meilleur ami sy ny sipako
22. atmos
(
08/07/2004 09:32)
tena mba gravy lesy ny fomba fisainan'elà ty ry fijo, tena gaga mihitsy ny tary mamaky ny mess n'elà, kôzy e
23. lema
(
08/07/2004 15:06)
tena marina kosa zany kozin'i fijo zany rehefa akama dé akama.
bien fijo
bien fijo
24. atmos
(
08/07/2004 22:44)
ka ilay tsaingoka kely no tena manaitra ahy ange e...bien fitjo koa ve io ry lema
26. fijo
(
09/07/2004 05:08)
ari malala>efa we mbola izy wa
atmos>manahirana ahoana letsy e.ilay sipasipany anie no azo tsengohana e.fa ny tena iziny kosa aloha za manaja e.
dia ho diso ve za eo le?
atmos>manahirana ahoana letsy e.ilay sipasipany anie no azo tsengohana e.fa ny tena iziny kosa aloha za manaja e.
dia ho diso ve za eo le?
27. yonikafopl
(
09/07/2004 18:30)
fijo mananihany ahoana ary? ka mba tena nilay ilay hevitrao tary aloha fa ito indray no mahavaka, hay mbola tia tsaingokaingoka ihany tssssss
ianao ity izay tena tia miray lovia @ hafa mihintsy e! hi hi hi hi
ianao ity izay tena tia miray lovia @ hafa mihintsy e! hi hi hi hi
28. atmos
(
10/07/2004 11:36)
fijo: teny bandy mihitsy leitsy ialahy ty ry fijo, marina e, ny bandy marina toujours bôgôsy an....hihihi...tsaingoho ao e
29. atmos
(
10/07/2004 12:55)
fijo: teny bandy mihitsy leitsy ialahy ty ry fijo, marina e, ny bandy marina toujours bôgôsy an....hihihi...tsaingoho ao e
30. yonikafopl
(
10/07/2004 16:43)
ary atmos iyt raha mba hamerimberina teny!!!!
ny bandy toujour bogosy ahoana kou e! izany ve no mahatonga anareo tia tsaingotsaingoka.???
ny bandy toujour bogosy ahoana kou e! izany ve no mahatonga anareo tia tsaingotsaingoka.???
31. vegas
(
10/07/2004 20:21)
Mitombona lé izy amiko. Amin'ny maha mpinamana be an'lisany de misy toetra na zavatra itovitovizana amin'lisany mitsam. Ka ra tiny ialahy, mazava ho azy fa mety ho tiny ko ilay naman'la. Njinja fa ra oe lery bôgôsy kokoa noho elah sady mba galant kokoa noho elah. Sady hitady ny tsy oul tsy fantatra ndray ve? tsy aleo maka ny manodidina eo iany?
32. atmos
(
12/07/2004 02:31)
Izany letia ry vegas no lazain'ny ntaolo hoe : "mangery an-tokotany, ka ny tompony ihany no miaritra ny fofony".
33. atmos
(
16/07/2004 14:08)
Resumé : raha azoko daholo izany ny tianareo hambara dia izao no famintinana azo ambara :
- Ny lhl tsy mba ratsy, tjs bôgosy
- Tsy quoi ny mitsingotsaingoka raha tsy misy mahita sy mahafantatra
- Aza matoky saka fa trondro ny laoka, na dia meilleur ami nao aza
Mierci ry zalahy sy zavavy an, bien kou zany kôzy zany