SPDUN

1. fijo ( 21/04/2004 20:34)
raha namaky ilay sosokevitra nitranga avy amin'io fihaonana io aho dia hitako fa tsara ilay izy ary mety handravina zavatra.koa inona marina no antony tsy hankatoavan'ny TIM sy AREMA azy io?
aleo ve mifandrirotra foana toa izao?
novalian'i fijo ny 11/05/2004 00:25
2. ravatorano ( 22/04/2004 06:15)
Ny an ny arema dia ilay fehikevitra izay nolanina ny senat no tadiavina ho laniana eo amin ny assemblée nationale indray : izany hoe na dia ireo namono olona aza toa an dry Kotity dia avotsotra na fafana ny helony ka averina ho colonel indray.
Ny an 'ny tim indray raha ny fahazahoako azy dia dia rehefa niaraka na nanao na tsy nanao fa niray petsakely fotsiny aza dia petaho fa olon dry Deba.
Izay no ifandroritana eo.
I Rakotovahiny Emanuell dia niolaza fa tsy hiaraka na tablio aza amin ny arema nefa ry zareo samy irqay petsa petsa ao amin ny crn.
Ho an izay tsy mahalala dia lefitra voalohan Ingahy Zafy Atoa Rakotovahiny ary mpanao politika gaiglahy tokoq.Efa praiminisitra fa naongan ny herivelona namany ihany ka izay le manahirana eto samy mahay mifamingana dhl fa tsy izay hampivoatra an i Gasikara mamala ity no hilofosana.
3. fijo ( 22/04/2004 22:52)
le hoe avotsitra daholo aloha tsy mety e.io tsy fisian'ny sazy io no efa nanaimba foana teto.fa ireo izay hirakiraka kely tery kosa tokony tsy harahana satria ny an'ireny koa anie vola no tena nilainy e.
4. booboo ( 23/04/2004 12:22)
arakaraka ilay "hirakiraka" natao ihany !
5. fijo ( 11/05/2004 00:25)
mila jerena arakaraky ny zavatra vitany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3082