Reraka manoratra fa liana mamaky forum

1. atmos ( 16/07/2004 14:18)
Ô ry zareo a, tena lasa be dia be mihitsy ny resaka mahaliana sy mahafinaritra indrindra fa mampohomehy ato @ ty forum ity. Tena reraka mihitsy ny tanako indraindray mamaly sy manoratra ato, le mamaky anefa mahafinaritra. Sô de mba manana soso-kevitra ianareo fa tena lasa kamo manoratra be ny bandy nefa mbola liana ny hi-participer eeeeeeeeeeee

SOS Clavier!!
novalian'i bibioul ny 16/06/2005 07:02
2. ramoul ( 16/07/2004 15:19)
Atôvy am' tongotra ndray rehefa reraka é! na manamboara robot manola ny tanana de vita.
3. mcfy ( 16/07/2004 15:41)
teneno aty d avy eo soratako ary e! hihi
4. methode ( 16/07/2004 23:14)
Tena mitovy amin'i atmos mihitsy za! Le fotoana mihitsy ny ahy no olana e!!
5. kitjo ( 17/07/2004 04:04)
Tena misy areti-mifindra!!!!!!


Izany eo ihany fa ilay fotoana koa no tena olana satria tiana hovaliana aby ny resaka!
Zao lasa mitsimpona sisa...ttttsssss
6. rivorijasoa ( 17/07/2004 07:11)
Raha tsy izany dia tetezo tsirairay ny namana. Sady ny frais ny bus izao efa niverina ho 1000 francs. Dé ny an'ny namana any an-dafy ampitondray vorona sady ireny tsy andoavam-bola.
7. kitjo ( 17/07/2004 16:53)
ramaso> mampalahelo izy fa izy ko ary mba sahirana koa....
8. voninkazokely ( 17/07/2004 17:33)
Za koa mitovy amin'i Atmos! :D
9. kitjo ( 18/07/2004 12:00)
Manaova vaksiny ry reto annn
Miandry an fijo hiverina aby ngamba sy samoina,hihhihih

Tena nangingina tkou nony lasa zareo an
10. bibioul ( 16/06/2005 07:02)
marina zany r zareo!? ref te hime rery d mijer forum lazain'n olona a adla ato am cyber
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8038