sika vhv hono kitohina?
21. pitchou
(
21/03/2004 15:11)
ngah moa misy olona kitohina raha tsy misy manafitohana azy? fa mety izay no tadidy satria ny ankamaroan'ny vhv hono olon'ny fo ko!
26. hendry
(
22/03/2004 18:19)
pitchou> vhv koa aho nefa mahamarika fa sika vhv mora kitohina miohatra @ lhl. Raha misy zavatra mahasosotra dia sika vhv mora sendaotra kokoa. Diso ve ny hevitro?
28. pitchou
(
23/03/2004 16:50)
sa aleo ary manao otran'ny lhl rehefa tezitra d mandeha manala fo any an-kafa e! na midaroka na mamotika zavatra! mety ho tsara kokoa o?
izaho aloha tsy kitohina fa rehefa tezitra aza tena tsy miteny, ary izay ilay tsy misy mahatanty e!
izaho aloha tsy kitohina fa rehefa tezitra aza tena tsy miteny, ary izay ilay tsy misy mahatanty e!
29. ralipo
(
24/03/2004 20:08)
Tsotra e! resaka adrenaline io.
Vhv mora matotra kokoa noho ny lhl.
Dvlpmt Hormone no mahatonga io.
Miteraka stress anefa ny destabilisation hormonale (be loatra).
Anti-stress=Sport.
anti-stress=Mi se divertir matetika.
Tsy midika zany fa vhv mana-tsaina noho ny lhl an!

30. fijo
(
24/03/2004 09:15)
anti stress koa ny.aleo mangina sao avy indray i kitjo dia hoe i fijo sy ikaretsaka izany foana,nefa dia zavatra marina ilay tenenina.
ary ny VHV kitohina dia mbola marina be koa.
ary ny VHV kitohina dia mbola marina be koa.
31. ikaretsaka
(
24/03/2004 09:46)
ka ny vehivavysasnay ange tsy manao sport kokoa noho ny lehilahy e dia tsy afaka ilay stress di amora kitohina izy ny vokany
32. ralipo
(
24/03/2004 10:32)
zay mihintsy manaova sport na lahy na vavy na malefaka na mahery vaika, tandremo fotsiny ny "courbature" sy ny "crampe" fa misy étape ny zava-drehetra
33. hendry
(
24/03/2004 16:14)
Faly ery koa ry zareo lhl vao misy zavatra somary tsy dia tsara loatra resahana momba ny vhv.
Tsy midika akory hoe ny vhv rehetra kitohina satria misy mitoe-dahy ary misy manana toetra hafa mihitsy, n´inon´inona mitranga ohatra dia tsy amakiany loha ary tsy asiany sira. Fa ny ankapobeny no resahana, mora misendoatra ny vhv nefa mora tony avy eo.
Par contre ny lhl tsy mora misendoatra saingy rehefa misy mahasosotra azy dia sarotra ampitonena ary tsy manaiky toroina hevitra mihitsy fa mirintona.

34. fijo
(
25/03/2004 11:06)
ento ao amin'ilay bozaka fialantsasatra izy dia vita.kalma avy eo.anandramo anie e
36. ralipo
(
25/03/2004 18:22)
Zao nge ry hendry e!
Ny lhl rehefa manao zavtr de somary manao calcul kely foana "cartésien" kokoa ka raha tsy en béton ny fanazavana azony tsy mitony izy ny ao an-tsainy @ iny dia hoe "tsy logique izany" fa tsy fitia te hanao be marenina, avy eo izy vao mihaino ny fony dia manaiky fotsiny hoe "ts'isy quoi?" zay vao lazaina fa mitony.
Ny vhv koa aloha olon'ny fo loatra ka mora kitohina e!Manaova hoa Sport de @zay norm tsara.

39. pitchou
(
29/03/2004 16:25)
nareo lhl ange no tena mora misaritaka e! ary tsy afaka misaina rehefa sendrany fa d bodongerona be fotsiny!
fa marina aloha ilay spaoro! rehefa tena tezitra iny d ny baolina-panneau-cerceau no atao mahamay analana ny fo! rehefa tsy mbola ampy izay de daka be any aloooooooooooooooha lavitra any!
fa marina aloha ilay spaoro! rehefa tena tezitra iny d ny baolina-panneau-cerceau no atao mahamay analana ny fo! rehefa tsy mbola ampy izay de daka be any aloooooooooooooooha lavitra any!