lohahevitra

1. hendry ( 08/07/2004 07:56)
Indraindray dia betsaka lohahevitra vaovao mahaliana be eto @ takelaka, indraindray nefa dia ny eo ihany no miverimberina. Ohatran´ny misy fotoana zany miaraka mahita lazaina daholo sika, misy fotoana ndray nefa ohatran´ny samy tsy manan-kambara zany.
novalian'i atmos ny 14/07/2004 15:48
2. kally ( 08/07/2004 07:59)
F'hita ho'a!
3. atmos ( 08/07/2004 10:00)
Ka matetitika raha vao resaka mikasika fitiavana sy resaka adala dia mahaliana ny sasany. Ka izay koa ange ny tanjona eto e, libre pense
4. kitjo ( 08/07/2004 12:22)
atmos> arakaraka fa za zao tsy liana @reo koa!

hendry> marina mihitsy zany fa sady oh oe miara-manana le aingam-panahy ngamba rehefa mahita hevitra ato ka lasa manisy hvt vao2 bdb misy ifandraisany,, ary rehafa mangingina aorian'ny week end iny dia mangina tanteraka indray!
5. fijo ( 08/07/2004 22:40)
mba misy fotoana vizana koa ny saina ka.
6. wawawa ( 08/07/2004 23:07)
Ndraindray koa na te-haneho hvt aza enao tsy misy namana mi-discuter mht ao dia mikatso eo fotsiny
7. pitchou ( 09/07/2004 18:51)
ka sao kosa hevitra vitsivitsy fa be mpandray anjara no mety ho tsara kokoa noho ny hoe hevitra maro nefa santionan-dresaka fotsiny?
8. mimich ( 13/07/2004 11:11)
f'ita hoa ry pitchou , indraindray tsy hita hoe aiza no aleha fa maro loatra nefa raha vitsivitsy mety ho araka tsara,Tsy mety angaha raha atambatra ho iray ireny lhvtr mitovitovy ireny @ izay tsy mitandavana be ilay lisitra e!
9. atmos ( 14/07/2004 15:48)
ny ahy ndray aleoko betsaka e ny choix e, ka zay mi-interesser ahy mety tsy hahaliana anao, samy manao ze tiana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2717