mofomamy

1. hendry ( 28/04/2004 13:27)
Ahoana kay ny atao mba hahatonga ny krema (crème) ho réussie fa zaho isaky ny manao gateau dia tsy mety foana ny krema. Ny théorie be dia be ny ananako saingy rehefa ampiharina tsy mety e!
novalian'i ramaso ny 03/05/2004 12:21
2. ramoul ( 28/04/2004 15:05)
crème innn aloha le ataonao é! ra beurre de tsy atao bdb ny rano mangotraka.
3. nananie ( 28/04/2004 15:49)
izy io koa hono tô misy hoe arakarak'ilay tànana manao azy. Asa alou fa ny cousine-nay patissière no niteny an'izany.
4. oully ( 28/04/2004 16:45)
Matetika tsy faharetana no mahatonga an'io satria isaky ny mivadika ny dibera dia kivy isika dé hoe tsy nireusira, fa kapohy eo foana fa rehefa miodina ela eo izy dé mivoaka ihany. Marina tokoa fa tsy atao betsaka ny sirop fa ataovy marihitra tsara.
5. hendry ( 28/04/2004 17:39)
ka mba efa arahina tsara daholo ihany anie zay lazain´ny boky fa eee.
nananie> misy tanana tsy natao hanao crème zany?
ramoul> zay krema natao rehetra tsisy nety daholo, ny crème anglaise ohatra efa nandramana imbetsaka fa tsss.
6. ikaretsaka ( 28/04/2004 17:51)
faharetana io. ilay fikapohana azy..fa marina ny an'i nanaie an.. mba nanandrana ihany koa ny bandy fa eee
7. mamonjy ( 29/04/2004 05:08)
Amboary aloha ny fanoratra ilay "krema" dia mety io
8. jhouhlambout ( 29/04/2004 06:32)
fa karazana crème inona aloha ilay izy e?
9. nananie ( 29/04/2004 10:52)
F'angah kou misy karazany ny crème gâtô?

Refa tsy mety aki de krema santilly atao an!( Io kou za ry Mamonjy manao diso be! ze tiany ihany io). Misy le krème efa @ boîte ireny.
10. jhouhlambout ( 29/04/2004 17:34)
Nananie > ka efa io voalazanao io dia efa karazany iray, misy koa ohatra: ny crème fouetée,...sns...
11. oully ( 30/04/2004 08:12)
Marin'izany kah, misy karazany ny krema, Crème au beurre zao ity fanao amin'ny mofomamy
12. nananie ( 30/04/2004 09:40)
Hay! ataoko fa mitovy daholo ihany anie e!
13. jhouhlambout ( 30/04/2004 14:49)
Zany rehefa tonga dia mihinana fotsiny fa tsy mba manontany akory hoe: inona ary ity zavatra haniko ity?
14. ikaretsaka ( 03/05/2004 00:20)
hahaha izay mihitsy
15. hendry ( 03/05/2004 10:12)
ka na chantilly na inona tsisy mety. Ary sao dia mba ilay recette koa no diso e? nefa toa tsy mampino.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1913