meilleur ami sy ny sipako
1. atmos
(
02/07/2004 17:53)
Fa maninona matetika ilay olona tena namanao indrindra no mifankahazo tsara @ sipanao, indraindray aza lasa amant na filazàna secret mihitsy ilay namanao. Ka rehefa misaraka ianao sy ilay sipa na ianao sy le bandy, dia lasany mazava hoazy le sipanao.
Misy azo ialàna @ izany ve? sa fomban-javatra......
Misy azo ialàna @ izany ve? sa fomban-javatra......
novalian'i ramaso ny 16/07/2004 16:16
3. minnetty
(
03/07/2004 08:44)
Ka ilay sipanao kosa angamba avelanao hiresaka be amin'ilay meilleur ami nao koa , sady izay koa ilay sipanao mety any amin'ilay namanao marina no maka sopapa mikasika anao de lasa mifankahazo ny tadindokanga de miaraka ny hiafarany na dia mbola miaraka aza nareo roa!
ny azo hialana am zany dia aza hiresahana betsaka loatra ny momba ny sipanao ny meilleur ami nao de aza hiresahana betsaka momba ny meilleur ami nao ny sipanao
ny azo hialana am zany dia aza hiresahana betsaka loatra ny momba ny sipanao ny meilleur ami nao de aza hiresahana betsaka momba ny meilleur ami nao ny sipanao
5. poupounesana
(
04/07/2004 05:51)
az d miaraka matetika nareo telo!fa enao sy le meilleur ami androany miaraka de rahampitso enao sy le sipanao! d hoatr'izany hatrany!
6. vonimboasary
(
05/07/2004 08:56)
Ka ianao kosa ange izany ampahafantarinao ny meilleur ami be anao loatra ny momba anareo e!
Misy ihany ange ny atao secret eo aminareo roa fa tsy hoe holazaina ny namanao daholo ny zava-miseho rehetra e!
Misy ihany ange ny atao secret eo aminareo roa fa tsy hoe holazaina ny namanao daholo ny zava-miseho rehetra e!
7. ari.malala
(
05/07/2004 10:09)
Matetika mitranga tokoa alo io ê! fa ny tena antony mapateti-pitranga anazy dia satria ohatra hoe efa rendez vous anao sy ny sipanao d miaraka ianao s'i meilleur ami dia ao koa ilay hoe ampahafantarinao an'i meilleur ami ny momba anareo dia ampifankahalalana be loatra izy roa dia izay!
8. fijo
(
05/07/2004 20:37)
io voalazan'i jhouhl io angamba no marina.misy tsy fahamatorana ao.efa hita izao ve fa sipan'ny namana dia hivadiana.sady very ny namana no very koa ny fahatokisana avy eo.
9. wawawa
(
05/07/2004 22:16)
De toute maniere, na ela na aingana raha tia miraikitra loatra amin'ilay meilleur ami dia raikitra. Mitandrina no solution satria olombelona ny tena.
11. tolotra
(
06/07/2004 12:57)
mety tsy ilay band akama kosa no diso @izany fa ilay sipa mihitsy no maivando! fa tsy hoe ilay bandy akama no mivadika ra fijo a!
13. yonikafopl
(
06/07/2004 23:17)
hi hi hi hi hi fijo, mba nanana hevitra tsara indray ianao t@ ity resaka iray ity ra fijo, sa raha ilay sipa no manao dia tsy lasa fa raha ilay bandy izao no hoe niaraka t@ ilay meilleure amie dia hoe tsy maninona fa atao tsy fantany ve???
14. wawawa
(
06/07/2004 23:28)
Indraindry tokoa ilay sipa no efa misarakorako dia tsy hita moa ny bandy bandy ihany....
15. lema
(
07/07/2004 14:34)
tsy koi zany fa "aleo mahatratra toy zay mitainataina"fa lé mitaintaina kou anie ry akama ka tena mahalasa adala e!néna alou aleoko mahita hoe io izy ny akamako toizay tena mieritreritra foana hoe iza ary no any ambadika any...
17. wawawa
(
07/07/2004 15:52)
Blem somary serieux io satria iza ary no hofidinao raha ohatra ka mitranga ilay zvt? Ny sipanao sa ny namanao?
18. sariaka91
(
07/07/2004 16:05)
tsy omena lalana ny fakampanahy ka rehefa manana olontiana ianao dia elanelano kely ny fifaneraseranao sy ny kops fa ny ela maharay roa, sao de misy mangala pihinana...
Na dia atokisana toy inona aza ilay tena namanao, aza avela mihaona irery izy sy madama fa sao dé...
Ny zavatiana sy ny olontiana angé arovana e !
Na dia atokisana toy inona aza ilay tena namanao, aza avela mihaona irery izy sy madama fa sao dé...
Ny zavatiana sy ny olontiana angé arovana e !
20. fijo
(
07/07/2004 23:16)
yonik>aza mananihany moa e.nena wa raha tena akamako izany na dia ilay sipa aza no midongy tsy hanao aho satria tsy tiako.fa raha ilay sipany ary ambadika indray aloha lasa e.
izany hoe raha ny tena sipany na vadiny tsy ao aho.fa raha le tsaingoka kosa ok
izany hoe raha ny tena sipany na vadiny tsy ao aho.fa raha le tsaingoka kosa ok