hiandry azy sa tsia?

61. mumu ( 13/05/2004 07:57)
xxxx zay mahasoa ny tenanao atao e!efa maro reo torohevitra nomeny namana reo ka de tsakotsakoy tsara
62. fijo ( 17/05/2004 22:31)
tandremo sao kenda ary an
63. nyna ( 18/05/2004 10:38)
fijo> t'es vraiment méchant si tu penses vraiment à ce que tu viens de dire! vao maika batinao izy, tena tsy eo @ toerana ianao an!
zaho aloha sûr ihany fa mbola misy fitiavana ilay sipa i xxxxx e! fa tsy décidé izy hoe bonne solution ho azy ve ny mi-opter @ hoe hiandry!
Ny valin'ny fanontanianao ry xxxxx hoe nanao ahoana ny tohin'ny anay: mandeha tsara ny couplanay satria nifampi-comprendre izahay, ary nisy ny réparation'ny tsy nety natao, ka noho izany aloha dia tsy tokony hisy intsony ny fanindrony e!
64. xxx ( 18/05/2004 11:58)
fa ahoana no nandaminanareo ny tsy nety? mba omeo torohevitra @ ny tokony ataoko aho re (ny tokony hoteneniko an'le oll tiako hiarahana, ny hitsapako azy hoe tena efa ahy samirery v izy? za koa manko tsy d mahay diplomatie zay ihany.
65. fijo ( 18/05/2004 22:03)
nyna tsy resaka masiaka io,fa efa hitanao izao ve fa taoan'olona lalana fotsiny ianao,dia mbola hiesona hanofy eo ihany le.asa.tsy aiko aloha e
66. nyna ( 19/05/2004 10:11)
fijo> ok ary e! azoko ny tianao lazaina fa na izany aza!
xxxxx> tsy misy hoe diplomate na tsia io fa tu dois jouer carte sur table! manao constatation ny tsy nety nitranga nareo, hitanao eo raha miaiky izy fa diso na tsia,ary vonona ny hireparer ny erreur-ny! eo koa no ahalalanao na tena mbola tia anao izy na tsia fa sao dia cinéma fotsiny! arme ho azy koa mantsy ilay fragilité (ary mivadika ho chantage raha abusif).
Mila miresaka nareo! dia anjaranao ny misaina tsara izay tokony hataonao!

Bon courage!!
67. xxx ( 19/05/2004 11:01)
misaotra betsaka anao nyna fa androany d androany manko izahay no hiresaka! soa fa mbola nitsikilo tato alohan'ny handeha
68. nyna ( 19/05/2004 11:05)
tsy misy iraorana fa mahita ny soa aza e!
69. yonikafopl ( 19/05/2004 15:12)
dia nanao ahoana ny valiny farany ry xxxxxx
70. fijo ( 19/05/2004 20:03)
eny wa izahay koa liana
71. fijo ( 19/05/2004 20:04)
XXX azafady fa tsy te hasiaka aho fa mba tiako ianao hitroatra fa tsy ampiesonina eo fotsiny.
72. xxx ( 20/05/2004 11:11)
tsy nifankahita zahay omaly.saingy nataoko par sms ihany ny resaka. g suis une femme libre maintenant! naleoko novitaina fa toa zà foana no harary fo @nàzy eo, sa tsy zany ry reto?
73. trinity ( 20/05/2004 17:04)
il fo ke tu prend une decision mm si ca te fé souffrir bonne chance et courage
74. xxx ( 20/05/2004 18:00)
misaotra an'i trinity!efa nisy décision noraisiko!j'espère q ça a été la bonne! et que j'n'aurai jms à le regretter. efa tsapako sahady ny hangidiny ry reto ah!na micomposer numéro @phone aza d ny aza phone no mitady ho vopotsitra!loza eh!mbô ampio hitazona ny teniko aho eh!
75. yonikafopl ( 20/05/2004 21:16)
Efa tsara aloha rehefa nandray decision ianao. Ary mahereza @ fanoherana ny fakampanahy sao miverin-dalana an
76. fijo ( 20/05/2004 22:42)
ny fanapahankevitra an tsara,fa ny fanatanterahana izay no manome haja azy.dia mahereza e.
77. xxx ( 24/05/2004 14:05)
misaotra betsaka eh!
hatr@zao aloha d ça va ihany eh!
78. nyna ( 24/05/2004 14:59)
"Mahereza" fa vitanao io e!

Vahaolana maomby ahafahana manadino azy aingana dia aingana dia mitadiava solony na dia hanary dia anao fotsiny aza!
Tsy io irery nefa no vahaolana fa mba hevitr'ako iny an ;-o
79. yonikafopl ( 24/05/2004 15:36)
dia bonne courage xxxx a de bonne chance koa e!
80. fijo ( 24/05/2004 23:21)
ary i yonik koa mba mody mahay mampiresaka akama an.

mahereza marina aloha ry xx an.izahay koa eto ihany raha misy olana ianao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1192