Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i atmos, milahatra araka ny daty
atmos
(
20/03/2006 19:33)
Hira Betsileo
Sao dia mba misy manana ny mp3 an'ilay hira manao hoe ... Hitety vohitsa aia le ko manina, Toklakandra tsa magnila hoa, sns... tsy ananako ny titre fa hira mifangaro ilay izy io (medley) misaotra mial...
tohiny
novalian'i rurik ny 31/03/2006 14:02
atmos
(
18/01/2006 15:29)
Tiona Advantista
Manao ahoana daholo,
sao dia mba misy mahafatatra ianareo hoe aiza no mety ahitana Tiona advatista afaka vidiana na hoe afarana. Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i Tefipopman ny 15/01/2020 05:46
atmos
(
31/01/2005 14:18)
Hira chorale sy SOLFA
Misy lohahevitra iray izay natao hifampizarana hira Chorale sy SOLFA, ka ho an\'izay interesser dia mba afaka mifanoratra ka mandeha amin\'ity rohy ity (lohahevitra manokana izy io) :
http://serase...
tohiny
novalian'i Manantsa ny 21/03/2017 08:32
atmos
(
16/07/2004 14:18)
Reraka manoratra fa liana mamaky forum
Ô ry zareo a, tena lasa be dia be mihitsy ny resaka mahaliana sy mahafinaritra indrindra fa mampohomehy ato @ ty forum ity. Tena reraka mihitsy ny tanako indraindray mamaly sy manoratra ato, le mama...
tohiny
novalian'i bibioul ny 16/06/2005 07:02
atmos
(
14/07/2004 17:29)
Mpirahalahy manabady mpirahavavy
Ahoana ny hevitrareo mikasika ny mpirahalay manambady mpirahavavy ny mpianadahy manambady mpianadahy, sns... rehefa misaraka ve ny couple iray de mety hampisy olana @ iray hafa?...
tohiny
novalian'i stephane197 ny 13/05/2005 17:10
atmos
(
14/07/2004 15:39)
Namana mitovy sex aminao
Fa hono hoa ra zareo, raha manana namana ianao mitovy sex aminao, namanao be an, de ehefa aty aoriana fantatrao fa PD izy na Lesbienne, ahoana ny ataonao? ialànao pas ve?...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/11/2004 23:49
atmos
(
06/07/2004 22:59)
Ankamantatra
Andao mba hanao ankamantatra indray e, afaka mandefa daholo izay te-handefa de milaza ny valiny zay te-hamaly.
Inona ary zany :" Ny tany no tifirina nefa ny orona no voa, nenjehin'ny bandy 5 laahy ...
tohiny
novalian'i atmos ny 14/07/2004 10:08
atmos
(
06/07/2004 22:45)
Sipa manana diplôma be
Fa maninona ny sipa manam-pahaizana be tsy mety miaraka @ bandy antonontonony, avy eo nefa lasa mademozely antintra avy eo, tsy mahita vady. Raha mety miaraka @ antonontonony anefa izy, entiny @ sanga...
tohiny
novalian'i kitjo ny 23/07/2004 13:38
atmos
(
06/07/2004 13:25)
Vahivavy sy BUS
Inona ny mampitovy ny vehivavy sy ny BUS (Transport en commun)...
tohiny
novalian'i bekintana ny 12/03/2005 07:20
atmos
(
02/07/2004 17:53)
meilleur ami sy ny sipako
Fa maninona matetika ilay olona tena namanao indrindra no mifankahazo tsara @ sipanao, indraindray aza lasa amant na filazàna secret mihitsy ilay namanao. Ka rehefa misaraka ianao sy ilay sipa na ian...
tohiny
novalian'i ramaso ny 16/07/2004 16:16
atmos
(
02/07/2004 11:44)
Mety voavonjy ihany ve i Jodasy raha nibebeka rehefa avy namadika an'i J.C.
Somary lasa ihany ny eritreritra ry zareo a, tena olona voaozona mihitsy zany ity Jodasy ity? De foin'Andriamanitra ho very ve izy? raha nahatsiaro nibebaka ve izy avy eo de voavonjy sa efa voaozona?...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/12/2004 10:43
