hiandry azy sa tsia?

81. xxx ( 25/05/2004 06:36)
raha ny hanary dia @oll aloha ngamba tsy vitako eh!tsy we mizesta fa toa tys sahy hilalao oll à!zà ihany manko no ifoteran'zany eo aveo!fa d misoatra f anaroe zany aloha no tena azo ianteherana e
82. chipie1 ( 25/05/2004 08:40)
xxxx de bonne chance e!
83. yonikafopl ( 25/05/2004 15:28)
fijo tsy hoe mody mahay mampiresaka aho fa tena conseil d' amie no lazaiko kosa e!
xxxxx izay aloha e! rehefa tsy tianao atao @ tenanao dia aza atao aman'olona mihintsy, raha tsy te ho lalaovina ianao dia aza milalao koa.
84. xxx ( 26/05/2004 06:02)
sotra reto ah! tadidinareo v le resako t@voalohany we misy oll tia ahy na d mahafantatra aza izy we hafa no tiako? izy moa nilaza vonona ny hiandry ahy saingy ndray andro d hitany niaraka t@"le efa tsy izy ntsony @zao" aho!d tezitra b izy ary hat@zao d toa lasa miavona tsy hay tsy hay zany!miresaka ihany zahay fa hafahafa zany eh!toa misy gêne zany! ny loza d zao izy toa mahasaropiaro ahy zany rah vao misy sipa manantona azy, na mijery azy fotsiny aza! fitiavana v zany? sa inn? ary rah fitiavana, matahotra aho sao d mbola histoire sans issue koa zany idirako zany!
85. fijo ( 26/05/2004 22:45)
fitiavana mitsiry izany,fa anjaranao ny manondraka azy.raha tafaresaka ianareo dia azavao fa efa vita ny taloha ary sendra nifanazava izahay tamin'iny andro nahitanao anay iny.
86. xxx ( 27/05/2004 10:54)
dtsy oinn b v zà ry fijo andeha hanantona azy zao? sao d lazainy we narian'le ray à d izy no ataoko roue de secours! efa mba miresak ihany aloha zahay zao eh!hier soir, il est passé chez nous pas pour me voir spécialement ms on s'est retrouvé seuls par le plus grand des hasards.d mba lasa niresaka indray zay ms de tt et de rien.tsy hitako mitsy hoe ahoana no andeha hiresahiko azy an'zany!tokony hiandry aho eh?
87. fijo ( 27/05/2004 20:29)
mody miresaha olona mitovy cas amin'io,dia atsofoka moramora eny ny tena tiana lazaina.
88. xxx ( 29/05/2004 09:19)
aleo atao an'zay ary eh!teneniko anao iany rah misy evolution le izy e
89. xxx ( 31/05/2004 17:12)
vonjeo! efa nolazaiko teto v moa hoe t@sms no nahasahiako nanapaka ny fiarahako t@ le oll iray zay?tsy nahita azy aho nadritry ny andro vitsy2 maro2 d nety tsara tsy naninn fa matahotra b aho zao satria hahita azy ndray rampitso!sady hiresaka @ko hono izy fa efa nampioman izy! toa ho lava v ny ahy?
90. fijo ( 31/05/2004 21:37)
ka lazao fotsiny hoe efa iny voalazako anao iny ny hevitro ka aleo milamina amin'izay.
91. xxx ( 01/06/2004 09:41)
izy alou d tena malama vava b mitsy eh!sady msiy charisme no mahay miconvaincre ka na d fantatrao zao aza fa tsy marina ny lazainy d toa manaiky ho azy zany enao en face de lui!marina eh! je vais devenir dingue
92. fijo ( 02/06/2004 00:27)
an an,ka dia anao sisa fa sarotra be izy izany.ka toa izahay indray no hipitihan'ny rihatra eto.
93. xxx ( 14/06/2004 08:03)
aza mataotra i fijo fa tsy misy rihatra hipitika any aminao zany eo!
94. xxx ( 14/06/2004 14:08)
Torohevitra tsotra ny ahy no omeko. Niezaka ihany aho namaky azy rehetra fa tsy vitako dia nosingatsinganiko fotsiny ilay izy. Raha efa misalasala ianao, miala no mety. Izao mantsy ho diso fanantenana tanteraka ianao raha izy no miteny hoe andao hisaraka satria matoa izy milaza aminao fa misy miaraka aminy ary tiany hisarahana kanefa ilay olona manao menace de suicide dia tadidio fa mbola misy ihany fitiavany io olona iray io, ary dia hiandry eo foana izany ianao satria izy tsy hisaraka @ io olona io mihitsy. Mahaiza misafidy fa sao dia lany zara eo ampiandrasana eo!
95. xxx ( 15/06/2004 17:46)
misaotra betsaka an'i xxxxxx @le torohevitra! mora ampitenenena alou le hoe miala eh!saingy sarotra tanterahina indrindra fa rehefa tena sendra tia ianao ary mifanerasera aminao isan'andro le oll tianao io! no sady efa namoizanao oll hafa zay niaraka t@nao 3taona tsy nisy tomika. mba manao résumé kely an'le tantara aho io!ny tena olana anie d zao eh, zà alou d tena efa nivoady mitsy hoe hiala tsy hiaraka @ny intsony, saingy izy tsy mety fa mi-insiste ny hiarak@ko,zà koa etsy andaniny anefa tia azy (sady au fond zany le hiaraka@ny no tena tadiaviko fa sarotra ny mandainga), d lasa convaincue ho azy aho zany hiaraka @ny! misy hanome tsiny ahy mitsy nareo ato alou @zay nefa tena tsy vitako alou le izy hatr@zao eh!mba niezaka nanalavitra azy aho, saingy mbola nofo sy ra ihany aho eh!ka tsy mahavita!mety rehefa izy hiteny ahy hoe tsy mila ahy intsony angah vao tena vitako zany!
96. booboo ( 15/06/2004 18:01)
dé fa mety @ izay fotoana izay koa no ho avy ny nenina kely isan-karazany ange e ! iny no tena terrible ! fa " mety "daholo izany fa mety tsy ho izany koa ny fisehony anefa. Safidy dôl izany dé iatrehana izay fisehony any fa izay no maha adulte responsable anao
97. fijo ( 15/06/2004 23:55)
tandremo ary sao adulte nefa tsy responsable ary.
98. xxx ( 17/06/2004 16:07)
ie! zay alou zany le hoe tairina foana izy ity na ho any na tsy ho any. fa ny angatahiko @nareo eto indray zao d le astuce madinidinika mba anovana azy eh! oh hoe raha vao mitady hanalavitra ahy izy zao d ataoko saropiaro b, ohatra izany han! ka sao d misy any re!tsy ho ahy irery koa anie zany fa ho an'ny hafa ihany koa e
99. fijo ( 17/06/2004 21:56)
ny fitiavana an misy kilalao.fa ny lalana mifehy azy dia ny :"raha lavitra atoniko,raha tonga hialako"
100. xxx ( 18/06/2004 17:13)
Hay! ary rah oh izy misotro toaka b loatra?d inn ndray no atao mba tsy d hisotroany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6178