fivavahana inona

1. hendry ( 20/04/2004 14:59)
Tsy tadidiko ry reto ny anaran´ilay fivavahana fa nalaza fotsiny izy talohaloha teo noho ny tsangan-
javatra hafahafa nisy zay namoizana ain´olona vitsivitsy na maromaro.
Mandeha mitory @ faritra maro tao Madà ry zareo, tsy mahazo mandeha fiara hono fa tsy maintsy dia an-tongotra daholo noho ny antony ara-pivavahana ihany io a! Teny an-dalana dia maro no narary noho ny harerahana @ dia an-
tongotra lavitra loatra sy ny tazo avy @ moka eraky ny lalana satria fotoana maro mihitsy ry zareo reo mandeha ary matory @ zay toerana mahariva ny andro. Zay narary rehetra nefa dia tsy mba nilàna dokotera fa dia novavahana fotsiny ary nifandimby maty tsikelikely ry zareo reo. Tsy haiko na mbola mijoro ihany io fivavahan io hatr@ zao na efa rava, toa famonoan-tena ilay izy amiko.
répondu par gandy le 02/07/2004 09:23
2. xxx ( 20/04/2004 16:53)
Mba te-hikozy fotsiny ianao hoe aty an-dafy, fa tsy nisy izany fivavahana izany teto
3. ikaretsaka ( 20/04/2004 20:08)
ny fanontaniany valiana letsy ry tsilan an
4. ravatorano ( 21/04/2004 08:13)
asa fa na izaho aza nahatatidy ny fisian io fivavahana io satria nifanena taminay tny Mandraka ry zareo .Manao akanjo fotsy mirebareba , tsy mpiandry ireo na fifohazana fa nanana ny antoko pivavahany ihany koa.
Ny momba andry zareo araky ny voalazan i hendry aloha dia tsy haiko loatra fa ny fantatro dia mitety tanana na vohitra hatrany amin ny faran ny kely ry zareo ary dia mandresy lahatra ny olona hivavaka sy hiditra amin io fiangionan dry zareo io.
Amizao aloha toa tsy naheno intsony aho efa ela ela ihany koa no nifaneherako tamin dry zareo ireo ka tsy hitako izay tena havaly amin io ry hendry.
5. booboo ( 21/04/2004 09:11)
maranatà angamba izany. Nisy rad n'ny scout niaraka tamiko tao fa naiditry ny fiankvs hôpitaly zareo.
6. noemy ( 21/04/2004 11:44)
zay mitsy maranatà io ary toa tsy enoeno tsony izy zao
7. hendry ( 21/04/2004 16:23)
zay tokoa ilay anarana, manaratà. Fa ny mahagaga ahy dia hoe, misoratra ao @ baiboly ngah hoe tsy mahazo mandeha fiara rehefa hitory, tsy mahazo manantona dokotera rehefa marary sy ny sisa?
8. hendry ( 21/04/2004 16:25)
xxxx > Na aty Madagasikara aho na aty andafy, tsy hitako zay olana. Sa ao anatin´io fivavahana io enao ka mahatsiaro tena ho voatohintohina?
9. ikaretsaka ( 21/04/2004 17:57)
ka io ilay tsy mety.. raisina ara k'izay reviny fotsiny dia mitsipona andalana ao anaty baiboly hanamarinana ilay kozy
10. booboo ( 01/07/2004 14:09)
dé gli dôl ny mpiangona avy teo !
11. gandy ( 01/07/2004 19:28)
Aza am-pidirina rangaha ny andafy sy tsy an-dafy fasamy zanaky gasikara an!
12. ikaretsaka ( 01/07/2004 19:42)
tsy azoko ny tian'ny mpanoratra ambara io ambony o
13. booboo ( 01/07/2004 20:31)
zà kou tsy mahazo
14. fijo ( 01/07/2004 23:02)
ra tsilan ity ve tena mpanely tsaho sa ahoana marina e?
vizana izany ry zareo dia nialasasatra aloha e.
15. gandy ( 02/07/2004 09:23)
ok! ary e! tsy hoe tia hikozy ra hendry hoe any an-dafy ,fa na izaho koa aza efa nahare an'io e! .Celin dion aza lazain-dry zalahy hitany tao Faravohitra koa .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3366