Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hendry, milahatra araka ny daty
hendry
(
21/08/2004 15:32)
tolotr´asa sy fitadiavana asa
Miarahaba ny mpitantana.
Maniry ny hisian´ny loha-hevitra tolotr´asa sy fitadiavana asa "offre et demande d´emploi" eto @ sehatra. Mety tsy hisy lafiratsiny kosa ngamba zany e?
...
tohiny
novalian'i mimich ny 26/08/2004 14:16
hendry
(
08/07/2004 14:52)
saron-doha
Ady hevitra mandeha @ firenena eropeanina ny tsy amelàna ny vehivavy musulman hitondra ny saron-dohany @ toeram-piasàny toy ny toeram-pianarana sy ny sisa.
Mpianatra (musulman) iray koa no mitantar...
tohiny
novalian'i booboo ny 02/08/2004 06:36
hendry
(
08/07/2004 07:56)
lohahevitra
Indraindray dia betsaka lohahevitra vaovao mahaliana be eto @ takelaka, indraindray nefa dia ny eo ihany no miverimberina. Ohatran´ny misy fotoana zany miaraka mahita lazaina daholo sika, misy fotoan...
tohiny
novalian'i atmos ny 14/07/2004 15:48
hendry
(
25/06/2004 15:14)
varimbariam-poana
Inona ny mahatonga ny olona ndraindray varimbariam-poana?
Eo dia midanaka eo, tsy tonga saina raha tsy afaka fotoana ela. ...
tohiny
novalian'i mimich ny 02/07/2004 10:21
hendry
(
28/05/2004 07:08)
ny tokony hatao
Tsy dia mba misy taranja loatra ianarana ny fihetsika sy ny tokony atao rehefa ankavoriana na imason´olona.
Ohatra: rehefa @ reny cocktail reny hono dia ny tanana havia foana no tokony hitazona ny ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 03:31
hendry
(
07/05/2004 18:31)
ny tena dikan´ny didim-poitra
Zay olona anontaniana momba ny tena dikan´ny didim-poitra dia tsisy milaza mazava fa mionona @ hoe satria zany ny fomba. Ny fahalalako azy dia misy ifandraisany @ resa-pahasalamana ilay izy.
Zay to...
tohiny
novalian'i tsilan ny 10/05/2004 13:11
hendry
(
07/05/2004 18:20)
tsy afrikana marina ve ny gasy?
Raha ara-jeografia dia afrikana amiko ny gasy na dia maro aza ny mahasamihafa antsika @ afrikana sasany raha tsy hiresaka afatsy ny volon-koditry ny gasy zay somary mazavazava kokoa, betsaka nefa ny g...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/08/2004 11:44
hendry
(
07/05/2004 18:17)
fampiadiana akoho
Zaho nihevitra hatr@ zay fa fialamboly fotsiny ihany izy io saingy rehefa mahita ny fihetsiky ny vazaha gaga mahita ny gasy mampiady akoho aho dia manontany tena hoe kolotsaina ve izy io e? ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 07:31
hendry
(
05/05/2004 10:06)
vonoina sa avela hiaina?
Ady hevitra be eny @ toeram-pitsaboana matetika ny momba ny marary zay hita fa tsy ahitana fanafana ntsony hoe hovonoina sa avela hiaina. Misy manko ireo marary, tsy mahay miteny ntsony, tsy afaka mi...
tohiny
novalian'i idealy ny 23/06/2004 04:54
hendry
(
28/04/2004 13:27)
mofomamy
Ahoana kay ny atao mba hahatonga ny krema (crème) ho réussie fa zaho isaky ny manao gateau dia tsy mety foana ny krema. Ny théorie be dia be ny ananako saingy rehefa ampiharina tsy mety e!...
tohiny
novalian'i ramaso ny 03/05/2004 12:21
hendry
(
20/04/2004 14:59)
fivavahana inona
Tsy tadidiko ry reto ny anaran´ilay fivavahana fa nalaza fotsiny izy talohaloha teo noho ny tsangan-
javatra hafahafa nisy zay namoizana ain´olona vitsivitsy na maromaro.
Mandeha mitory @ faritra...
tohiny
novalian'i gandy ny 02/07/2004 09:23
hendry
(
06/04/2004 14:59)
matahotra inona ny vhv gasy?
Ny ankabeazan´ny vhv vazaha dia matahotra ala(araignée) indrindra indrindra sy zay mety karazam-biby na dia biby bitika kely aza.
Inona no mba tena atahorantsika vhv gasy? Zaho aloha tsy matahotra ...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2004 20:39
hendry
(
06/04/2004 14:55)
mampiady loko
Mba ahoana ny hevitrareo @ reny vhv ohatra hoe manao mena hatrany @ satroka, akanjo, kiraro ka hatrany @ poketra reny? Tsara ilay mampiady loko fa raha mena na mavo na mainty hatrany atampon-doha ka h...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2004 22:44
hendry
(
05/04/2004 12:23)
tena vehivavy
Inona ny critères ilazan´ny lhl ny olona iray hoe tena vhv.
Misy milaza hoe raha tsy lava volo hono dia tsy vhv. Misy ndray miteny hoe raha tsy manana bika mitovy @ gitara hono dia tsy vhv....
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 12:05
hendry
(
05/04/2004 12:21)
tena lehilahy
Inona ny toetra na fihetsika sy ny sisa tokony ananan´ny lhl mba isokajiana ny olona iray ho lhl?
Ny ahy ry reto ohatran´ny tsy lehilahy amiko raha tsy be mokon-
doha (@ lafiny tsara io a!). Raha ...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 11:52
hendry
(
05/04/2004 11:32)
iza no atao hoe hova?
Misy milaza hoe ny hova hono dia teny entina ilazana ny andriana ihany. Misy ndray nefa milaza hoe olona anelanelan´ny andriana sy andevo hono ny hova. Dia misy koa milaza fa ny merina hono no atao h...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2004 22:23
hendry
(
17/03/2004 15:40)
ny lhl hono be hambom-po?
Oharina amin´ny vhv hono ny lhl dia be hambom-po be? Inona ny mahatonga an´zany?...
tohiny
novalian'i pitchou ny 02/07/2004 18:50
hendry
(
17/03/2004 15:39)
sika vhv hono kitohina?
Fa inona no mahatonga antsika vhv hanana zany toetra zany kay? kizitina, mora sosotra, mora enti-po, mora andairany sy ny sisa. Tsy midika akory zany hoe ny vehivavy rehetra a, fa ny ankabezany hono. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2004 21:41
hendry
(
17/03/2004 13:57)
lehilahy manampy ny vadiny
Ho antsika gasy dia ohatran´ny manahirana ny sain´ny ankamaroan´ny olona ny mahita ny lehilahy manampy ny vadiny @ raharahan-tokantrano: sasa lamba sy lovia, fandrahoana sakafo, fitaizana ny zaza n...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2004 00:14
hendry
(
15/03/2004 17:52)
indicatif fôsika @ tél
Zaho ry reto dia anisan´ny victime @ ity indicatif fôsika @ tél aty ivelany ity a. Nisy offre d´emploi t@ gazety dia mba kinga ery ny tena namaly satria mba te hahazo asa. Nony niantso aho nefa di...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 17/03/2004 17:58