hiandry azy sa tsia?

1. xxx ( 20/04/2004 15:18)
ny oll rehetra moa matoa tonga eto d hitady vahaolana.ka tsy haiko rah misy @nareo no efa tojo io olana manjo ahy io.fa na d mbola tsia aza d manampia re!
manana olon-tiana aho. ary izy koa milaza fa tia ahy saingy lay sipa niaraka t@ny taloha mbola tsy afaka sarahiny satria manana "santé fragile" (menace de suicide tc...).efa imbetsaka izahay manapakevitra hoe hajanona fa tsy mety zany.à chaque fois, nionona foana aho na d tia azy aza.d'ailleurs nisy ihany koa ny oll vonona ny hampionona.saingy à chaque fois, (ça fait trois zay) à peine on décide de ne plus sortir ensemble, d miantso ahy foana izy
novalian'i xxx ny 18/06/2004 17:13
2. booboo ( 20/04/2004 15:23)
mahaiza misafidy fa safidy fôna ny fiainana ( na ho victime na tsy ho victime ). Mahereza.
3. xxx ( 20/04/2004 15:28)
tohiny : ary milaza @ko fa marary rah tsy miarak@ko, mbola te hiarak@ako ets...
d raikitra indray. le izy alou tena tsy misy resaka filana aranofo mihitsy sao d izay no eritreretin'ny sasany.
hitako ihany izy hoe te hirassurer anà nefa misy zvt mitazona azy any eh.zà koa nefa leo miandry nefa tsy afa-manoatra.ny mahatonga an'lay tsy afamanoatra d zao:nanandrana niaraka t@ oll iray zay aho zay mahafinaritra ahy, izy alou mahafantatra ny tantarako (manoro hevitra ahy mihitsy aza) nefa mbola vonona ny hiandry ahy satria toa tsy ho raikitra hono rah ny ahy sy iry voalaza ery ambony. saingy ny loza ry reto d tsy vitako mihitsy ny manoroka azy. inn ary no tokony hataoko? hiandry ilay iray sa tsia? rah eny, ahoana no anafaingana an'le izy? rah tsia, ahoana no andreseko io blocage manjo ahy io?
4. yonikafopl ( 20/04/2004 16:39)
xxxxx a! araka ny tenin'i booboo io, mahaiza misafidy, raha tena tia anao ilay bandy tsy maintsy mahita hevitra hialana @ ilay sipa foana izy, tsarovy fa mety ho fika fotsiny ilay hoe manana probleme sante ilay sipa. Mety ho maminy ianao nefa ny atsy tsy foiny , ka anjaranao ny misaina sy mandinika.
Henoy ny fitempon'ny fonao.
5. ikaretsaka ( 20/04/2004 20:22)
na ho ela na ho haingan atsy maintsy misafidy ny 1 aminareo.. apetraho ny condition dieny izao
6. fijo ( 20/04/2004 21:19)
izao ary atao azy e.tena efa marary mafy mihintsy ny foko miandry anao ary efa tsy lasa intsony ity miandry lava ity,ka raha hijaly ihany aho dia aleoko mijaly mandao anao dien'izao.ho hitanao fa raha tena tia anao izy avy dia hipitsiany ilay iray.
7. xxx ( 21/04/2004 09:17)
misaotra anareo ry reto ah! eny eh vonona hisafidy tokoa ah io matoa manontany ny hevitrareo. fanampiny kely mba omeko anareo:efa nisy an'zao koa le tantara, efa nolazainy tany @ sipany fa hiarak'@ko izy.fantatry le sipa io alou zany ny anarako. ary indray andro ary aho d nantsoiny t@ phone-ko mihitsy aho (c pas lui qui a donné le numéro fa tsy haiko zay nahazoany azy) t@ io fotoana io zahay niaraka.nandrasany tany antranony ary lay bandy ny harivan'io ary d raikitra tao ny gidra.toa nentina tany @ hopitaly mitsy hono le sipa.Hay d nandefa sms taty @ko le sipa manontany anà rah mbola miaraka v hono zahay. d à ce qu'il parait hono je lui ai fais mal et j'ai détruit bcp de chose. d tao aorian'zay d we on laisse tomber zany. avy eo anefa izy ihany no mbola manantona ahy fa zà hono no tiany fa il faut que je l'aide.fa tsy hitako zay atao koa sady le oll efa fragile no manao menace de sucide ihany koa.aiza v ka intelo io scénario io no nitranga.farany d zà mihitsyno nanapakevitra fa tsy mahavita hiandry azy ntsony.fa mbola nitalahoany teo ndray aho.izy raha jerena tena hoatran'tena tia nefa asa tokoa.mety samy tsy foiny marina angamba zahay. ka ahoana ary ny hatao hanadinoina azy eh?
8. alz ( 21/04/2004 09:33)
Hamafisiko ny voalazan'i booboo : "SAFIDY NY FIAINANA"
9. ari.malala ( 21/04/2004 09:35)
ianao no manapaha hevitra fa aza manaiky manipulé na. Ny tiko tenenina d zao, mety hoe histoire montée de toute pièce ilay hoe menace de suicide, histoire d'attirer ta sympathie. Tsy tokony hi sacrifier ny fiainanao ho an'olona izay azo lazaina fa tsy tena tia anao akory ianao, tsy tena tia hoy aho satria tsy misy olona mahavita mamono tena izany hoe ho ana bandy na ho ana sipa. Sady, jereonao tsara fa raha toa aza ka hoe hiaraka ihany ianareo roa, ka sanatria tanterahin'ilay sipa iray tokoa ny menace ny, ni peser @ consience anareo roa, surtout ny an'ilay bandy hoe ny fiarahanareo no nahafaty ilay sipa...Aza adino koa ny mivavaka fa tsy misy tsy hain'Andriamanitra atao ê! sady ny vady, raha izay no tanjonareo, fanomezana avy @ Andriamanitra io. Izay fa mahereza.
10. hendry ( 21/04/2004 17:02)
Anjaranao ny miezaka manadino an´io bandy io dieny zao satria raha azoko tsara anie zany dia tsy afaka hiala @ ilay iray mihitsy izy noho ny fahatahorana ny fahasalamany sy ny sisa e! Tsy te hanakivy aho fa toa hiandry vasoka eo enao raha zao no mitohy. Izy hiaraka aminao ihany fa saingy tsy hamela iray koa, raha eken´ny sainao moa ny hiarahany aminareo roa mitambatra, anao zay. Fa raha manantena ny hahazo azy ho anao samirery toa mahakely finoana ahy.
11. hendry ( 21/04/2004 17:04)
Matoa enao nandray fanapahan-
kevitra hitady vahaolana dia mety efa mahatsapa koa fa mety hiandry vasoka enao, ka tsotra ny ahy ny valiny: AZA MIANDRY
12. ikaretsaka ( 21/04/2004 17:48)
izya mihitsy.. decision 1 segondra indraindray no tena impostant ary tsy maintsy hisafidy ianao na tianao na tsy tianao
13. jhouhlambout ( 21/04/2004 19:43)
Sady fitiavan-tena DISO TAFAHOATRA izany menace de suicide izany!! Ka raiso ny fanapahan-kevitra metimety aminao
14. ikaretsaka ( 21/04/2004 19:45)
izay mihitsy
15. fijo ( 21/04/2004 22:10)
alefa fa tohananay ianao e.ianao miandry fa ny fiainana mandeha,izay no aza hadino
16. mimita ( 22/04/2004 20:04)
za ko ry reto tena misy olana a!za wa tena tia bandy gasy zay aty canada aty!lery nefa namako sady mifanao otrany cousin cousine zay!miresaka zvtr retra!aty nefa ainareo fa vitsy gasy kely sady tsy misy miinterresse a ny hafa fa izy iany!izy nefa sty aiko ra tia ana na ahona!d innona no tokony ataoko?
17. fijo ( 22/04/2004 20:21)
cousin cousine?aleo izay manana traikefa hanoro anao e
18. xxx ( 23/04/2004 09:00)
misaotra anareo rehetra manoro ahy ny lalana tokony hizorako. tena tonga saina aho alou we tena mety sady ho ary no aty izy.holazaiko anareo eto ny hiafaran'ny tantara. hay, d mba omeo zay morse MATANJAKA ry reto mba tsy hi-insistiavany @ko intsony ah!"ny loza koa manko d izy hitako foana isan'andro (miaramiasa @ko manko izy io eh)! plutôt têtu ds son genre ary somary manam-bava ka sao zà malemy eo ndray! d mbola mankasitraka ry reto ah!
19. tsikyrazaf ( 23/04/2004 11:15)
Enao izay tsy mahafoy an-izy 3, izay mampijaly an-izy 3, mazotoa mijery an'ity site ity: forummaika.free.fr. Ho hitanao ny vokany @ olona "santé fragile" et "trahie" zany ka mazotoa.
20. samoina ( 23/04/2004 13:02)
mimita/ Manaova premier pas fa tsy misy hadisoana izany rehefa tia . Sao efa lasan'ny hafa eo izy vao harary fo enao. Raha mandà ny hatakao izy moa dia miverena "cousin-cousine" satria ny fitia tsy raikitra tsy natao aharatsy fihavanana.

xxxx/ Raha izaho no teo @ toeranao dia efa nanao double jeu nampirafy hataoko fantany mihintsy koa aho. Na miova hafa mihintsy dia hifôrana @ izay koa izy !Lalaoviny ianao satria fantany toy ny ati-paosiny ( mpiara-miasa ) ary fantany hoe maola aminy . Mety tsy avelany hanana namana hafa akory izao enao fa tiany ho azy irery, ataony doubluren'ilay lazainy hoe "fragile". Dia hiandry inona enao ? Hiandry an'ilay ankilany ho faty na hamono tena ? Hiandry vasoka araky ny lazain'ny namana hafa ianao fa aza manaiky manipuler-na toy izany. Mahereza dia mba ataovy ny fiainanao @ ity tany fandalovana bôna be ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2704