sika vhv hono kitohina?
1. hendry
(
17/03/2004 15:39)
Fa inona no mahatonga antsika vhv hanana zany toetra zany kay? kizitina, mora sosotra, mora enti-po, mora andairany sy ny sisa. Tsy midika akory zany hoe ny vehivavy rehetra a, fa ny ankabezany hono. Marina ve zany? dia inona ny antony?
novalian'i fijo ny 06/04/2004 21:41
2. nananie
(
17/03/2004 15:54)
Angamba satria miady irery @ fiainana izy.Ny vady anarana fotsiny fa rehefa tonga ao an-trano tsy manao inin.
Misy koa efa kizitina satria efa toetrany.
Misy koa satria tsy manamady na manana sipa akory.Ireny vieille fille ireny no matetika ôtr'izany.
Misy koa efa kizitina satria efa toetrany.
Misy koa satria tsy manamady na manana sipa akory.Ireny vieille fille ireny no matetika ôtr'izany.
3. ikaretsaka
(
17/03/2004 16:48)
ny vieille fille (ilay antaon'i fijo hoe vierge a 30 ans) no kitohina sy kinjainjay izay
4. jhouhlambout
(
17/03/2004 17:09)
Efa naturel io ka, satria manana toe-tsaina pérfectionniste izay ny vhv.
dé rehefa tsy parfait dé tezitra sns...
dé rehefa tsy parfait dé tezitra sns...
11. hendry
(
18/03/2004 14:11)
Ny an´i bice dia hafa mihitsy.
Io lazain´i Jhoulhambout io no ohatran´ny mety ho marina. Matetika tokoa voalaza fa ny vhv hono manana zay toetra "perfectionste" zay ka rehefa tsy @ ilàny azy dia tsy mety faly na afa-po. Misy bandy azy sahy milaza hoe: "ny vhv tsy mety afa-po mihitsy eo @ fiainana"

12. fijo
(
18/03/2004 19:59)
ka rehefa "perfectionista"dia ataovy daholo ny zavatra rehetra dia vita tsara amin'izay e.fa aza be dongy eo.
13. ralipo
(
19/03/2004 09:18)
Tsy ianareo vhv no kitohina fa natiora-nareo le mila tambitamby ka raha tsy ao io de ohatran'ny sorena ianareo. Azo resena tsara izany o.
17. nananie
(
19/03/2004 10:11)
Andray ry Lema.Tsy mahafantatra ahy kory enao dia lazainao fa be dongy ny ol.
18. kitjo
(
19/03/2004 17:53)
ny an fijo sy ikaretsaka koa znay fona,manampy koa jhul fa miandry an reo hanomboka fts
d tsy maintsy zay fona v no ironan'ny resaka ato @ty forum ty e
d tsy maintsy zay fona v no ironan'ny resaka ato @ty forum ty e