangaranga.Mampalahelo
3. booboo ( 27/04/2004 12:27)
bôgosy be dé manan-karena be fa misy tsy mahalala fomba be !
4. ramoul ( 27/04/2004 14:47)
hihihihi marina mintsy zany ry booboo
5. hendry ( 27/04/2004 15:39)
tsy bôgôsy ndray ngah ny namana no sady tsy manankarena ka mahatsiaro tena ho tohina?
Ilay bogosy tsy dia mampaninona ahy loatra ny maheno azy fa ilay hoe manankarena be kosa aloha raha atao critère itadiavana partenaire toa tsy voako loatra e! zany no atao hoe maté!
6. mimita ( 27/04/2004 16:14)
za zao tratranio mitsy a aty fa ny a kosa an alou 1 ndrindra tsy le we izy manakarena lotra fa tonga d niattirer ana le bandy e!fa to miseho milay ko d tsy d milay lotra reny!!raz amanokana alou tsy d tiko lotra le bogosy b sady manakarena b satria reny tena miseho azy ho milay d sty reveko,miseho mahazaka sipa fona!!aleoko bandy tsy d mankaiza izy 2 reo d stara toetra toy zay manana reo critere 2 reo!!kozy e!!
7. jhouhlambout ( 27/04/2004 18:02)
mody miseho ho hendry be daholo an! nefa tsy fantatra izay manjo any ambadika!
8. voninkazokely ( 28/04/2004 11:33)
Misy io kah!
9. ikaretsaka ( 28/04/2004 13:18)
zany moa ry vonikazokely o!
10. kally ( 28/04/2004 13:47)
bôgôsy be mihoatra amin'iza?Samy manana ny bôgôsiny io,dia manankarena be izany manana ohatrinona hono?Misy mitapy koa ny lehilahy indraindray kah!
11. kally ( 28/04/2004 13:47)
bôgôsy be mihoatra amin'iza?Samy manana ny bôgôsiny io,dia manankarena be izany manana ohatrinona hono?Misy mitapy koa ny lehilahy indraindray kah!
12. joda ( 28/04/2004 14:52)
tsy manana aho e mahantra kely e..ny tarehy ohatran'i ramafadrahona...indrisy
13. fijo ( 28/04/2004 20:00)
tena sosotra i klly dia naveriny indroa.tandremo ry gogosy mpiasan'ny banky sao lany saosy vao mampamangy.
14. jhouhlambout ( 29/04/2004 06:16)
$$$$$$$ €€€€€€€€ hihihi
15. fijo ( 29/04/2004 20:53)
marina izany ry zalahy an.
16. hendry ( 30/04/2004 17:28)
fa maninona ary joda i ramafadrahona?
17. mumu ( 03/05/2004 12:04)
ary toa lasa mivadika resaka ramafadrahona ve izy ity e??
samy manana ny heviny ry zareo a!
de samy manaja izay heviny zay!!!! fa tsy misy ny tonga lafatra eee
18. fijo ( 03/05/2004 20:57)
ie amin'ny sasany izay.
19. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:50)
20. tequila ( 08/06/2004 19:55)
Tsy azo omena tsiny kosa ny ankizivavy kely raha mba prince charmant no nofinofy , nefa rehefa mialehibe dia miharéaliste dia hitanareo fa misy manambady ihany ny tsy bogosy , sy ny tsy mpanefoefo , samy manana ny anjarany ngamba e . Ary zao koa e , ndraindray nge mba motivation hoanareo ny hitenenany an'izany e , tian'ny sipa ny bandy manana ambition e , lanja miakatrange izy ity normalement e ! Mahafinaritra aloha ny miaraka mihary , fa raha samy boretaka ao antrano aloha dia aleo tsy mifampitarika amin'ny ratsy e .hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4459