lehilahy manampy ny vadiny

1. hendry ( 17/03/2004 13:57)
Ho antsika gasy dia ohatran´ny manahirana ny sain´ny ankamaroan´ny olona ny mahita ny lehilahy manampy ny vadiny @ raharahan-tokantrano: sasa lamba sy lovia, fandrahoana sakafo, fitaizana ny zaza na fanoloana ny lambany sy ny sisa. Rehefa misy ny trangan-javatra toa izao dia lazaina fa tsy mahavita azy ramatoa na zakan´ny vavy @ lohany ny lahy.
novalian'i fijo ny 04/05/2004 00:14
2. hendry ( 17/03/2004 14:00)
Tsy vitan´izay koa fa mbola betsaka ny lehilahy tsy manaiky ny hanao ireo asa voalaza ireo: sasa lamba, fanoloana tatin-jaza, fitaizana ny zaza sy ny sisa. Lazaina fa anjaran´ny vehivavy zany ka tsy tokony hanao zany ny lahy. Misy ihany nefa saingy vitsy ny miezaka mifanampy @ vavy @ raharahan-
tokantrano, tsy milaza hoe an´ny vavy irery zany. Tsy mendrika halain-tahaka ve zany?
3. ikaretsaka ( 17/03/2004 17:15)
ka tsy forcena ny lehilahy rehefa manao an'izany.. ohatran'ny hoe manety bozaka izao ohatra,
4. kitjo ( 18/03/2004 13:13)
mitovy am le oe vhv mandeha miasa iany io e, misy milaza fa ny vhv tokony mijanona ao antrano mikarakara, fa refa hita fa tsy vitan'ny lhl fts zany na misy antony hafa koa d tsy maninona.
D oh zay ko ny lhl manampy ao an-trano, ts mba mahafinaritra kosa v ra mba alahady d miaramahandro kaly dol fa manasa vilia no ataon'ny mpanampy,
Fa tsy hoe kosa aloh afohazina maraina le lhl oe ao sasao ny lamba e,ihhihihi
5. ikaretsaka ( 19/03/2004 11:54)
izay indray zavatra hafa.. tsy misy force io raha tsy izany lasa koa ny hoe ankamoa maraina dia hoe hetezo ny bozaka!
6. jhouhlambout ( 19/03/2004 20:00)
Samy manao zé tiany io é!
7. peluche ( 19/03/2004 10:23)
zay zany le toe-tsaina jiolahimboto,hatao baranahany.samy manao zay mampalifaly ny fony sy tiany??
8. kitjo ( 19/03/2004 17:38)
non k, tsy le oe ze tiany akory, fa le oe araka ny sitrapony no tokony anaovany azy sy ny fahatsapan-tenany fa tsy terena
9. jhouhlambout ( 20/03/2004 20:15)
zay mihintsy!
10. kally ( 20/03/2004 11:16)
Misy fanetezam-bozaka tena tsy zakan'Ikaretsaka mihitsy angamba kah!averiny foana ilay izy hi hi mazotoa re ry lehilahy isany a!
Ny vehivavy anie raha mba mangataka hampianareo @ raharaha ao an-trano tsy hoe hakamoana fa mba maika hiara-hitositosy aminareo koa e!
11. hendry ( 20/03/2004 13:28)
Jereo anie zany famalin´ny lhl e: aza terena hono. Ka tsisy resaka an-tery fa resaka fahatsapan-tena ilay izy nefa raha hionona @ zay dia ho matin´ny asa eo ihany ny vhv.
Ny zava-misy dia vitsy ny mbola mahatsapa fa ilaina ny fifanampiana ao an-tokantrano, inona fotsiny ny maha ankohonana ny ankohonana?
Mbola mibahana be ao an-tsaina ilay hoe: raharahan-tokantrano = asan´ny vhv. Aiza re zany e?
12. kally ( 21/03/2004 17:19)
Ramaso koa ohatry ny mifoka anana ka izaho indray no lazainy mifoka bozaka.
Dia tsy hampianareo mihitsy izany ve ny vehivavy e?
13. kitjo ( 21/03/2004 09:26)
ihihihhhi,kally mpandrehitra d ramaso znay mpifoka e,

ikaretsaka>>tsy fohazina maraina ary fa atoandro e,hhuumm
14. hendry ( 24/03/2004 16:49)
Hay efa nisy lohahevitra nitovy t@ ity tary an-kafa fa tsy hitako raha tsy vao izao.
15. kitjo ( 26/03/2004 16:38)
zany? za aloha tsy mahita anzany e
16. hendry ( 31/03/2004 14:01)
any @ resa-dehilahy
17. fijo ( 31/03/2004 22:55)
ka io arakaraky ny fahafahana ko.za zao ohatra tia mahandro dia tsy koi raha izay,fa raha izaho no asainao mipasoka dia miandrasa eo.
18. kitjo ( 01/04/2004 14:55)
k zay, ze mampazoto sy mahafaly azy no anaovany azy fa ko ra tsy sazy kosa moa io ko
19. fijo ( 01/04/2004 22:36)
izay mantsy .sambatra izay hovadindry ka.hm
20. ravatorano ( 02/04/2004 10:01)
za tsy manao raharaha izany raha tsy hoe angaha misy kaly reveko be nefa tsy misy afa tsy izaho no mahay anazy , na koa za rery no ao antrano fa lasa nanao vacance dhl ny ankizy de tsy maintsy mikoso trano ,manasa ny viliako za , sns.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.509