ny mpitondra nianatra taty ampita

1. fijo ( 21/04/2004 20:32)
rehefa jerena ny nakabeazan'ny mpitondra any amin'ny tany mahantra dia avy aty europa sy US ny ankamarohany.misy olana anefa ireo rehefa tonga eo satria
_tsy zatra ny niaina ny fijalian'ny olona tany.
_mitady handika(manao copie) fotsiny izay hitany taty,nefa ny tontolo manodidina tsy mitovy.
inona no mety vahaolana hitantsika namana amin'io
novalian'i fijo ny 26/04/2004 21:38
2. booboo ( 21/04/2004 20:36)
hatsaraina bebe kokoa ny fampianarana eny @ anjery manontolo, sy ny fiainanan'ny mpianatra eny !
3. fijo ( 21/04/2004 20:53)
ka ny tiako lazaina dia ireo avy aty lasa mpitondra any.
4. ikaretsaka ( 21/04/2004 21:02)
amboarina ny condition any na mianatra ilay tena any aloha vao mirotsaka @ sehatra politika
5. fijo ( 22/04/2004 04:43)
ilay amboarina aloha tsy mety satria ilay mpitondra no tokony hanamboatra azy.fa ilay fianarana ny sy fandinihana ny zavamisy any aloha angamba no tsara vao mirotsaka
6. jhouhlambout ( 22/04/2004 07:10)
Avy aty lery dia tokony manao stage elaela any Ambanivohitra aloha vao mitetika ny hilatsaka ho fidiana!
7. booboo ( 22/04/2004 07:56)
ekena !
8. fijo ( 22/04/2004 22:22)
izay koa izao mety.
9. ikaretsaka ( 22/04/2004 22:59)
raha tsy mahay ilay fiainan'ny any @ brousse aloah dia tsy hahazo ilay concept mihitsy e
10. ravatorano ( 23/04/2004 06:22)
amin ny fomba ahoana no hahazahoan ireo mpitondra ireo ny fiaina any ambanivohitra any.Izy aza midina any mbola mandeha fiara matanjaka be ary tsy miala mihitsy raha tsy efa akaikin ny podium hikabariana sy hanaovana fitokanana.
Asa raha mba nisy nahita tamin ny tele ireo ngetroka eto amin ny tanana nandeha namboly hazo.Ny sasany dia ny fampiderana haingo no tena alehany any ary dia faly ery manopy maso ireo tambanivolo amin izato akanjo efa rotika sy dilitryny vovoka sy ny dinitry ny fitadiavana ny androany ihany.
Mbola sarotra raha ireo minisitra ireo na ny mpitondra eto no hahatsapa ny tena eny amin ny dezaka rehetra eny.Io koa anie eto mada miova isaky ny faritra alehanao e
11. ramoul ( 23/04/2004 15:25)
ny fianarana nge zany no tena hamboarina raha ny tena fahazahoaky ilay resaka é!
12. tsilan ( 23/04/2004 15:32)
Io no mahatonga ilay hoe tokony amboarina ny teny fampianarana, fa lany andro mandika teny ny avara-pianarana Malagasy. Hany ka tara ny fampandrosoana.
Fa eo ihany koa no hita hoe tsy mifanaraka amin'ny zavatra ialintsika matetika ny fianarana aty an-dafy noho ilay izy an-tendronorona be loatra.
13. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:17)
izay mihitsy
14. ramoul ( 26/04/2004 16:39)
tsy azoko ny tian' i tsilan ho lazaina.
15. ikaretsaka ( 26/04/2004 20:28)
dinio tsara
16. fijo ( 26/04/2004 21:38)
marina io ratsilan.ny aty dia fianarana natao hifanaraka amin'ny fiainanay no apianariny aty.hany ka diso matetika isika mianatra aty mandika an'io any amintsika izay manana ny fiainana sty mitovy amin'ny aty.jereo ny FMI tamin'ny sosoke vitra narosony.zavatra fampiasa aty no tereny hatao any,vokany vao niha nikorosy ilay firenena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0998