hiandry azy sa tsia?

41. yonikafopl ( 01/05/2004 17:50)
XXXX ! efa izay ry zareo lhl ka anjarantsika vhv no mandini-tena, fa atsy misy aloha ny lany zara raha tsy hoe ianao angaha no misafidy ny tsy hanana, fa na ny vodi-sobika aza manan-tandrify hoy ny fitenin'ny ntaolo.
42. xxx ( 02/05/2004 05:22)
araky ny hevitrao ry yonikafopl d inn zany no tokony hatao hanoherana an'zay, hanao hoatran'dry zareo v isika? sa d rehefa sendran'ny oll tsy mahatahotody d miala foana? zany solution zany alou ekeko fa mety avant d'ê mariée eh! fa raha toa efa vita soratra etsetra2 d ahoana?inn tokoa moa le tinao lazaina @le mandinitena? fa misy avy @tsika angah moa ny anton'le izy eh?d raha mandinitena ary isika d hanova inn @le resaka zany?azavao e
43. mimita ( 03/05/2004 14:30)
fita wa ,mba azavao fa zao alou d mila fanazavan mitsy!!ny akamarony le lhl lo d tena tssss!!alika!! lol so ataony bandy maty eto a!!mba fomba fiteny fotsiny zany!!(nefa mety marina sa ahona sy sipa isany?)
44. fijo ( 03/05/2004 22:26)
fa naninona ianareo rehetra no nikoraka be toa io e.nisy naninona?
45. yonikafopl ( 04/05/2004 10:35)
xxxxx a! tsarovy fa ny ratsy tsy fianatra ka hoe manao ry zareo dia ndeha mba hanao koa nefa hita izao fa ratsy ilay izy. tsy voatery ianao hoe hiala foana rehefa sendra ny ol tsy mataho-tody fa raha tena tianao ilay ol dia anjaranao ny manitsy ny diany , ary raha tena tia anao io ol io dia hanaiky ny torohevitrao, fitenin\'ireo lhl ireo ny hoe raha misy izay ilainay rehetra any @ sipa tsy handeha hitady any an-kafa akory izahay, ka anjarantsika vhv hoy aho ny mandinika sy mamantatra ilay ol miaraka amintsika, ka raha toa ka efa manao izay azony atao ny vhv nefa mbola manao ny ataony ihany ny lhl dia efa tsy misy fitiavana mitempo intsony izany ao aminy ka dia anjaran\'ilay vhv ny misaina izay tokony hataony.Ary raha oh indray ka efa vady na fofony dia izay efa nolazaiko izay, misy antony ao, marina fa alika( azafady ry reto a) ny lhl nefa mba afaka misaina sy mandinika ihany izy ireo, ny vy tsy mikotrana irery hoy ny fiteny izay. Ny zaavatra tiako lazaina koa dia izao, ny lhl raha toa ka tia anao , na misy aza ny adalana ataony any ivelany any, ezahany mafy ny hanafenana azy tsy ho fantatrao , fa rehefa ny lhl no manomboka mampiseho aminao miharihary fa efa misy olona miaraka aminy , dia tsarovy fa tsy misy dikany ianao izany eo anatrehany satria efa ambarany anao ka mahatanty ianao tsara tsy mahatanty tant pis.na dia manao izao rehetra izao aza izy satria mbola misy mamy kely tsy foiny ao. Izao re a! aza dia jamban\'ny fitiavana loatra fa raha tsapanao fa tsy mahasoa anao dia aleo hajanona rehefa nanao ala-nenina ianao nefa tsy nisy vokany izany. Tena sarotra be io resaka fitiavana io satria rehefa tafiditra ao ianao dia tena sahirana vao tafala tao. Na izaho mba miseho manoro ito aza anie tena mbola miady mafy koa e!
46. fijo ( 04/05/2004 22:15)
izay miala e,dia mitadiava koa hafa fa ahita ilay tena izy ihany ianao ny farany.
47. mimita ( 05/05/2004 18:31)
marina mitsy zany ry reto a!!za zao efa nahita hafa,hihihi laingako zany,ra tsy mora2 ty mitady ko!!zahana tsara alou ny toetra fa sty tonga d mitetateta miditra fa so d manenina eo ko!!
48. yonikafopl ( 05/05/2004 21:25)
zay mihintsy manko ry mimita a
49. ikaretsaka ( 05/05/2004 21:51)
dia ho faty an-kazotokana ve le
50. fijo ( 05/05/2004 23:40)
na ho tokam po toy ny siny?sanatria.
51. xxx ( 06/05/2004 10:35)
sanatria @ahoana ry fijo ah?
52. nyna ( 06/05/2004 13:01)
te hivadika frère anga ianao no tsy mba sanatriavinao ny ho irery??
53. nyna ( 06/05/2004 13:05)
diniho hoe tena mbola tia zy ve ianao ry xxxxxx sa tsia! arakaraka ny valiny eo no tokony andinihanao hoe hiandry azy ianao sa tsi satria fotoana very raha hifampiandry eo nefa hisaraka rahampitso!
zay ny ahy no pricipa-ko satria izaho miteny dia tojo ary nandalo teo @ izay situationao izao ! fa tiako izy ary izaho tiany ary samy mahalala izahay fa mifankatia ka na nisy aza ny solafaka dia nifanarina fa tsy nifotetaka! zay no mba torohevitro! somary mafy ihany io fa la balle est dans ton camps
54. xxx ( 06/05/2004 16:44)
eny tokoa alou eh! fa tsy haiko ntsony raha tena tiako izy na we efa nanaovako sacrifice betsaka loatra d tsy foiko ariana.bonne question mihitsy tokoa zany! nyna!hono wà, mbola miaraka v ianao sy le olon-tianao @zao? ny tiako ho fantatra d we efa milamina v ny anareo zany zao? sa mbola misy suspens kely foana?
55. fijo ( 06/05/2004 23:00)
efa novalian'i nyna ilay izy e.misaotra nyna an
56. rambofrau ( 11/05/2004 19:25)
Fa maninona raha mitady hafa fa izy efa tsy afamiala @ le sipa fragile eh?

Sady tiany ihany le sipa matoa izy miraikitra aminy ao, fa fampiesonana fotsiny ny sasany. asa aloha fa ano ihany io. Aza miditra @fiainan?ny olona eh.
57. fijo ( 11/05/2004 21:34)
izay mihintsy,hiandry maina eo no ratsy.
58. xxx ( 12/05/2004 10:40)
mora @nareo tokoa ny miteny an'zany. nareo v anefa efa mba tojo an'zao olana izao? misaotra ihany alou @torohevitra eh! d hiezahina harahina toka izy ireny!d tantraiko eto ihany ny tohiny
59. fijo ( 12/05/2004 22:00)
misy ny efa sendra fa io resaka herintsina.raha te hoatao amponga miantona moa inao dia miandrasa eo fa hoavy ihany izy hidoboka amponga rehefa tsy mahita langorona.
60. ikaretsaka ( 12/05/2004 22:26)
izay ,mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5215