sika vhv hono kitohina?

41. pitchou ( 30/03/2004 15:30)
he izany izy! ny an-dry fijo d zavatra hafa indray no tiany dakana ko! efa we ilay baolina analana fo!
42. bice ( 30/03/2004 11:45)
ka le anti-stress lazainareo io ange le TSAOKALENTIKA ambaran-dry zalahy eo ambony e
43. pitchou ( 30/03/2004 12:30)
ko raha tsy hitady an'iza aiza rehefa tezitra ko! tsy voatery ho rugb na footb ange e! rehefa mahay mandray sy mandaka baolina de mety! na baolina ping aza!
44. fijo ( 30/03/2004 22:27)
kely loatra ka sao tsy voadaka
45. pitchou ( 31/03/2004 04:41)
potsero mafy @ tanana ko d mety e!
46. ikaretsaka ( 31/03/2004 19:57)
mipoaka ao eo io
47. fijo ( 31/03/2004 21:08)
izay marina
48. angie ( 01/04/2004 09:33)
marina @ ahoana ary????????????
49. pitchou ( 01/04/2004 17:58)
d raha mipoaka? angaha tsy misy baolina hafa any?
50. hendry ( 05/04/2004 12:41)
baolina samihafa no resahana e?
51. ikaretsaka ( 05/04/2004 14:10)
hihihi
52. fijo ( 05/04/2004 22:39)
baolina inona kay ny anareo?
53. fijo ( 06/04/2004 21:41)
tsy hay intsony izy ity ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078