Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo ( 20/04/2004 23:29)
mpanao spaoro taloha
nahita ny sarin'i maradona aho,di nahatsiaro ny tenako koa.ary maro ireo hitako toa io.ny tiako lazaina dia izao.maro ny mpanao spaoro taloha no lasa matavy rehefa mitsahatra.tsy hanontany ny antony a... tohiny
novalian'i Rojoukel ny 23/05/2005 08:47
fijo ( 20/04/2004 21:35)
kabary
salama daholo e, niresaka izahay sy ny namana tato ka nanoso kevitra ny hanao fampianarana kabary eto amin'ny namana.i naritsimba no hafaka hampianatra,ka izay liana dia manehoa hevitra eto ary lazao... tohiny
novalian'i ras27f ny 15/09/2015 06:16
xxx ( 20/04/2004 16:35)
Ahoana ihany ity fitaizana ity eh
Mitaraina ny Ray aman-dReny fa vetaveta fiaina sy mafy loha ny ankizy ankehitrio. Ny mahavariana anefa dia raha vao maota fotsiny ny ankizy vavy dia efa hividianana akanjo eny am-poto-pe. Ka tsy mahag... tohiny
novalian'i mihanta ny 17/12/2004 07:15
ramoul ( 20/04/2004 15:36)
poeme
Ilaina ve ny manao poeme rehefa manao declaration d' amour ilay olona tia na vavy na lahy? Ny hevitrareo izay manana.Misaotra tompoko... tohiny
novalian'i ramoul ny 31/05/2004 21:34
ramoul ( 20/04/2004 15:24)
tapage nocturne
Nareo ve tsy mba tezitra rehefa matory ka misy manao boom ny mpi-ray tanana miaraka amin' nareo? Ny hevitrareo ho an' izay manana... tohiny
novalian'i ramoul ny 08/06/2004 13:23
xxx ( 20/04/2004 15:18)
hiandry azy sa tsia?
ny oll rehetra moa matoa tonga eto d hitady vahaolana.ka tsy haiko rah misy @nareo no efa tojo io olana manjo ahy io.fa na d mbola tsia aza d manampia re! manana olon-tiana aho. ary izy koa milaza fa... tohiny
novalian'i xxx ny 18/06/2004 17:13
hendry ( 20/04/2004 14:59)
fivavahana inona
Tsy tadidiko ry reto ny anaran´ilay fivavahana fa nalaza fotsiny izy talohaloha teo noho ny tsangan- javatra hafahafa nisy zay namoizana ain´olona vitsivitsy na maromaro. Mandeha mitory @ faritra... tohiny
novalian'i gandy ny 02/07/2004 09:23
joda ( 20/04/2004 12:31)
vola aloha vao fitiavana..
tsy misy fitiavana tena madio intsony ankehitriny fa interet aloha tsssss..au secours... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2004 20:28
booboo ( 20/04/2004 11:54)
règles vachement douloureuses !
inona no mahatonga an'izany kay ?... tohiny
novalian'i gandy ny 02/07/2004 09:14
peluche ( 20/04/2004 09:33)
film gasy
inona ny film gasy efa hitanareo?na @ teny gasy na teny hafa.... tohiny
novalian'i gasitiako ny 29/09/2005 05:17
xxx ( 20/04/2004 09:23)
safidy!
miaraka @ ol 3 samihafa aho!nefa tsy misy foiko sarahana alo izy telo hatr@ zao!matahoatra aho nefa fa injay andro any tsy maintsy hilaza ny marina @ izy 3!sa ho jongléna hatr@ farany! mila fanapian... tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2004 21:36
peluche ( 20/04/2004 09:04)
hono hoa
Ary inona nahatongan'i hery hamorona an'ity site ity?misy manohana ara-bola ve?ary ianao irery v no miandraikitra an'izy ty?... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2004 22:47
joda ( 20/04/2004 07:30)
l'amour crée la haine et la haine crée l'amour
ny hevitrareo..... tohiny
novalian'i pitchou ny 19/06/2004 04:11
ralanz ( 20/04/2004 06:47)
start a family ,firy taona ?
firy taona ry reto ny tovolahy sy tovovavy no tena tsara manorina tokantrano a ?... tohiny
novalian'i fijo ny 10/05/2004 23:08
fatsoraly ( 19/04/2004 19:35)
Fanohanan'ny namana
Raha miroso manao politika aho dia firy isan-jaton'ny namana no hanohana?... tohiny
novalian'i oully ny 23/04/2004 13:43
fatsoraly ( 19/04/2004 19:08)
Fihaonan'ny Gasin'i Australia
Rahoviana? Aiza? Akanga iray sa Kangaroo ny kaly? Misaotra.... tohiny
novalian'i fatsoraly ny 21/08/2004 01:50
xxx ( 19/04/2004 18:53)
Ralaivao au prison
Ralaivao au prison... tohiny
novalian'i ramaso ny 08/12/2004 19:26
luz ( 19/04/2004 14:06)
manimba ny toaka
tadidio fa "tempolin'Andriamanitra" ny vatanareo ka aza homena poizina izy... Ny saina vizana ny vatana reraka sy simba ka atao inona koa ny mampijaly tena amin'io... ... tohiny
luz ( 19/04/2004 13:54)
quelle horeur
misy ny patron na ny zanaky ny patron miaraka sy manao firaisana ara-nofo mihintsy @ mpiasa tranony vavy... quelle horreur!! Vos impressions... ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/05/2004 23:35
alz ( 19/04/2004 13:16)
Pour info: premier album d'Etienne Mbappe
Ho an'izay tia Basse : Nivoaka androany ny album voalohan'i Etienne Mbappe, basiste franco-camerounais. Misiya no titre.... tohiny
novalian'i ramoul ny 20/07/2004 13:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8579