hiandry azy sa tsia?

21. mimita ( 23/04/2004 20:19)
misotra anao ry samoina nanome anizay hafatra zay fa etna degnay b zany manao 1er pas zany!sady wain b eo a ra sty manaiky izy,kozy e!!!sady sty tiko avy eo matikambo b izy we ty nge zao tara b @ko d ra misy sipany d sty tantiko ny ahita anizany!!
22. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:23)
rehefa tinao izy teneno.. izay ihany ny tsotsa sy tsara.. raha tsy hoe mpaminany izy angaha
23. mimita ( 24/04/2004 13:42)
k za sur ry karetsaka fa efa kopinle izy d zany no ma wain b ana a!!!za ko efa nikozy anareo we sty reviny hono zany sipa manao 1er pas zany!d ahona?
24. xxx ( 27/04/2004 07:20)
misaotra an' i samoina @ torohevitra.fa ny derniere nouvelle d ity:nentiny tany @ reniny aho omaly. d ahoan indray ny momba izay?
25. mimita ( 27/04/2004 16:09)
kiiii,samabtra enao ry xxxxx fa ny a ndray zao ny dernier noouvelle d ty:tena nokoziny akamako ana we ay lery kay mikoty anazy d sty nikozy anzany nefa izy an!za efa nananihamy azy ihany we mba tinao v iny namako iny d ozizy we milay fotsiny ny miresaka @ otrana ihany,ay lery kay mijoko tsimoramora any,sady mamy ny atsy no fy ny aroa k ny ataoko zao d blokeko ny msn -ny d hi hitako eo!!fa le sipa akamako alou efa nokoziko kou we ra erahany izy tonga d tys namako tsony le sipa satria mpamadika,tsy mety kosa v ny hevitro?sady ny ten atsy tiko d za ndray no mora tezerany nefa izy no tsy nahazaka tany!en + nge kay efa kopiny we tena mirevy anzay za d zany no mahatonga anazy mampifila b io e!!
26. yonikafopl ( 27/04/2004 20:36)
mimita a! dia noho ny lahilahy ve no handravan dry ny fihavananareo roa hatrizay? marina aloha fa raha toa ka efa notantarain dry io naman dry io ny fitiavan-dry ilay bandy nefa izy mbola hanaiky ny hiaraka aminy ihany dia tsy dia tsara loatra e! nefa koa tsy azon-dry sakanana ny fitiavan'olona, sarotra ange ry mimiso io fitiavana io e!, izay angamba aloha no ataovy odio tsty raharahiana indray ary ilay bandy e! somary miaraha ho aho @ olona hafa na dia hoe tsy tena seriuex aza ilay izy fa hahitana izay tena reaction ny fotsiny.
xxxxx a! na dia entiny any @ renniny aza ianao nefa izy tsy hiala @ ilay iray tsy misy zavatra azonao atao , ilay reniny anie na tia anao aza tsy afaka handidy ny fitiavan-janany e!, sadfy ilay sipairay koa mety efa nentiny niseho tany koa dia ahoana?
anjaranao ny safidy ary kou?
27. fijo ( 27/04/2004 22:08)
mimita ahoana ary izany fisainanao izany.raha hiarahany ilay namanao dia tsy namanao intsony.fa angaha ilay namanao no nikoty azy.tsy misy tsinin'ilay namanao izany fa aza dia midina ambany toa io ianao e.ny atao hoe mamadika dia raha toa ka efa sipanao i lery no niarahan'ilay namanao.ianareo ve tsy miaraka dia feranao koa izy tsy hiaraka amin'izay tiany?azafady fa tsy harako intsony ilay fitiavvatenanao eto.mety masika aho fa izany no izy.
28. mimita ( 28/04/2004 00:04)
non,tsy azon'i fijo le situation ko,zao no izy le namako io an ny nichatenay sur msn a 3 d we mba otrany we anampy a ampiditra ani lery izy!!le akamako io soa ihany fa tsy interresse e!!ny blem ko fotsiny d lery mikoty ani akamako nefa sty nikozy ana akory d tsy reveko,nefa izy considereko no akama b d ananako confiance,azonao na d zany aza mbola eo ihany le fitiavako anazay!!d ny nataoko hoy enao d noblokeko ny msn-ny d sty afaka michat @ko izy zao!!ra tena mba tia ana izy mitady moyen ohatra oe miphone satria za sur fa tia ana nge lery e!!fa h@ le nisy io akamako io fotsiny d nikoty aniny izy!!refa sty mireagir mou izy d tsy rarahako tsony fa aleo ho any,tsy iny rery akory ny bandy!
yonykafopl>efa ataoko mitsy zao le tsy mirara d ho hita eo ze fandehany,blokeko ny msn-ny
29. xxx ( 28/04/2004 05:48)
mimita>tsy azoko tsara le tianao ambara.hitanao mitsy ve oe nikoty an'le sipa izy?le sipa koa anie mety diso fandray. fa le bandy mety tsy manao an'zany akory e!
yonikafopl >marina alou we tsy le reniny mihitsy no hifidy we ty no tiny na iry!fa inn anefa ny motivation'ny nitondra anà tany eh?sa d fitiavana ny hanandroa tsotr'izao?
30. hendry ( 28/04/2004 12:08)
raha zaho nareo xxx sy mimita sarahina ny lohahevitrareo fa mifangaro voraka tsy hita ntsony zay marina.
31. mimita ( 28/04/2004 16:19)
zao ry xxxx ny tiko kozina we le bandy akamako io an mikoty le sipa sur msn satria ko le sipa misy webcam d sady amzay tsy azo atao we rasty no en + ko snob noho za!!ra ny fitanatarany le sipa akamako azy alou d tena mikoty lery satria mikozy wew tu c ke t mignonne,on pe sortir ensemble sy ny blabla hafa efa misy preuve daholo,za alou mihevitra we le sipa v d hamorona tantara lava b otrizany?je crois pas!!
d ty ny vao2 farany ary:sosotay b t@ lery a fa lery nikoty anle sipa d mbola nanda b ihany we tsy marina hono zany fa mba nisangy fotsiny izy d avy eo?niphone ana @ andro @ 10 alina lery we azavao tsara hono fa sty azony mitsy le situation nefa efa hita fa midrague b zao izy!!
ny tsy reveko fotsiny d we,tsy nahazo le sipa 1 izy d mody za ndray no tambatambazina eo,d in ary no ataoko e!!
32. mimita ( 28/04/2004 16:23)
tsy aiko ra azonareo le tiko kozina fa averiko tsara @ antsipiriany ra tsy azo!!b lotra ny zvtr ato andohako tsinona
33. yonikafopl ( 28/04/2004 17:02)
mimita misy zavatra iray tsy azoko ity, fa ianareo ve mifankahita mivantana dia miresaka face a face sa par net fotsiny e! toa tsy nisy mihintsy mantsy ilay tantara hoe niaraka izahay dia hitako mihintsy izy tara be t@ilay sipa....... Ka samy ao Canada izany ianareo telo ireo?
Ka ny antony notondrany anao tany anie dia ny mba hinoanao fa tia izy ka tsy handaozanao azy e!, ka izay fitiavana te hanan-dro ny azy, matahotra izy sao ho votsotra ianao dia nitadiavany hevitra . Asa aloha fa mba eritreritra koa ny ahy iny.
34. jhouhlambout ( 28/04/2004 17:42)
tsara préciser-na izany
35. fijo ( 28/04/2004 22:55)
fa na izany koa aza ry mimita tsy mety ilay ataonao.mery ilay akamanao tsy hiaraka amin'ilay bandy ianao.ary tadidio fa na namana be aza anie ilay olona ,mba manana ny privée any koa izy e.tsy ary holazainy anao daholo izay hataony rehetra.io ilay fahasarotam piaro ratsy be.sady manimba tena ianao no manimba namana koa.
36. mimita ( 28/04/2004 23:37)
yonikafopl>zay zao samy aty canada fa sty izy nge no nitondra ana taty e!samy mba gasy nifankala fotsiny,ny namako no nanome ny mail d nifampiresaka t@ mail alou d avy eo nihaona!!d le resaka tara b @ le sipa ndray io ndray izy sy le sipa miresaka sur msn d le sipa manana webcam d hitany ny tareany!k io sipa io akamako d nokoziny ana daholo le zvtr,d enao v mievitra we noforoniny zany?je crois pas!!fa zay 3 samy aty canada zao!
fijo>k za tsy we miditra ny vie privee ny fa mba saro piaro kosa a alou fa za tena mirevy azy ko!!tsy tantiko kosa we akamako ndray no kotiny,sady za wa mikozy anreo fa tia a izy d je laisse pas tomber ra tsy we hikozy ana mitsy izy we za nge tsy tia anao fa considereko otrany namako fotsiny enao e!!k ziy mbola sty niteny ana anizany d zay le we f il fo battre pr qqn kon aime !sa ahona kosa ary ny hevitrareo?tsy marina kosa v zany e!
37. tenio ( 29/04/2004 10:53)
Lavabe ilay histoire fa saingy ny torohevitra omeko fotsiny dia hoe izay hahasoa ny tenanao ihany eritreretina fa aza miraharaha izay ankoatra izay.
38. fijo ( 29/04/2004 21:38)
izay mihintsy.za bandy fa za tsy hiteny amina sipa mihintsy hoe tsy tiako ianao fa ataoko namana fotsiny.matoa izy nikoty ilay namanao dia iny no tiany.mbola tsy miaraka ve ianareo dia toa izao ianao,tsy ho loza raha tafaraka.mbola izao dia efa feranao sahady ny fiainany rehetra.mba diniho ihany ny atao ry mimita fa sao dia izay no vao miha hankahalany anao.
39. mimita ( 30/04/2004 16:23)
efa milanina le kozy fa aza asina resaka tsony,efa tsy ivakiko loh ab stony izy fa aleo izy hanao ze tiany any!!!efa nikozy an ko izy we sty t hiady d zay zany ko!!!
40. xxx ( 01/05/2004 17:14)
fa inn mihitsy no mahatonga ny oll surtt ny lelà mialatsiny @nareo lelà) te hanandroa ary eh?handany zara anay fotsiny v zany sa filambanony sa tsy mahazaka mena miraviravy eh?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1761