fampiadiana akoho

1. hendry ( 07/05/2004 18:17)
Zaho nihevitra hatr@ zay fa fialamboly fotsiny ihany izy io saingy rehefa mahita ny fihetsiky ny vazaha gaga mahita ny gasy mampiady akoho aho dia manontany tena hoe kolotsaina ve izy io e?
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 07:31
2. ikaretsaka ( 09/05/2004 00:39)
sady kolontsaina io no fialamboly io no business io no fianarana miompy io no hobby io..

Kolontsaina satria ahitanao ireo finoanoampoana sy ny zavatra fatao rehefa mampiady akoho .. izay unique mihitsy

Fialamboly satria misy mahafaka andro mihitsy mijery an'ireny adin'akoho ireny ary mahatsiaro tena fa avy nanala azy nony niverina avy any (ohatran'ny avy nijery spectacle)

Business noho ilay misy vola mandeha amin'ny filokana sy fikarakarana ilay akoho sy ny fampiadiana (misy tena mametraka afisy mihitsy sns)

Fianarana miompy akoho... no comments
Hobby> ny atao hoe hobby araky ny amerikanina dia aasa ataonao nohon'ny fafinaretanao ary ny asanao isanandro no fandohavana azy
3. hendry ( 10/05/2004 07:40)
mampiavaka ny gasy ve ilay izy sa misy firenena hafa koa manao azy?
4. kitjo ( 03/07/2004 07:31)
za aloha mahalala olona ao Bira ao fa dia io no asa fivelomany e

marina mitsy le lazain ikaretsaka ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3366